permis internationaly

1. xxx ( 02/09/2007 11:33)
Manao ahona daholo:

ahoana kay ny mamadika permis gasy ho lasa international.
condition, demarche... sao misy mahalala.
Merci
2. fasaly ( 02/09/2007 11:49)
ny permis gasy nge efa internasionaly e!;-)
aterina any am commune ipetrahanao fotsiny raha ty ivelany enao de zareo no mamadika azy ho permis manankery am fitoerana ipetrahanao...
3. Ika ( 02/09/2007 12:23)
tena sûr
toa hoe mila oe ao anatiny 1 tona nahatongavana taty hono

4. nolalaina ( 02/09/2007 13:09)
Tô mila mipetraka 1 an marina araky ny vôlazan'i Ika vô azo soloina any @ préfecture na mairie.... nefa tsy hay hay intsony ny lalàna anketriny ka sô dé tara eo ny fanovana azy fa andana maka renseignement @ commune misy anao.
5. xxx ( 02/09/2007 13:36)
ary raha alefa any dago no avadika ny permis gasy ho international satria tsy tiana ho atao frantsay, mila ny presence-ko v?
6. fasaly ( 02/09/2007 14:03)
mifanohatra be ny aty aminay zany ny any amin'i ika sy i nolalaina fa ny anay vao tonga somantsara eto ka mahazo tts mazava hahazoana mipetraka dia ampidrina ihany koa ny permis fa raha miandry un an izany defa mety tsy hino zareo fa lazaindreo fa permis novidina fosika ndray:°)
7. fasaly ( 02/09/2007 14:05)
xxx:

ary raha alefa any dago no avadika ny permis gasy ho international satria tsy tiana ho atao frantsay, mila ny presence-ko v?



ka
efa hoe ny permis gasy efa internationale raha tsy izany tsy manakery afa tsy ao dago iany....:wink:
fa ny fanovàna azy hitovy am permis rehetra ampesain'oul am firenena ipetrahanao no hanantonanao ny commune.....

8. xxx ( 02/09/2007 14:12)
misy resaka mifangaro izany :

- tsy interanasionaly ny permis gasy fa misy firenena sasany manaiky ny permis gasy , ohatra Frantsa , fa mila procédure kely atao (échange), misy conditions koa, permis de plus de 5ans. Atao ao anatin'ny taona voalohany ahatongavana eto Frantsa (ny eto @ IDF aloha izay no nanaovako azy)

- raha te hanana permis internationaly dia mandeha any min intérieur malagasy, dia mahazo . Ilaina io any @ firenena tsy manaiky ny permis gasy (ohatra UK), dia tsy maintsy mamerina manala permis any an-toerana ianao afaka 1 taona (ohatra fa arakarak'ilay firenena)
9. fasaly ( 02/09/2007 14:17)
fa< we international ny permis gasy....:wink:
matoa afaka ampesaina ovaina any am firenena hafa nakoatra an'i madà defa intzernationale zay:-P
aiza indray no tsy manaiky ny permis gasy aza amzao??????sa niova tsy ho internationale izany ???hatry ny vina ?????ny eto am misy ahy aloha tsy misy olana ....eny na ny firenena manodidina am misy ahy manaiky ny permis gasy ihany kou:°)
10. xxx ( 02/09/2007 19:46)
- Permis gasy afaka mande @ tanana sasany fa tsy ny rehetra. Dikany misy valeur-ny izy (honeur sy diplomatie ilay état v?) fa tsy mahasolo ny permis internationaly. Na ny permis voalaza ho internationaly aza misy firenena tsy manaiky azy.

- D ohatra tonga frantsa d mila soloina ho permis frantsay (soloina v sa atakalo?)dans 1 an après ny ahatongavanao sinon il ne change plus!!! (sûr io indrindra raha hiasa amin'iny ianao) D ahona no tokony atao après lé 1an si tu as oublié et t'as pas envie de payé chèr pour repasser le permis vaza? D refa mody dago dé quel permis on utilise?

- D raha UK, mila manolo permis avant départ any @ minist intérieur?!
d si tu restes pas long tps @ toerana 1 fa mivezivzy UK, France, Allemagne, d tsy maintsy mamerina exam permis fona any @ résidance-nao v? sa eo d obligatoire ny permis international?!

- d refa tonga dago, tu récupères l'ancien permis gas? d raha feno point lé permis vahininao, tu récupères qd même ton permis gasy? sa d las permis international fona ny ampiasaina?

11. fasaly ( 02/09/2007 20:39)
xxx: koa toa hainao tsara izy izany koa inona no nilàna fanampina izany????:°)
12. mirana5 ( 02/09/2007 21:26)
fasaly:

xxx: koa toa hainao tsara izy izany koa inona no nilàna fanampina izany????:°)



Miandry fankatoavana avy aminao i xxx é sa tsy zany?:roll:
13. ikaretsaka ( 02/09/2007 21:30)
ts'isy tsara ohatran'ny miverina manala fanadinana ao @ ilay tanana dia anananao daholo ny an'ny firenena rehetra.
ireo tany mampiasa conduite a droite sy tsy miteny Frantsay dia matetika tsy manaiky ny permis gasy (tsy haiko ny ao Europe)

fa raha manana 3 aman'efatra ianao dia rehefa mankany dia iny no ampiseho koa!
Raha communaute europeene dia hafa. dia permis japonais ohatra na australien dia mandeha daholo rehefa any Asie iny, toy izany koa, dia permis ana etat iray na province iray, rehefa Etazonia sy Canada.

Fa ny mahagaga, Uk manaiky permis Amerikanina, nefa UK conduite a droite, USA a gauche!:roll:
14. rush ( 03/09/2007 05:57)
ny permis gasy tsy internationaly zany fa diso ny an'i fasaly,tsy manankery hafatsy any madagasikara ,vao mahazo ttsy vazaha ianao d mamadika ny permis ho vazaha,tsy mahery 1 taona nahazoana ny ttsy,miankina ny toerana misy anao koa ny fahazoana io,misy tsy manaiky fa manala vaovao,ny permis internasionaly dia manakery @ firenena eoropeana ihany,nefa refa mamadika vazaha dia alaindry zareo ny permis gasy satria ianao efa vazaha,d tsy manana gasy tsony ianao zany, ny mangataka duplicata any dago no tsy haiko na mahazo ianao na tsia,
15. Ralay ( 03/09/2007 06:56)
Mpandefa : rush [ Valio ] 03-09-2007 07:57:19
Lohateny : Re : permis internationaly
ny permis gasy tsy internationaly zany fa diso ny an'i fasaly,tsy manankery hafatsy any madagasikara ,vao mahazo ttsy vazaha ianao d mamadika ny permis ho vazaha,tsy mahery 1 taona nahazoana ny ttsy,miankina ny toerana misy anao koa ny fahazoana io,misy tsy manaiky fa manala vaovao,ny permis internasionaly dia manakery @ firenena eoropeana ihany,nefa refa mamadika vazaha dia alaindry zareo ny permis gasy satria ianao efa vazaha,d tsy manana gasy tsony ianao zany, ny mangataka duplicata any dago no tsy haiko na mahazo ianao na tsia,

Io voalazan'i rush io no marina raha aty france fa ny hanapiako kely azy dia raha étudiant ianao dia tsy afaka manova permis gasy ho vazaha mihintsy fa mahazo mitondra @ iny permis gasy iny.
Ny fanovanan ho permis vazaha indray dia raha vao manana taratasy vazaha ianao dia azonao ovaina avy hatrany ho vazaha koa ny permis gasy fa raha vao tapitra ny 1an aorian'ny nahatongavanao dia tsy azo avadika intsony no tsy azonao itondrana intsony raha vazaha ny taratasinao.
16. diamondra27 ( 03/09/2007 07:02)
le we international zany ny blem we inon no tena dikany ? lol :oops::oops:

refa mivoaka ny pays de natinal sa international?:-D:-D:-D

Le lalàna no tsy mitovy araka ny toerana tiana handehanana.

Raha eto france zao de mila avadika permis international ny permis gasy any @ prefecture (taloha aloha zay fa mety efa any @ la mairie sa sous-prefecture de azo ametrahana azy raha tsy diso za , ça dépend ny toerana misy anao)
de mila taratasy be de be
@zao fotoana de efa entitra ry zareo fa tsy maintsy mila justificatif we nipetraka tany @ le tanàna 6mois enao farafahakeliny, de aveo mila le taratasy any @ ministera iny (anontanio ny ecole nianaranao fa afaka mi-renseigner an'zany izy we aiz aany ministera andehanana hakana le taratasy , voasonia ilaina aty france(tsy tadidiko le anarany teo), de +++ taratasy maro: justificatif d'adresse en france etc etc, pièce d'identité, carte de séjour
de miandry.
de raha sendra olona tsara de raisiny , raha sendra olona ratsy de mampifilafila izy asainy miverimberina foana fa hoe: tsy ampy an'zao ndray le taratasy, tahaka izay ny an'le namako manko

____________________________________

tena raha haka permis isaky ny firenena zany toa lany volabe ka
____________________________________


17. Angolaina ( 03/09/2007 07:08)
Raha permis gasy avadika ho permis international dia ireto avy no zavatra ilaina :
- Fangatahana an-taratasy atao @ Andriamatoa Minisitry ny Atitany Antananarivo (atao ao anatiny ny motif de sejour sy ny lieu de sejour)
- Photocopie certifiée conforme à l'original ny passeport malagasy (p. 02,05,03) sy ny passeport frantsay raha double nationalité, Permis de conduire gasy + feuille annexe ( 2 exemplaires de chaque ireo photocopies ireo)
- Billet d'avion aller -retour (tena exigén-dry zareo be mitsy)
- carte de sejour raha monina any ivelany
- Fanomezam-pahefana légalisée ho an'ireo tsy tompon'ny dossier fa ampikarakarain'ny tompony azy

Izao ny contenu an'ilay taratasy à adresser à Monsieur le Ministre de l'Intérieur :

Objet : Demande d'autorisation de conversion de permis malagasy en permis international
à
Monsieur le Ministre de l'Intérieur

Monsieur le Ministre,
Titulaire du permis de conduire n° ___ délivré à ___ le ____
J'ai l'honneur de solliciter de votre haute bienveillance de bien vouloir me délivrer une autorisation pour la conversion de mon permis sus cité en permis de conduire international afin que je puisse conduire la voiture en __ (pays de destination) pour __ (motif du voyage)
Ci-jointes les pièces necessaires à cette demande.
Dans l'attente d'une suite favorable, veuillez agréer, Monsieur le Ministre, l'expression de ma très haute considération.

Signature (conforme au permis de conduire et passeport)
18. diamondra27 ( 03/09/2007 07:17)
de firy andro le izy no azo après dépôt le dossier?
De mila batsitra ve ry zalahy (tsolotra ny dikan'zany)
ra tsy zany de elabe:oops:

io lazain'i Angolaina io le izy
de refa tonga aty france de makany @ prefecture de manontany ny service des permis de conduire de miteny we: mila taratasy "demande de permis international"
de azonao le imprimé sy taratasy ilaina rehetra tadiaviny

mila sary 2
timbre fiscal : voalaza ao we combien, ou mandat poste de même valeur
valopy format 11,5x16 timbré, atao @ adresinao
+ certificat de résidence tany dago
19. fasaly ( 03/09/2007 11:38)
ika tsy moramora nu manala fanadinana fa mandy vola no ataondreo tsy afaka mitsy ahitany kiana foana ....
20. fasaly ( 03/09/2007 11:40)
ny permis gasy aloha rekonu iontrnational aty aminay e! tsuisy blem:-P:-P:-P:-P ovaina fotsiny lay izy....ry rush
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528