ahoana ary izany!!

1. Aino ( 10/09/2007 16:17)
hatr@ izay nanananako petit copin de lasa ny saiko sady indraindray tahaka ny misy tahotra ho any ireo lehibe ny ao anatiko ao hoe izany sahady ve!¿?
nefa t@ ireo taona lasa tsy nanana dia analany ny namana sy famille faona hoe anao masera anga hono!!
ato atrano izany hoe ny famille tsy misy mibedy na miteny ahy ny @izany nefa aho manana tahotra azy ireo indraindray. de gagagaga ihany aho hoe inn no antony?:?::?:
novalian'i Kwasi ny 11/09/2007 13:59
2. fasaly ( 10/09/2007 16:28)
norme aky zany satria indry vao sambany no nanao copain ah!
fa raha manao ny tsy fanao any koa aloja de manenjika ho azy ny eritreritra e!:^):-D:-D:-D
fa indry nge efa lehibe inona no tokony hatahorana e!....
3. Aino ( 10/09/2007 16:59)
fasaly hihihi lol inn ilay tsy fanao? izhao zaza endry be eh!! lol
4. diamondra27 ( 10/09/2007 17:08)
ka zay foana akia io ry aino a!
refa atsy ho atsy ndray de zao ndray no lazainjareo fa miomàna (après ny raharaha na fivadiana pacs io)

oviana no hanao ankizy e?
5. Aino ( 10/09/2007 17:14)
diams hihihi lol ilay vodiondr,soratra,mariazy sy ny ankizy aloha mbola avela hivalona tsara any anaty valizy any fa rehefa any ahorina be any anga vao hieritreritra any iznay.
6. diamondra27 ( 10/09/2007 17:21)
aino: hihihi
efa haiko mbola mamita fenarana alou
tiko lazaina de we: tsy tain njy fa fombn'ny olona foana le manala zany e
7. Kwasi ( 11/09/2007 13:59)
Tadiavo sy farito aloha ilay hoe "tahotra" ao aminao.

Inona no mampahatahotra ahy?
Mety hitranga ve io tahotro io?
Raha mitranga dia inona no mety ho vokany?
Dia tena ho lozabe tokoa ve io?
Inona no mety hahaloza azy?

Ny valin'io farany io dia mety hoe "tsy misy", dia @ farany na ianao aza hihomehy an'ilay zavatra atahoranao. Dia hahita ianao fa tsy misy tokony hatahorana. Ho afaka ho azy ilay angoisse

Fa henoy tsara daholo ihany koa aloha izay tenenin'ireo efa manana experience:-D:-D:-D ireo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7655