permis internationaly
61. mamzelkely
(
04/09/2007 09:59)
hay ve zay ftsn ee ko ts aleo v manala permis any am le toerana de mahazo ts voafetra :°)
62. fasaly
(
04/09/2007 16:12)
xxx:
mahagaga koa ry fasaly hoe naka permis tany Dago nefa tsy mahalala ny maha samihafa ny permis gasy sy permis international ? Nianarana t@ code de la route anie izany e ? Sa vorontsiloza ?
naka mermis no nataoko tany dago fa tonga taty aho de hoe rekony international ny permis gasy hafaliana re izany:-P:-D tsy nenarana tam code mitsy aloha izany e!.....fa ny laoka tam nahazo permis no vorotsiloza:-D
63. fasaly
(
04/09/2007 16:15)
xxx: farany : ka izany ange no ilazako hoe international lay permis gasy e! zà tsy misy blem mitsy raha miroul hatriza hatraiza, efa ni roul tany hollande allemagne france belgik zà tsy nisy olana mitry.....donky international ny permis gasy aminjareo.....:-P
65. fasaly
(
04/09/2007 16:29)
xxx:
xxx3 ity an!
ny an'i xxx1 le resaka permis aloa to tsy dia rarahiny loatra fa ny tsy fitiavana an'i fasaly no betsaka :-D:-D:-D
marina lmitsy izany:^):-D
66. fasaly
(
04/09/2007 16:30)
xxx:
xxx:
ary ny permis belge dia mitsipozipozy rah miantehitra @io fa aza be doika e! Efa fatam-poko fantam-pirenena io fa ny lalàna lalàna e! Ndeha mianatra raha tsy mahalala fa ny diplaoma rehetra avy any belika dia haverina hianarana eto frantsa e!
Tsy vazivazy io fa io no hiainan'ny ankizy nanao zavatra tany aminareo na hanaiky na tsia an!
Ny belge aty dia belge foana na ao @ uniopn aza fa ao @^ tena asa dia miady elabe vao tafiditra aty aminay , izany no misy fa tsy ny doika no midika inona!!!
Ny permis belge dia azo ekena any USA ary eran'izao
tontolo izao fa ny fijerinao no mitsipozipozy.
Ny diplaoma koa dia mamerina ny mpianatra frantsay mankaty fa tsy misy an'izany.
Raha resaka france sy belgique dia ilaozan'i Belgique
lavitra i France raha resaka fandrosoana sy économie...fa permis aloha izao no resaka
:-D:-D:-D:-D:-Dhahaha bien dis :-D:-D:-D:-D:-D
67. fasaly
(
04/09/2007 16:33)
xxx:
Betsaka ny ankizy nianatra infirmière tany aminareo nody taty aminay frantsa ioa an! Tsy neken'ny hôpitaly fa namerina nanao études 3 ans indray vao raisindrizareo? Ny permis efa hatr@ elabe no tsy nekena aty frantsa fa tsy hoe be vava dia marina akory, zava-marina io ary niainan'ireo zaza ireo!
ny diplaoma any aminareo tsy misy dikany aty frantsa na dia ho feno hevitra aza eto fa aza be doika eo e!:@:@:@:@:-@:-@
ka raha tsy apte am fahaizany kosa ve tsy aleo mamerina minatra vao ho miasa ....:-P
fangah tsy hitako koa ireny ratage be ataoni dokotera any frantsa ireny....hitako tam fandaharana sans aucun doute ireny, isaky ny mihetsika dia misy oul manao fitarainana am victime de ratage ny dokotera.....:-D:-D:-D
mba aza miteninteny foana fa misy hatriaizatraiza ny manao lesoka sy ny mahay tsara am fampiharana ny asany e!:-P
68. diamondra27
(
04/09/2007 16:39)
fasaly: ra za ndry de ajanona any fa tsy hahasakana andry tsy hitondra fiara ny permis-njy
refa tsy resy lahatra ny olona de avela ho any fa efa hitako @ fomba fanazavanjy fa we ekena le izy any aminareo
za alou mbola tsy nitondra tany belgik de tsy haiko
de zay
sady le fiara mena iny tena milay an:wink:

69. fasaly
(
04/09/2007 16:44)
diam kou tiko ny mijery azy mikatra am tsy antony kou!:wink::-D:-D:-D:-Dresaka hady hevitra manjary lasa resaka hafahafa tsy azoko izany:?:-D:-D:-D de tiko be lay mijoro am hevitro refa otszay:-P
kis njy diam:-*
kis njy diam:-*
72. diamondra27
(
05/09/2007 08:47)
fasaly: zao kosa aloha de hitako hoe: dinika tena ifampidinihina e!
tena samy nanome ny heviny
ny toerana samy hafa , ny lalàna samy hafa
fa le any dago ve aloha efa manaja feu rouge sy we refa à droite de à droite fa taloha manko toa refa avy ny orana de any @ ze tsy misy rano no alehan'ny rehetra
De tsy misy mijanona feu rouge zany fa samy misisiska doly (toerana sasany io an)
fa le any tamatave no tena mbola tsy matiko lolo, aza mba mandona mpitarika posy fa tena voan'ny tambambe an!tonga de raim sy valo manodidina anao doly ry zalahy
(tsy za aloha ny voan'io fa hotako t@ fandalovana tany 'zany, efa elaela ihany)

73. fasaly
(
05/09/2007 09:58)
diam: milay lay dinika ka! fa saka nisy HS kely.....misy mitady tsy mahataty manao fampiadiankevitra:wink:
74. diamondra27
(
05/09/2007 11:29)
fasaly: kiss njy,:-*:-*tsy atao HS fa manja be ka
raha ho any dago zany zao ndry de hitondra fiara any, de le permis belge no entinjy any sa le permis gasy?
(ary njy toa efa manonofy sahady akia atsy @ sary rehetra)?:-P , firy andro sisa
tu vas me manquer ndray letia e!
itondray sary be de be refa avy any an!
ity ry 'reto tsy milapermis fa midira daholo a!

75. diamondra27
(
05/09/2007 11:31)
kalou fa tsy lasa le teo
'ty e!
[URL=http://img212.imageshack.us/my.php?image=airdiamondra27xg8.jpg][IMG]http://img212.imageshack.us/img212/2932/airdiamondra27xg8.th.jpg[/IMG][/URL]
'ty e!
[URL=http://img212.imageshack.us/my.php?image=airdiamondra27xg8.jpg][IMG]http://img212.imageshack.us/img212/2932/airdiamondra27xg8.th.jpg[/IMG][/URL]
76. diamondra27
(
05/09/2007 11:34)
de refa tonga any dago de ty ndray
permis belge sa permis inona no mety @io kay?:-D:-D
[URL=http://img515.imageshack.us/my.php?image=amboarynylalanacw7.jpg][IMG]http://img515.imageshack.us/img515/5290/amboarynylalanacw7.th.jpg[/IMG][/URL]

77. xxx
(
05/09/2007 11:35)
tsy tokony hisy adi hevitra ity resaka ity ny fahitako azy , misy manontany fotsiny hoe ahoana ny fanaovana permis international à partir n'ny permis gasy , ka na ilay fanontaniana aza dia efa milaza fa tsy permis international ny permis gasy
tsy manana validité international koa ny permis gasy satria mbola atakalo vao afaka miasa maharitra.
tsy manana validité international koa ny permis gasy satria mbola atakalo vao afaka miasa maharitra.
78. xxx
(
05/09/2007 11:40)
fasaly:
ny permis gasy aloha rekonu iontrnational aty aminay e! tsuisy blem:-P:-P:-P:-P ovaina fotsiny lay izy....ry rush
Hita be ianao hoe any Belgique, ianao ve mahay blagues belges ireny
79. diamondra27
(
05/09/2007 11:46)
le permis belge mitsy ve no blem ry xxx a!
tena tsy arako.
De inon kay zany permis vorontsiloza zany koa?
de hono wa: inon ny lokon'ny permis any @ firenena hafa? mitovy kolera ny eto france ihany v
fa le permis international ve tsy hoe: fotsifotsy sa misy loko hafa?

80. fahamarinana
(
05/09/2007 14:47)
diamondra27:
De inon kay zany permis vorontsiloza zany?
:arrow:Permis vorontsiloza akia ireny permis vidina ireny fa tsy manao auto-ecole ry diam's a!mandoa vola dia tonga dia azo amin'izao e.(l)