Eritreritra mandalo

ikalamako ( 14/01/2008 13:11)
"Kirikou n'est pas grand"... [img]http://farm3.static.flickr.com/2352/2192599978_7b9f3e8466.jpg?v=0[/img] =))=))=))=))... suite
répondu par jiolah le 21/01/2008 12:13
midjoh ( 14/01/2008 09:25)
Raha ny amiko aloha dia resaka fotsiny ireny e ! :^)Amin'izao andron'ny "TECHNOLOGIE" zao ve dia mbola hisy ihany olona mino an'izany ??? efa hita fa tsy mamely io dia tokony hajanona amin'izay fa TS... suite
répondu par midjoh le 16/01/2008 07:31
xxx ( 13/01/2008 12:33)
Eritreritra mandalo izy ity no sady fivavahana sy finoana. Hono ho aho? ho an'i kristianina dia i Adama sy Eva no olona voalohany teto ambonin'ny tany izay Andriamanitra no nahary azy roa ireo, dia n... suite
répondu par pissoa le 13/01/2008 16:38
niryna ( 12/01/2008 03:59)
Fiteny foana ny hoe jamais deux sans trois. Raha misy olona izao miteraka roa lahy dia ny fahatelo lahy ihany koa. Nisy fotoana aho indray andro izay nisy nanome zavatra,tsy krismasy an,andavan'andro... suite
répondu par niryna le 12/01/2008 07:04
sechat ( 11/01/2008 14:46)
Aiza ry reto no misy mpanjaitra mahay ao Tana ? ... suite
répondu par tashaa le 19/01/2008 12:52
Aino ( 11/01/2008 12:34)
Heureux Anniversair booboo!!:-*:-*... suite
répondu par booboo le 12/01/2008 22:26
saranga ( 09/01/2008 11:22)
Rahoviana no hiala Ravalo Nolazaina fa tsy hijanona ela amin’ny fitondrana I Ravalo. Zao no marinamampitaha ny taona nijanonan’I dadatoa Deba teo amin’ny toerany izy fa eba nahavita 25 ans izy ... suite
répondu par jiolah le 21/01/2008 12:17
ari.malala ( 08/01/2008 05:45)
Manahoana daolo, misy olona ve ry reto hoe tonga de mahatsiravina anao tsotra fotsiny izao ny miresaka aminy? tsy haiko fa misy olona izay, vao sambany niresaka izahay de tonga d nahatsiravina ana zan... suite
répondu par tashaa le 19/01/2008 12:57
salopard ( 07/01/2008 12:47)
de lasan'ny carla bruni hono ra-sarkozy, @ fevrier ny mariazy, le sipa gasy oa tena matory e! bandy tokony zakanareo tsara raha ra sarkozy, saingy nilaozan_dry ranabavy manenjika solde, sy promotion... suite
répondu par sakaizakely le 10/01/2008 13:57
Aino ( 07/01/2008 08:50)
Mila fanazavana mombamomba ny fandehany ny any @ RNS hoa izaho ry zareo, fa mbola tsy tany mihintsy manko sady ande hirery ka tsy mbola mahalala ninoninona ka sendra very any:? efa nijery ny web ny R... suite
répondu par cute le 02/02/2008 02:57
tlay ( 05/01/2008 18:16)
:cry: nampiditra sary zahako kanefany tsy tafiditra fa misy soratra ao hoe erreur 356. de aona zany ranamana. mba ampio any alo ranga ha!!! ... suite
répondu par lilinivo le 16/01/2008 09:41
ipiso ( 05/01/2008 10:22)
http://www.dailymotion.com/video/x2uoq3_130-chats-dans-un-appartement_animals... suite
répondu par endrika01 le 06/01/2008 13:29
cetoi ( 05/01/2008 10:17)
Miarahaba antsika rehetra, mahagaga ihany raha ny toe-javatra hoe namana no tadiavina ka fahavalo no hita... suite
répondu par endrika01 le 06/01/2008 13:25
xxx ( 31/12/2007 13:58)
répondu par pitchou le 07/01/2008 19:09
niryna ( 31/12/2007 05:59)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny faran'ny taona 2007. Raha nisy zavatra tsy vitanao dia tohizo,raha nisy toetra ratsy dia andramo arina. Manandrama anie mifaly e,mitsiky e,mieritreritra zavatra ts... suite
répondu par xxx le 04/01/2008 18:53
sitlo ( 29/12/2007 23:13)
Tsy haiko ianareo raha efa nahita ireny sary avy eny ambony roplanina ireny. Rehefa imprimena ilay izy dia plat. Fa rehefa jerena amin'ireny ohatra ny solomaso matevina hafahafa ireny dia hita misy re... suite
répondu par xxx le 31/12/2007 07:21
xxx ( 28/12/2007 23:44)
[u]Fangatahana :[/u] Raha mba misy afaka dia mba mangataka ny kabarin-dRavalo amin'ny taombaovao re, na audio na video araka izay mety. Dia misaotra betsaka sahady. Toerana azo hametrahana mp... suite
répondu par xxx le 05/01/2008 00:58
Belle ( 28/12/2007 18:55)
Miarahaba ny rehetra, Tsy fantatro raha efa nisy nitondra teto ity resaka ity, fa zaraiko ihany mba hahalalan'ny rehetra. Nilazan'ny namako iray aho (izy mihitsy no efa voa) fa raha mandeha mian... suite
répondu par robby le 07/01/2008 19:15
niryna ( 28/12/2007 07:07)
http://video.yahoo.com/video/play?vid=203514 http://www.yahoo.com/ Tsindrio eo amin'ilay hoe "Crazy dancing baby" ... suite
répondu par niryna le 29/12/2007 03:48
ari.malala ( 28/12/2007 06:39)
Hono hoa, rehefa manao demission ve tsy maintsy tenenina ny antony ialana amin'ilay orinasa? Efa nisy namana nanontaniako momba ny droit de préavis iany, fa ny ato aminay zany otran'ny tsy mahalala f... suite
répondu par tashaa le 19/01/2008 12:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1067