permis internationaly

41. booboo ( 03/09/2007 16:23)
hihihihihi izy hoà tsssss :-*
42. fasaly ( 03/09/2007 16:35)
eny reh ah! zay zany e! ka lay polisinay zany venansy be raha izany.....8-)kissss booboo
43. mbaliana ( 03/09/2007 20:11)
aty aminay indray dia... ao anatin'ny heritaona ihany izy no ahafahana mitondra fiara fa mila traduction sy ny Association Automobile... afaka ny heritaona dia tsy maintsy maka permis ny tany ipetrahana zay valable ao amin'ny CEE... ary ny permis européen ve valable any dago? permis anay valable pour 10 ans dia manao examen ny maso dia renouvellé :P:P:P:P
Tsy any Dago ihany ve no maka permis international e? fa mila renouveller-na isan-taona?
44. xxx ( 03/09/2007 20:18)
ny permis gasy tsy international no sady tsy européen akory aza e! Ny any belgique indray dia mamerina mianatra vao heken'ny vazaha e! na ny diplôme hafa aza any belgium dia mamerina mianatra daholo e! Tsy heken'ny frantsay io.
45. fasaly ( 03/09/2007 20:23)
xxx: izany an! fa aiza ho aiza ao belgium hono zany votery mamerina maka permis sy mamerina mianatra izany..?????:roll:
efa we manan-kery tsy mila fanavaozana ny permis gasy eto aminay....;vao voaova izy de pour tjrs no anarany....toy izany ny diplome, ovaina am ekivalent ny fotsiny defa mety:-P
efa 13 ans zà zao no teto indray mande nanova zà de hatrmazao ny ampesaiko ny permis de tsy nila nianatra izany.....:-P
46. xxx ( 03/09/2007 20:28)
Betsaka ny ankizy nianatra infirmière tany aminareo nody taty aminay frantsa ioa an! Tsy neken'ny hôpitaly fa namerina nanao études 3 ans indray vao raisindrizareo? Ny permis efa hatr@ elabe no tsy nekena aty frantsa fa tsy hoe be vava dia marina akory, zava-marina io ary niainan'ireo zaza ireo!
ny diplaoma any aminareo tsy misy dikany aty frantsa na dia ho feno hevitra aza eto fa aza be doika eo e!:@:@:@:@:-@:-@
47. xxx ( 03/09/2007 20:53)
ikaretsaka:

Ao afrika atsimo aza dia tsy manankery ny permis antero nationaly ko.. nefa 400 km miala eo madagasikara fotsiny!

fa ny fika hoa dia manana permis 2 na maromaro ihany an-tanana...
mba misy atsiky foana rehefa misava i M'se polisy

Omena permis Japs izy de anaovana "kurutsukiduru makatemakate anorou ako"!

na permis angalisy na Amerloky de itenenana angalisy be na tsy miady ary ny teny angalisy rehefa ao Afrika ao! fa mipasy foana eee

Poika ! mahazo mampiasa permis international aty ! fa 1 taona ihany :-P dia renouveller-na ndray ;-)
48. xxx ( 03/09/2007 21:41)
Be doika be i Fasaly. Mamerina mianatra soa aman-tsara sy miverina manala examen vao mahazo permis belge satria tsy reconnu eto Belgique ny permis avy any Madagasikara. http://www.mobilit.fgov.be/fr/route/Permis/FAQ01.htm#070
49. ratonga ( 03/09/2007 22:10)
fa i xxx ve mipetraka any belzika é:roll:8-):-/:^)
50. xxx ( 03/09/2007 22:11)
ary ny permis belge dia mitsipozipozy rah miantehitra @io fa aza be doika e! Efa fatam-poko fantam-pirenena io fa ny lalàna lalàna e! Ndeha mianatra raha tsy mahalala fa ny diplaoma rehetra avy any belika dia haverina hianarana eto frantsa e!
Tsy vazivazy io fa io no hiainan'ny ankizy nanao zavatra tany aminareo na hanaiky na tsia an!
Ny belge aty dia belge foana na ao @ uniopn aza fa ao @^ tena asa dia miady elabe vao tafiditra aty aminay , izany no misy fa tsy ny doika no midika inona!!!
51. ikaretsaka ( 04/09/2007 05:08)
ka i frantsa kosa ve.
Ohatran'ny tsy aneken'ny firenena maro na anambaniany ny diploma farantsay ihany io ko!
Aostralia sy Etazonia sy ny Angalisy ohatra toa tsy miraharaha loatra diploma frantsay ko.
52. fasaly ( 04/09/2007 05:43)
xxx:

Betsaka ny ankizy nianatra infirmière tany aminareo nody taty aminay frantsa ioa an! Tsy neken'ny hôpitaly fa namerina nanao études 3 ans indray vao raisindrizareo? Ny permis efa hatr@ elabe no tsy nekena aty frantsa fa tsy hoe be vava dia marina akory, zava-marina io ary niainan'ireo zaza ireo!
ny diplaoma any aminareo tsy misy dikany aty frantsa na dia ho feno hevitra aza eto fa aza be doika eo e!:@:@:@:@:-@:-@

ny eto aminay no lazaiko fa tsy ny any france...sao tsy mifandray ny resaka, ny permis gasy na ny diploma gasy dia ekena ary manakery eto aminay refa avy ovaina ny ekivalent ny fotsiny....:°)
tsy mitantara angano aho fa izaho tenako no porofo satria tsy misy blem amzany aho
sady zà tsy be vava fa mijoro am hevitra otran'ny enao mijoro am hevitrao:wink:

53. fasaly ( 04/09/2007 05:46)
xxx: efa tsy fitiavana sy fankahalàna indray ny anao vao asina resaka mitsipozipozy izany ....tsy haiko aloha fa zà permis gasy no navadika belge ary afaka mi rouler zà na any france san s blem.....:-P
aza asina resaka fanaratsina mitsy aloua fa zà tsy maninona an'i xxx mitsy fa hevitra no ampediana fa tsy provok no hatao:-D

xxx: iraika io ny ahy y a 13 ans passé novaina ekivalent fotsiny ny diploma ko nahafahako nampiasaina ma ilàna azy teto...izay no fatako de lazaiko fa ny anao amzao angamba no niova:-P
54. mamzelkely ( 04/09/2007 06:32)
fasaly le resaka mits no ts mifandray i xxx miresaka an frantsa nefa njy miresaka ny any belgik de mifamaofao le resaka :°):-D:-D:-D
55. xxx ( 04/09/2007 06:41)
xxx:

ary ny permis belge dia mitsipozipozy rah miantehitra @io fa aza be doika e! Efa fatam-poko fantam-pirenena io fa ny lalàna lalàna e! Ndeha mianatra raha tsy mahalala fa ny diplaoma rehetra avy any belika dia haverina hianarana eto frantsa e!
Tsy vazivazy io fa io no hiainan'ny ankizy nanao zavatra tany aminareo na hanaiky na tsia an!
Ny belge aty dia belge foana na ao @ uniopn aza fa ao @^ tena asa dia miady elabe vao tafiditra aty aminay , izany no misy fa tsy ny doika no midika inona!!!

Ny permis belge dia azo ekena any USA ary eran'izao tontolo izao fa ny fijerinao no mitsipozipozy.
Ny diplaoma koa dia mamerina ny mpianatra frantsay mankaty fa tsy misy an'izany.
Raha resaka france sy belgique dia ilaozan'i Belgique
lavitra i France raha resaka fandrosoana sy économie...fa permis aloha izao no resaka

56. mamzelkely ( 04/09/2007 06:51)
xxx farany io :-D:-D:-D marina zany permis marina no resahana zao :-D:-D
57. xxx ( 04/09/2007 07:13)
xxx3 ity an!
ny an'i xxx1 le resaka permis aloa to tsy dia rarahiny loatra fa ny tsy fitiavana an'i fasaly no betsaka :-D:-D:-D
58. xxx ( 04/09/2007 08:08)
mahagaga koa ry fasaly hoe naka permis tany Dago nefa tsy mahalala ny maha samihafa ny permis gasy sy permis international ? Nianarana t@ code de la route anie izany e ? Sa vorontsiloza ?
59. mamzelkely ( 04/09/2007 09:31)
xxx nena klou ny permis-ko ts voritsoloza fa ts haiko zay différence an le permis international eee sa ve hoe izy afaka entina partou ftsn refa afaka ampesaikop any am tany zay alehako ve iny ts zay de ampy anah fa le international sady fohy ny validité no manahirana ny manao azy :?
60. xxx ( 04/09/2007 09:34)
mamzelkely:

xxx nena klou ny permis-ko ts voritsoloza fa ts haiko zay différence an le permis international eee sa ve hoe izy afaka entina partou ftsn refa afaka ampesaikop any am tany zay alehako ve iny ts zay de ampy anah fa le international sady fohy ny validité no manahirana ny manao azy :?


ny permis international dia hahafahanao mitondra fiara mandritra ny fotoana voafetra any @ firenena tsy manaiky manao échange n'ny permis -nao . Izay fotsiny :-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083