contre facon

1. foxthree ( 10/09/2007 09:42)
nareo ve tsy mahita hoe raha fitaovana electronique no resahina, tsy hitovy ihany ve ny vrai marque sy ny contrefacon? samy 05an daholo tsinona ny amortissement-ny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 19:05
2. menalamba ( 10/09/2007 10:29)
Tsy mitovy kosa é ,indrindra eo @ SAV ,dia efa elanelana goavana ,raha sendra misy fahasimmbana ao anatin'ny "garantie" ohatra .Raha mijery ny sary avoakan'ireo Tv vitan'ireo marika goavana sy ireo "sous marques" fotsiny ianao dia tena samy hafa,raha ny fahatezany indray ,misy ny fanitarany ny "garantie" ho dimy taona,fa manampy vola ianao mazava ho azy:wink:
3. hery ( 10/09/2007 10:45)
Tsy voatery ho 5 ans daholo.

Be kokoa ny mora simba ny contre-façon... kanefa tsisy SAV ara-dalàna rehefa avy eo. Dia eo enao no raisina.
4. Kwasi ( 10/09/2007 11:40)
Raha manambola ihany dia aleo tsy mividy zvtr contrefacon. Mety misy ny contrefacon tsara saingy vitsy.
5. majakely ( 10/09/2007 11:48)
kooouehehhh :(
6. Fiffi ( 10/09/2007 12:14)
tandremo fotsiny tsy tratra am io fa....
http://www.juriscom.net/pro/visu.php?ID=642
ohatran'le olona avy tany thailande tratra nitndra solomaso , tee-shirt sns....grande marque fa tena voasazy mafy avy eo...:{:{:{
fa raha samy hividy hiany ve tsy aleo mividy ny tena izy ? mba mateza am-zay !
7. sakaizakely ( 10/09/2007 12:31)
na ny matériaux ampiasain'ireny mpaka tahaka ireny ihany aza d'efa samy hafa, indrindra moa ny vita sinoa satria ny critères de fabrication baranahiny be any, mbola mampiasa produits toxiques sns...

de manamafy ny voalazan'ny rehetra koa, tsisy SAV :(
8. ikaretsaka ( 10/09/2007 18:50)
aleo tokoa mikipy kely dia mividy tsartsara mateza toy izay contre facon kle.
indrindra raha zavatra tena ampiasainao ilay izy
9. mbaliana ( 10/09/2007 19:51)
:-/ raha hikipy ve hahita ity zay ho vidiana ry Ika...:-D:-D:-D:-D =))=))=))=))
10. sakaizakely ( 10/09/2007 20:05)
mbaliana> mbasérié :-D:-D:-D:-D
11. ikaretsaka ( 10/09/2007 21:37)
ka efa hita ny zavatra hovisiana ka.. fa mikimpy mamoaka ilay 200 euro tokana avy ao anaty poketra ka!
12. mbaliana ( 11/09/2007 18:48)
skaiazakely> seriée za e...:-D:-D:-D
ika> au leu dia 200 euro no mivoaka le 500 anankiroa no mivoaka ao.... ahirato ihany ... na koa hoe 10 euro roa no voaray dia sao voa hummm any vao hoe azafady eeee......:-D:-D:-D:-D:-D

fa anga moa misy 200 euro tokana? :?::?::?: mbola tsy nahita.. 500 dia yeeee
13. ikaretsaka ( 11/09/2007 19:12)
nga akipy texto no lazaiko kosa..
io mandray ara bakiteny io ihany:wink:
14. mbaliana ( 11/09/2007 19:21)
sakaizakely> io koa fa diso koa ny ps njy nosoratako...
ika> dia inn zany no akipy? :-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 11/09/2007 19:39)
mbaliana:

:-/ raha hikipy ve hahita ity zay ho vidiana ry Ika...:-D:-D:-D:-D =))=))=))=))
sa zay no tsy jerevana an'le izy satria contre façon ? :-D:-D:-D:-D


16. mbaliana ( 11/09/2007 19:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. sakaizakely ( 11/09/2007 20:48)
mbaliana >

ngodé mila manova solomaso na clavier fa manao fôty de frapy foana:-D:-D:-D:-D
18. ikaretsaka ( 12/09/2007 15:36)
akipy ny saina @ ilay mieritreritra hoe izao no vidin'ity tsy contre facon ity ka
19. mbaliana ( 12/09/2007 20:06)
sakaizakely> izy roa mihitsy no tokony ovaina angamba
ika< za aloha mpividy contre façon fa le poketra ireny (be dia be mantsy ireny aty aminay):lol::lol:... ireny tena cuir koa ... maharitra aloha e... za koa mora leo raha vao mateza be loatra le zavatra dia mitady hafa ndray...:-P:-P
20. ikaretsaka ( 13/09/2007 03:01)
eee tsika sy mbal izany contraire..
ny ahy le lifetime warantee ireny no tena fameliko, sady ny ahy le tena ilaiko @ fiainana brousse sy gidragidra be ireny fa tena le usees hatrany @ tsinaimaintiny ireny (montre, satroka, tent, akanjo, fakantsary bisikleta sns).. fa tsy lamaody loatra.
io le hoe:
Un homme est pret a payer une chose valant 100$ pour 200$ parce qu'ila vraiment besoin de cette chose
Une femme est fiere d'avoir paye 100$ pour une chose valant de 200$ . Puis elle l'utilise meme pas :-D ou presque
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0966