permis internationaly

101. lamie ( 07/09/2007 17:30)
azafady ry zareo fa namaky ny hevitra mandeha aho dia mamaly kely: eto belgique ny tenanay no miasa, nanana permis malagasy aho taloha ary tsy maintsy novàna fa tsy manakery aty io, ka gaga aho hoe lasa internationaly tampoka ny permis malagasy,diso izay mieritreritra io, sendra tsy mbola voasava ianao ka mifalia,ataovy izay mety fa manahirana ny lalàna vazaha e!
102. andry08 ( 07/09/2007 19:01)
Tsy international ny permis gasy re olona an! Mila manova na aiza na aiza fa ianareo be doika eo daholo!
Na nisy nisava na tsia dia tsy international io e! Indrindra aty europe, mba reviser-o sao tratran'ny patsabe ka tsy ho telina!
103. fasaly ( 08/09/2007 06:05)
xxx:

fasaly:

booboo: :-D:-D:-D:-D:-D tsy be koika wa!:(
fa we international de zay no ijoroko fa samy manana ny heviny nge fa tsy votery hanaraka ny hafa e! ahy io de ahy irery ary ijoroko hatram farany:wink::-D:-*


Hafa kosa ny hoe "hevitra" sy ny tena zava-misy ka mba meteza ahitsy rehefa hita fa zava-diso. Raha izay moa no metimety aminao nefa dia ndàna.:lol:





aza mbo miditra am pataloha tery fa hevitro io tsy azonao ahozongozona amin'io fa ny anao no tazomy...efa nolazaiko teo daholo ny raisonement ko de zay e!:-P in mitsy ny tsy aritra amilay hevitro ....?????


104. fasaly ( 08/09/2007 06:06)
xxx: naika hadinoko fa tsy hevitro fotsiny fa zava misy eto aminay donk tazomiko hatram farany ny volazako:wink:
105. fahamarinana ( 08/09/2007 11:08)
diamondra27:

fahamarinana: saotra akia a! hay ve misy an'izany koa e!
de raha sanatria voadonan'olona le olona manana permis vorontsiloza de ahoana ny fiafarany? Migadra ve?
Ny haiko aloha de we misy mividy permis eto @ internet e! mba loza koa zany. Fa ny ataon'ny olona aty , zay tsy conseillé de mitondra tsotra zao nefa tsy manana permis.

fasaly: zany nge wa akia e! za tena gaga t@ le izy mitsy we ahoana koa aza zany code aty @ tanànana zany?
surtout le lalana etsy 67HA mosy lavadavaka, fa mety efa vita tsara ngamba izy zao
Aleo maka sofera akia a!

de hono wa misy le olona avy aty dago reny de manana permis retra hono izy: na B na A na D na C nefa any amintsika toa tsisy caravane akory:oops:
reny zany le p vorontsiloza?



:arrow:Non,tsy am internet anie zany lazaiko zany e,fa any Dago mihintsy io,tsy te hanala permis lay olona aty andafy dia manao affaire am auto-ecole na olompatatra any dia azo amin'izao ilay izy en contre partie mandoa vola be aloha aminy.Ny olana dia zao tsy mahay code ilay olona fa dia mandeha amin'izao:Nisy namana dia nanimba auto mihintsy fa izao aloha dia efa mitondra tsara izy e,misy namana 1 ndray dia naka cours de conduite quelques heures dia efa mitondra tsara zao,ny 1 namerina nanala permis taty andafy mihintsy fa natahotra ny vadiny sao manao accident. Dia hitandry amin'izany fa ilay permis vorotsiloza anie ara-dalàna satria voasolo tany am préfecture ,efa misy clés-ndry zareo tsy araka intsony,fa dia anjaran'ny tsiarairay sisa avy eo raha hitondra izy au risque de faire un accident na hamono olona.(l)
106. diamondra27 ( 08/09/2007 17:13)
fahamarinana: hay ve akia ka misy an'izany e!
risk ihany aloha zany e!

zahay aloha mba nitondratondra ihany tany dago ,mbola tsy nanana permis t@zany, fa refa tsy be olona iny sy eny amoron-dranomasina no itondrana azy e:oops:

fa raha mahavoahitsaka lapin na animaux eny an-dalana tokoa toa tsy azo alaina le izy hono we, raha tratra de voasazy. Aty france aloha zany e!

107. xxx ( 11/09/2007 09:24)
fasaly:

xxx: naika hadinoko fa tsy hevitro fotsiny fa zava misy eto aminay donk tazomiko hatram farany ny volazako:wink:



Ianao irery angaha no mipetraka any Belgique mahay an'izany? :lol:
Tsy manaiky an'io ny commune sy ny GOA jereo ny link napetako e!
108. xxx ( 11/09/2007 12:13)
de aleo ho be doika eo nareo sy ny permis-nareo e!
109. diamondra27 ( 11/09/2007 17:22)
[URL=http://img265.imageshack.us/my.php?image=bmwfatasx9.jpg][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/5926/bmwfatasx9.th.jpg[/IMG][/URL]
110. xxx ( 12/09/2007 16:25)
Tsy mandeha aty Vanada ny permis gasy raha tena hipetraka ianao. Raha hianatra na mandalo dia azo ampisaina. Fa raha résident permanent dia tsy maintsy manao fanadinana teoria sy pratika. Ary tsy ilay izy misy soratra hoe permis international no zava-dehibe fa hoe no-délivrer-na taiza ? Firenena vitsy ihany no eken-dry zareo hoe atakalo fotsiny tsy mila fanadinana aty. Fa permis gasy tsotra na permis gasy international tsy mandeha.
111. xxx ( 15/09/2007 13:16)
diamondra27:

[URL=http://img265.imageshack.us/my.php?image=bmwfatasx9.jpg][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/5926/bmwfatasx9.th.jpg[/IMG][/URL]



hay ve mahia be toa io ilay diamondra 27 e! Io foana no havoaka eto kay ve eh!
112. aritradiary ( 05/03/2018 05:38)

Angolaina:

Raha permis gasy avadika ho permis international dia ireto avy no zavatra ilaina :
- Fangatahana an-taratasy atao @ Andriamatoa Minisitry ny Atitany Antananarivo (atao ao anatiny ny motif de sejour sy ny lieu de sejour)
- Photocopie certifiée conforme à l'original ny passeport malagasy (p. 02,05,03) sy ny passeport frantsay raha double nationalité, Permis de conduire gasy + feuille annexe ( 2 exemplaires de chaque ireo photocopies ireo)
- Billet d'avion aller -retour (tena exigén-dry zareo be mitsy)
- carte de sejour raha monina any ivelany
- Fanomezam-pahefana légalisée ho an'ireo tsy tompon'ny dossier fa ampikarakarain'ny tompony azy

Izao ny contenu an'ilay taratasy à adresser à Monsieur le Ministre de l'Intérieur :

Objet : Demande d'autorisation de conversion de permis malagasy en permis international
à
Monsieur le Ministre de l'Intérieur

Monsieur le Ministre,
Titulaire du permis de conduire n° ___ délivré à ___ le ____
J'ai l'honneur de solliciter de votre haute bienveillance de bien vouloir me délivrer une autorisation pour la conversion de mon permis sus cité en permis de conduire international afin que je puisse conduire la voiture en __ (pays de destination) pour __ (motif du voyage)
Ci-jointes les pièces necessaires à cette demande.
Dans l'attente d'une suite favorable, veuillez agréer, Monsieur le Ministre, l'expression de ma très haute considération.

Signature (conforme au permis de conduire et passeport)




salama tompoko,

Inona kay ilay "feuille annexe"; mankasitraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0802