eutanasie

1. boubounezy ( 10/09/2007 18:51)
Iza @ reto oull reto no tena tsara condamnena a mort?
ny pédophyla v?
ny mpamono oull v?
ny mpisoloky v?
ny mpangalatra v?
ny mpamosavy v?
ny mpiviola v? sns....
sa v tsy tokony isy ny condamnation à mort fa sazina @ prison fotsiny? fa ra tokony vonoina dôly zany z manao tsy mety retra d ny anah ny pédophyle reny ny itako wé mendrika ny atao anizany. nefa ny olombell kou mou tsy andremanitra ka tokony haka ainoull. zay miexista @ firenena hafa maro2 nefa io eutanasie io.
2. sakaizakely ( 10/09/2007 19:38)
samy hafa mits ny euthanasie sy ny condamnation à mort

ny euthanasie hi soulager-na ny fijalian'olona iray
ny condamnation à mort : ho an'ny tena olo-meloka sazin'ny heloka nataony. Tsindromina poizina izy na asaina miaina rivotra toksika hahafaty azy

za tsy mankasitraka ny condamnation à mort klou. Samy oulmbel ihany, iza no handray ny andraikitra handatsaka ain'oul iray ?
Sady tsy hay garanti 100% hoe tena coupable koa ilay voaheloka.

Fa raha omena ahy ny safidy :

Ny pedophiles tokony castrer-na, tapahina @ antsy dombo ny tab.riny
ny mpanao ankeriny violer-na @ fanoto ny lavab.diny
ny mpangalatra asaina miasa anterivozona
ny mpamono olona alefa miasa any @ morgue mandrampahafatiny
ny mpamily fiara nandona nahafaty na naha-handicaper oul alefa miasa any @ soins intensifs na service de rééducation des grands accidentés
ny mpivarotra rongony asaina mamafa lalana na manadio gaboné poblika de asiana tay ny sigara ho fohany
ny mpamboatra sigara alefa mamafa hôpitaly any @ service cancérologie

ze mahita hevitra hafa manohy...
3. ikaretsaka ( 10/09/2007 19:42)
ny fahitako azy dia hoe ampiasaina ilay olona mandra pahafatiny fa tsy hoe gadraina velomim-potsiny ao!
ohatra hoe hamono olona izy dia kotiana hoe ohatrinona ny lanin'ilay olona t@ iny nandevenana azy iny, ny vola tokony ho azo raha velona izy,ny zavatra mety ho vitan'ilay olona novonoiny raha velona sns.. sns...
dia asaina manao asa fivalozana, mikapo bato, manamboatra lalana, sns, gratos izy miampy ny anjara sakafony, mandra panefany ny "voam-bary farany"
betsaka manko ilay hoe migadra mandra-pahafatiny, nefa ny condition any @ prison aza tsara kokoa nohon'ny eny an-dalana (raha clochard izy ohatra no namono olona )... ary manko loge, nourri blanchi... raha misy ilay samy mpigadra miady dia efa ady fahitany tany @ fiainany andavan'andro no mitranga ao ka tsy asiany olana intsony!
fa amiko aleo izy hanao asa soa! Mba nahavita zavatra ho setrin'ny ny nataony, mety mba faly izy rehefa tapitr'andro, no mety mba faly koa ilay olona nanaovany herisetra hoe ha.. mba nahavita an'izao le rangahy ni viole ana!
4. fasaly ( 10/09/2007 20:17)
boubounezy: ny mpamono olona no tsara hatao an'io..;toa ilay fiteny hoe ny maso solon'ny maso, :x
5. boubounezy ( 11/09/2007 09:59)
zakaizakely=))=))=))tena maita lazaina mintsy njy ty ka! ce qui ne veut pas dire wé tsy marina reo lazainjy reo fa tena itako hevitra mety b fa lé filazanjy azy no tena manampatsinay anah:-D:-D:-D:-D:-D:-P
6. boubounezy ( 11/09/2007 10:04)
ikaretsaka ekena fa marina iany satry tena itako zao fa hay b ny solution azo atao fa lé manatanteraka azy no mety ho sarotra @ mpanao lalana satry vô mbola ovaina dôly ny lalana talou d eo @zay misy ny hanaiky misy ny tsy anaiky!=D
7. boubounezy ( 11/09/2007 10:07)
fasaly ary ra oatra zao njy mananjanaka kely dé violénjy zalah tsy tokony reny v no tena tapaina any ny tbrny :°)arakiny teniny sakaizakely na mendrika ny ho faty kou:evil:? ra ny sentiment anjy no jerenjy ohatra?
8. ikaretsaka ( 11/09/2007 12:25)
boubonezy: poika, asaina miasa gratos any @ orinasa mpanao kapoty izy ohatra na asaina mihinana ilay "raha" iny rehefa isaky ny misy atao hasoavana
9. tsaramaso ( 11/09/2007 12:45)
sakaizakely:
Fa raha omena ahy ny safidy :

Ny pedophiles tokony castrer-na, tapahina @ antsy dombo ny tab.riny
ny mpanao ankeriny violer-na @ fanoto ny lavab.diny
Zany passion an'ikalaratsy ity le !!!! Vonoy ho faty any i sakaizakely fa tsy vanon-toetra e !!!! hahahaaaah !!!
Sipa sadika ratsy !!! sanguinaire !!

Ahoana raha ny lava-k.ndin'ikala no sesefana sakay de zairina @ fanjaibe ???!!!!!! tssssssss
10. Kwasi ( 11/09/2007 14:08)
Izaho aloha tsy dia mankasitraka ny condemnation a mort izany raha tsy hoe izaho no mamono azy e. Ary ny ahy tsy hoe tonga de vonoiko izany fa mbola tortureko aloha. Mbo kozy e!!

Ny euthanasie indray zavatra hafa araka io lazain'i Sakaiza azy io. Fa io indray aloha dia sarotra ny miteny hoe mankasitraka na tsia an'io. Sarotra ilay mitsara raha ny tena marina e.
11. sakaizakely ( 11/09/2007 15:32)
tsaramaso>

hay ve le karilahy ity ka pédophile hitako malaky voadona ka te hiaro mafy ny namany mitovy aminy

amiko dia izany no mendrika ny olontsivanona hoatra anareo. Mampijaly zazakely na vhv nareo mahay de rehefa atao vao terat.y ????????????????

Matokisa anefa fa tsy hisy izany fa mba eritreritra mandalo fotsiny. Mbola malalaka hanohy ny asa ratsy mahazatra anao ianao sy ny mitovy aminao.

Paradisa antany ny tranomaizina ho anareo pédophiles sy mpanao ankeriny itony. Tohizo de ampisehoy hatrany ny maha tsy vanona sy alika fiaina anao
12. sakaizakely ( 11/09/2007 20:46)
boubounezy>

ny mpanao ratsy ihany no tsy dakôro @ le resaka :lol:

Jerevo ange le mampandefa rivotra ity fa tonga de misendaotra sy miaroaro tena e !

Kwasi>

miombonkevitra aminao mikasika ny peine de mort. Raha tsy dia hoe, angamba, tena nanatrimaso vavolombelona mihitsy ary olona tena akaiky no niharandoza. Fa raha tsy izay dia eo foana ny bénéfice du doute, ngodé manao erreur judiciaire eo:{:{:{

momba ny euthanasie indray dia tokony ho ny fianakaviana akaiky atokisana ihany no miaraka mandray fanapahankevitra fa tsy olona ivelany. Izy ireo ihany no afaka hitsara, na dia sarotra aza izany

13. tsaramaso ( 11/09/2007 21:51)
ary nopehan'ny alika tany angaha ilay sipa sakaizakely ity ??!!!!! hitako aza lasa sadika sexuel !!! kaika zany viktime !!! tsssssssss !!!! hahahaahahaaa
14. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:29)
sakaizakely... ilay sipa tsy mahay mipetraka mangala badin'olona ireny koe dia azo atao kao hoe zairina ny fivaviany mba tsy handeha ho sokatsokafany eny rehetra eny
15. boubounezy ( 11/09/2007 22:33)
ikaretsaka HAHAHAHAHAHAHA iny ndray no tsitako :-D:-D:-D:-D
16. boubounezy ( 11/09/2007 22:35)
tsaramaso tsitako zé nataony sakaiza kely anao fa aza d manao io fona enao refa mba maneo ny heviny ny oull é!:evil: grrrrrrrrrrrr!
17. tsirinantenaina ( 06/10/2007 12:40)
Ny euthanasie dia fomba entina hamonona olona iray izay tena marary tsy ahitana fanafany ka eken'ny marary izany na ny fianakaviany.Maro anefa ny anton' izany toy ny tsy fahampian'ny vola amidy fanafody,ny fanaitainana mianjady @ ilay marary, ny adin-tsaina mahazo azy...
Raha misy izany fomba izany eto @tsika dé ahoana ny hevitrao!azo atao ve sa tsia:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4293