Eritreritra mandalo
sechat
(
03/08/2007 13:08)
vakansy za an! hihihihi! :lol:...
tohiny
novalian'i wooda ny 08/08/2007 21:57
LazaDaddy
(
03/08/2007 02:47)
Raha itodihana ny roa (2) taona lasa, mankaiza i Madagasikara? Inona avy ny fiovana nisy?
2005 -> 2007...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 05/08/2007 11:28
Angolaina
(
01/08/2007 06:43)
Variana aho mahita ireo mamo matoritory eran'ny lalana, inona ary no tena tsiron'ilay mamo raha fahafaham-baraka sy fahoriana ho an'ny fianakaviana no azo avy aminy e ? :?::?::?:...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 15/08/2007 07:43
lancia
(
31/07/2007 09:08)
Slt daholo, ty misy eritreritra mandalo,raha samy asiana maso fanintelony ny ol rehetra, ny tsi1-1 no misafidy ny tiany hasiany ny fanintelony de aiza no tianao hasiana ny masonao??? hihihi
Mazotoa m...
tohiny
novalian'i mangataka ny 05/08/2007 21:35
Nickovy
(
28/07/2007 17:16)
Nisy boky novakiako izay mikasika ny "Art de Madagasikara". De gaga be aho fa voalaza tao hoe ny Vezo ihany hono no foko tsy manao didipoitra any Madagasikara. Tena marina ve io sa ilay vazaha nanorat...
tohiny
novalian'i evasoa ny 01/08/2007 20:47
niryna
(
27/07/2007 15:29)
Ny zoky fanaja ary indraindray dia manararaotra izany fahazokiny izany izy.Moa ve amin'ny mahazoky azy dia izay teneniny na diso aza dia ekena,na izy no mandidy ny fiainanao?Moa ve tsy maitsy ny tenin...
tohiny
novalian'i beloha2 ny 11/08/2007 01:11
sitlo
(
25/07/2007 04:09)
Ahoana ny eritreritrareo tamin'iny zava-nitranga iny?
Izaho manokana aloha lasa ohatra ny tsy tia izany eh. Eny e, efa tsy dia tia aho taloha. Tamin'ilay "I wanna love you" niaraka tamin'i Snoop Dog...
tohiny
novalian'i cute ny 28/07/2007 01:25
niryna
(
24/07/2007 06:02)
Sarotra hono no mahita namana tena azo antoka sy hamborahana ny alahelo sy ny fahoriana.Ataovy maro ny sakaiza fa iray ihany no itokio.
Ny namana tahaka ny ahoana no tianareo ho namana?
ary ny toetr...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:16
xxx
(
22/07/2007 08:48)
:cry::cry:
ho an'i Neny , 24 taona lasa izay ....,
[url]=http://www.dailymotion.com/relevance/search/thierry+amiel/video/x1yrqy_thierry-amiel-de-la-haut_music[/url]...
tohiny
novalian'i tiarah ny 29/08/2007 11:27
ftma
(
21/07/2007 20:06)
Niheno tantara t@ RVG aho androany dia sorena maheno ilay ragahy manao "tena" "vonoako eo tena" mbola te hahazo ve tena" asa nareo fa tsy tatin'ny sofiko io teny io....
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 05/08/2007 11:15
boubounezy
(
21/07/2007 14:36)
fa ny anah alou dé ny tena tiko mangery poritra(miala tsiny @ lé fitenenana fa tsy aiko ny anazava azy @ fomba hafa) ary ny tena tsy tiko dé ny tara 1sc ndrindra ra wé zavatra tena important b ren...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 24/07/2007 11:31
niryna
(
20/07/2007 03:40)
Afaka mahafantatra olona hono isika ka ahoana tokoa izany? Mba afaka manome fanazavana ve ianao?
Ohatra:
1- Eo amin'ny fomba izay fiteninao miaraka amin'ny namanao.
2-Eo amin'ny fomba fampiasanao...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/07/2007 05:43
xxx
(
19/07/2007 22:24)
Inona ny toetranareo tsy tinareo indrindra ary tinareo hovaina na hialana?...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2007 20:41
rakotoline
(
19/07/2007 11:42)
bjr dol,tsy tokony ho eto angamba ty resaka ty fa nataoko iany fa lasa saina aho hoe,ra-olona mipetraka any dago vé afaka manana compte-mbola any france ohatra hoe,banque-postale,credit-lyonnais dia ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/07/2007 06:47
xxx
(
14/07/2007 22:14)
Inona ny zavatra hitanareo hoe tsy voavidim-bola eto an-tany ?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/07/2007 17:54
madaga
(
13/07/2007 12:29)
miarahaba anareo rht ato
hono oa:
Marina ve ny hoe, PARASY FAMBARA LOZA?
nisy namanay zay mantsy, nokakeriny parasy mirahavavy nefa aty an-dafy sady madio ny tranony, d herinandro après io MATY D...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/07/2007 12:35
dragon2madagascar
(
13/07/2007 07:58)
salama e!
Ho an'izay tsy mbola nahita, topazo maso ito rohy ito izahy ahitanao oronan-tsary 53 minitra mikasika an'ny malagasy: http://www.dailymotion.com/relevance/search/j%27irai+madagascar/video/x...
tohiny
novalian'i Nickovy ny 05/08/2007 06:49
sitlo
(
12/07/2007 20:35)
Tsy hitako mihitsy izay itiavan'ny olona an'ireo. Lany olomanga ve ny malagasy ka izao mpaka tahaka rehetra izao dia andihizana daholo? :-w Amiko aloha ireny dia tsy artista mihitsy eh.
Sora-jandiana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/07/2007 14:14
madagasikara
(
12/07/2007 09:38)
Salut!
Raha ohatra ka mitondra tel fixe (appareil no tiko lazaina an)avy aty ivelany mankany dago ka tsy mankany amin'ny poste hanao reny installation be toy ny taloha ireny rehefa hampiditra ligne d...
tohiny
novalian'i miarina ny 12/07/2007 12:38
