contre facon

21. mbaliana ( 13/09/2007 08:14)
ika> ampiasaiko foana zany fa zany hoe rehefa ela ny ela dia leo za...raha za mantsy manao an'le hoe tena mandrapaha-potika azy dia manjary malahelo ndray za hoe tsy azoko ampiasaina intsony...
22. ikaretsaka ( 13/09/2007 22:10)
ko natao an'izay le izy anie e..
"rovita alohan'ny aina" hoy ny mpivarotra
23. mbaliana ( 14/09/2007 00:34)
eny e fa malahelo ihany na izany aza...
24. Fiffi ( 15/09/2007 07:51)
mbaliana: ndry zany sady mividy no manakipy maso...tandremo aza sao de zavatra hafa no azo ao ! :-D:-D:-D:-D
25. mbaliana ( 15/09/2007 11:43)
fiffi> non hitako le vidiako sady fantako koa fa tsy le vrai... miconvenir ahy koa le prix dia tsy mikimpy aho... fa i Ika no mamono eritreritra rehefa manome vola :-D:-D:-D:-D
26. Fiffi ( 15/09/2007 19:05)
mbaliana:
fa i Ika no mamono eritreritra rehefa manome vola :-D:-D:-D:-D
kahihatra nga ? :-D:-D:-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069