permis internationaly
81. fasaly
(
05/09/2007 15:15)
xxx:
fasaly:
ny permis gasy aloha rekonu iontrnational aty aminay e! tsuisy blem:-P:-P:-P:-P ovaina fotsiny lay izy....ry rush
Hita be ianao hoe any Belgique, ianao ve mahay blagues belges ireny
ny belge aty aminay kou nghe mahay tsara be ny blagy frantsay e!:-D:-D:-D:-D:-D samy zareo ihany no mifamely eo fa tsy misy idirako alou zany...
zà tsin tsy belge fa gasy:-P
raha hitantaraiko santionany ianao de vonona aho hitantara:-D:-D:-D
82. fasaly
(
05/09/2007 15:17)
xxx: sa te ho frantsay mafy izato izy:roll::roll::roll::{:{:{
diamindra: non non non! zà tsy hi roule any madà mitsy fa mitsoridrika be ny oul any na tsy passage piéton aza de ny fiara kou tsy mijanona na dia misy oul mepita aza am passage piéton:? tamzà tany farany kalou no nahita an'io an!

83. xxx
(
05/09/2007 22:07)
rehefa diso be ny zavatra tenenina dia mba manaoky fa tsy be vava eo e! Zavatra tsy marina dia mody manao interessante eo hono:-D:-D:-D:-P:b:b:b:b:b:b, ny marina angaha dia hovaina fa te ho vedety???
85. Fiffi
(
06/09/2007 08:27)
heu.....ireto fotsiny ny valin'zao rehetra zao an ! de aza hadino fa ny permis efa lasa hoe "permis europe" de zay tsy manaraka an'io de voasazy.....
http://vosdroits.service-public.fr/particuliers/F1459.xhtml?&n=Transports&l=N18&n=Automobiles%20et%20deux-roues&l=N529&n=Permis%20de%20conduire&l=N530
http://www.lemoneymag.fr/v4/fiche/s_Fiche_v4/0,5382,14465,00.html
http://vivrealetranger.studyrama.com/article.php3?id_article=118
http://www.mfe.org/Default.aspx?SID=12359
http://vosdroits.service-public.fr/particuliers/F1451.xhtml?&n=Papiers&l=N21&n=Papiers%20du%20v%C3%A9hicule%20et%20permis%20de%20conduire&l=N368&n=Per
hummm.....mazava be am-zay angamba le izy an ? :roll:

86. diamondra27
(
06/09/2007 10:44)
fahamarinana: saotra akia a! hay ve misy an'izany koa e!
de raha sanatria voadonan'olona le olona manana permis vorontsiloza de ahoana ny fiafarany? Migadra ve?
Ny haiko aloha de we misy mividy permis eto @ internet e! mba loza koa zany. Fa ny ataon'ny olona aty , zay tsy conseillé de mitondra tsotra zao nefa tsy manana permis.
fasaly: zany nge wa akia e! za tena gaga t@ le izy mitsy we ahoana koa aza zany code aty @ tanànana zany?
surtout le lalana etsy 67HA mosy lavadavaka, fa mety efa vita tsara ngamba izy zao
Aleo maka sofera akia a!
de hono wa misy le olona avy aty dago reny de manana permis retra hono izy: na B na A na D na C nefa any amintsika toa tsisy caravane akory:oops:
reny zany le p vorontsiloza?

87. fasaly
(
06/09/2007 10:50)
diamondra: ny any amitsika aky mikorotana be ny fifamoivoizana ah! misavoritaka be ihany:?:-D
hihihih fa in alou zany permis vorotsiloza izany e!:{

88. fasaly
(
06/09/2007 10:53)
xxx: kefa we ny permis gasy wa permis intenrnational...zà zao efa ni rouler tany rehetra tany tsy nisy blem:-P
89. diamondra27
(
06/09/2007 11:10)
le eo akaikin'ny gara sy ery akaikin'ny tunnel analakely ihany zao aloha no misy polisy mi-sifilé e
nefa toa we be de be 4x4 any é bmw e etc... de aona ny circulation?
de otrinona tokoa zao ny course taxi any e?

90. fasaly
(
06/09/2007 11:23)
tamzà farany tany lay 4l sy 2cv reny no alaiko fa reny no mora 12.000fmg ny course ...fa raha somary lavitra defa mba maka kely izy....:-P
diam: be fiara tsara any am tanàna kan! mahatakatra anie ny gasy e!

91. Fiffi
(
06/09/2007 12:44)
fasaly:non ! tsy international ny permis gasy kah ! afaka mitondra fiara mandritrin'ny 1 taona fa avy eo tsy maintsy avadika io....indrindra am zao efa lasa "EUROPE" zao ny permis !
xxx: kefa we ny permis gasy wa permis intenrnational...zà zao efa ni rouler tany rehetra tany tsy nisy blem:-P
heu....raha tsy voasava tam permis gasy hatraiza hatraiza de tsara vintana zany ! heu...efa taloha koh io an ! fa raha am-zao fotoana zao de efa lasa sarotiny be zareo....
mba jereo hiany ireo lalàna voalaza ao am ireo "jereo eto" ireo fa voalaza tsara ao ireo kah !
92. fasaly
(
06/09/2007 13:25)
hay! ny lalàna samy manana ny azy fa rekonu international ny permis gasy aty ka! !!!!! tsy misy blem.....
93. Ralay
(
06/09/2007 13:51)
Marina ny anao ry Fiffi ary mazava io jereo eto nataonao io.
NB: Ny permis gasy dia tsy permis international mihintsy fa reconnu @ pays maro² fotsiny. Mila ovaina ho permis-ny pays izay misy anao foana fa misy fetrany ny azahoanao mitondra fiara aminy sauf tsy résident-n'io pays io ianao fa mandalo(Oh:étudiant).
Ny permis intarnational dia misy fetrany koa ny fitondrana aminy ary misy pays tsy manaiky azy io koa anefa.

95. xxx
(
06/09/2007 15:46)
:°) pérmi intérnasionaly ny pérmi gasy é!!! :-P
tsy misy édim-barotra izany fa efa izay dia izay:-P:-P:-D:-D:-D

96. fasaly
(
06/09/2007 15:48)
:-D:-D:-D:-D izaho koa aloha de miteny anzany ary tazomiko hatram farany ny hevitro;-)
97. booboo
(
06/09/2007 15:53)
fasaly > mbô meteza moa ahitsy fa ina aza ty be doika ity ?:-D:-D:-D:-D.
98. fasaly
(
06/09/2007 16:06)
booboo: :-D:-D:-D:-D:-D tsy be koika wa!:(
fa we international de zay no ijoroko fa samy manana ny heviny nge fa tsy votery hanaraka ny hafa e! ahy io de ahy irery ary ijoroko hatram farany:wink::-D:-*

99. karinah
(
06/09/2007 19:34)
xxx:any am prefecture akaiky anao aleha...(BB à bord? soyez vizilent! :lol:):wink:
Manao ahona daholo:
ahoana kay ny mamadika permis gasy ho lasa international.
condition, demarche... sao misy mahalala.
Merci
100. xxx
(
07/09/2007 17:21)
fasaly:
booboo: :-D:-D:-D:-D:-D tsy be koika wa!:(
fa we international de zay no ijoroko fa samy manana ny heviny nge fa tsy votery hanaraka ny hafa e! ahy io de ahy irery ary ijoroko hatram farany:wink::-D:-*
Hafa kosa ny hoe "hevitra" sy ny tena zava-misy ka mba meteza ahitsy rehefa hita fa zava-diso. Raha izay moa no metimety aminao nefa dia ndàna.:lol: