permis internationaly

21. boubounezy ( 03/09/2007 12:09)
ra mahazo alalana mipetraka andafy enao dia mila ovaina any @ préffecture avant 2ans dé tsisy olana. ra tsy efa niova ny lalana sarko!!!:roll::-D:-D:-D:-D
22. mignone ( 03/09/2007 13:13)
raha vazaha ny taratasinao nefa hitondra fiara am permis international tsy ekeny !
raha gasy indray dia io lazainy i ralay io no marina
23. diamondra27 ( 03/09/2007 13:32)
de le iza ihany no tena marina e?
misahotaka be zany fa ty aloha jereo
http://www.seniorplanet.fr/mag/permis-de-conduire-international.1575.html

Permis de conduire international
Où demander un permis de conduire international ?
Le permis de conduire international doit faire l'objet d'une demande auprès de la préfecture, à la sous-préfecture ou à la mairie de votre domicile.
Quelles sont les pièces à fournir ?
Plusieurs pièces sont nécessaires pour pouvoir obtenir ce document administratif :
- deux photos d'identité récentes,
- un justificatif de domicile,
- un justificatif d'identité,
- le permis national.
Quels sont les délais et les frais ?
> Les délais

Le permis de conduire international est normalement délivré immédiatement par les services administratifs.

> Les frais

Depuis janvier 2000, la demande de permis de conduire international est gratuite.
Quelle est la durée de validité de ce permis ?
Le permis de conduire international est valable pendant trois ans.

24. xxx ( 03/09/2007 14:27)
fasaly:

xxx: koa toa hainao tsara izy izany koa inona no nilàna fanampina izany????:°)



xxx samihafa ireo , izaho namaly indray mandeha fa tsy nametraka sujet :-)
25. xxx ( 03/09/2007 14:32)
ikaretsaka:

ts'isy tsara ohatran'ny miverina manala fanadinana ao @ ilay tanana dia anananao daholo ny an'ny firenena rehetra.





Raha hanao chauffeur professionnel international angaha dia handany andro @ izany aho . Sinon rehefa afaka mivezivezy dia ampy ahy
26. rush ( 03/09/2007 14:35)
eto france no noresahiko ry fasaly ka!ianao moa aiza ra tsy maha-diso?ny permis gasy koa anie reconnu aty france e!afaka soloina frantsay ,sady afaka mahazo avy hatrany ny internasionaly fa 3 taona ihany ny ampiasana azy dia tohizana indray,nefa tsy "valable" ty internasionaly ty eto frantsa,"valable sur les territoires de toutes les autres parties contractantes",fa ny permis frantsay no mandrakizay raha tsy simba na tsy mila ny "points" ,soloina ra simba,averina raha lany ny "points"
27. fasaly ( 03/09/2007 15:05)
boubounezy:

ra mahazo alalana mipetraka andafy enao dia mila ovaina any @ préffecture avant 2ans dé tsisy olana. ra tsy efa niova ny lalana sarko!!!:roll::-D:-D:-D:-D



izay mitsy no iz ry bbnz.....matoa ekena dia international izany:-P


28. fasaly ( 03/09/2007 15:07)
rush: ny ahy une fois miova ny permis de valabe pour toujours anefa...zà tsy france:-P mitovy am any allemagne sy hollande .....tsy misy olana....izay no ataoko hoe internationale ny permis gasy fa mila hovaina mi s'adapte am pays ipetrahanao fotsiny zany lay izy, ekivalent nlay permis ihany anefa io.....:-P
29. xxx ( 03/09/2007 15:27)
fasaly:




izay mitsy no iz ry bbnz.....matoa ekena dia international izany:-P






Tsy marina izany raisonnement izany : accepté , échangeable fa tsy hoe international , zavatra samihafa izany

Raha international izy dia tsy ovaina , io no mahatonga ny hoe ireo manana permis international dia afaka mampiasa azy madnritra ny fotoana voafetra. Ireo olona ireo dia MAMERINA MANALA PERMIS. Tsy misy maka ny permis international nao fa tsy valide koa nefa

Ny @ toerana hafa (Frantsa ohatra ) dia manakalo , alainy ny permis nao dia omeny hafa ianao sady asiany soratra hoe natakalo
30. booboo ( 03/09/2007 15:40)
- tsy interanasionaly ny permis gasy fa misy firenena sasany manaiky ny permis gasy , ohatra Frantsa , fa mila procédure kely atao (échange), misy conditions koa, permis de plus de 5ans. Atao ao anatin'ny taona voalohany ahatongavana eto Frantsa (ny eto @ IDF aloha izay no nanaovako azy)

- raha te hanana permis internationaly dia mandeha any min intérieur malagasy, dia mahazo . Ilaina io any @ firenena tsy manaiky ny permis gasy (ohatra UK), dia tsy maintsy mamerina manala permis any an-toerana ianao afaka 1 taona (ohatra fa arakarak'ilay firenena)
31. ikaretsaka ( 03/09/2007 15:45)
fasaly:

ny permis gasy aloha rekonu iontrnational aty aminay e! tsuisy blem:-P:-P:-P:-P ovaina fotsiny lay izy....ry rush



ka tsy international izany fa bi ...euh.... nation
32. fasaly ( 03/09/2007 15:48)
:-P:-D
33. fasaly ( 03/09/2007 15:50)
xxx:permis gasy wa intenrational:-P mariné ! :-P
34. booboo ( 03/09/2007 15:50)
Nanao bloky ny hevitr'i xxx tary ambony tary zà. fa reo raha aby aby lazainy ireo dia marina.


Fasaly > ny permis international tôko koa sady valable mandritra ny 3 taona ihany...dia ny firenena anatin'ny UE tsy mila permis international rehefa hivezivezy ao aminy fa tsy midika zay hoe "permis international" ilay izy. mandehana moa mankany Inde fa tsy eken-dreo raha tsy misy ilay permis international + permis fampiasa any @ toerana hipetrahana.
35. fasaly ( 03/09/2007 15:51)
xxx:

fasaly:




izay mitsy no iz ry bbnz.....matoa ekena dia international izany:-P






Tsy marina izany raisonnement izany : accepté , échangeable fa tsy hoe international , zavatra samihafa izany

Raha international izy dia tsy ovaina , io no mahatonga ny hoe ireo manana permis international dia afaka mampiasa azy madnritra ny fotoana voafetra. Ireo olona ireo dia MAMERINA MANALA PERMIS. Tsy misy maka ny permis international nao fa tsy valide koa nefa

Ny @ toerana hafa (Frantsa ohatra ) dia manakalo , alainy ny permis nao dia omeny hafa ianao sady asiany soratra hoe natakalo


ka izay no maha international azy afaka manakery any am firenena hafa! ;-)
fa ohatra ny permis comore zao tsy manakery afa tsy ao am ry zareo iany...:-P


36. booboo ( 03/09/2007 15:57)
ary izy be doika an hihihihihi

Fasaly > tsy manankery ny Inde ny permis malagasy dia ahoana ny maha international azy @ zany ? Ny permis interanational a, 3 taona ihany sady tsy maintsy miara-haseho @ permis fitondra any @ ilay firenena nahazoana azy raha tsy izay tsy valable rehefa misy fisavana (donkypermis miisa 2 no takiana) . Samy hafa mihitsy ny hoe permis accepté et echangeable sy ny permis international.
37. ikaretsaka ( 03/09/2007 16:08)
Ao afrika atsimo aza dia tsy manankery ny permis antero nationaly ko.. nefa 400 km miala eo madagasikara fotsiny!

fa ny fika hoa dia manana permis 2 na maromaro ihany an-tanana...
mba misy atsiky foana rehefa misava i M'se polisy

Omena permis Japs izy de anaovana "kurutsukiduru makatemakate anorou ako"!

na permis angalisy na Amerloky de itenenana angalisy be na tsy miady ary ny teny angalisy rehefa ao Afrika ao! fa mipasy foana eee
38. fasaly ( 03/09/2007 16:13)
booboo: fa we ny ahy permis gasy fa international:-P:-P:-D:-D:-D

ika:b de aleo amzao refa tsy eken'ny polisy ny mermis ray na roa:-P tsy mamorona ny tsy misy sinon refa mande any japs na afrik du sud dia manao patrô be etina fotsiny fa tsy mitondra:-P
fa ny permis ko wa international:-P
39. booboo ( 03/09/2007 16:16)
hihihihihi ao aza fa mody atao hoe international raha ilay hevitry ny international no tena hijoroanao e hihihihihi...fa raha araka ny fitsipika mifehy ny fifamoivoizana dia tsy izy :-P
40. fasaly ( 03/09/2007 16:21)
tena izy ka! tsy atao hoe mody mou ô!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0378