Eritreritra mandalo
tsiambaratelo
(
12/02/2008 11:11)
Apetrako amintsika namana ny fanontaniana we:moa ve tia tena i tsiambaratelo raha manana ps 2 ato amin\'ny forum?Samia mambosaka ny heviny fa izay no atao we dinika,miandry anareo aho Bisous!!!...
suite
répondu par ari.malala le 22/04/2008 14:21
zamanoro
(
11/02/2008 23:18)
Anio faha 11/2/08 dia tena taon-dasa tsy tsaroana tokoa fa dia tsy tsaroko sy tsy tsaroantsika teto ilay datin'ny 11/2/75. Ka tokony atao andro tsy fiasana io ahatsiarovan'ny rehetra fa nisy teto izan...
suite
répondu par penina le 14/02/2008 01:17
niryna
(
11/02/2008 18:15)
Ny teny alokan'ny vavantsika dia mety manome fandratra,fahakivina,fahatezerana,fahasorenana ny olona sy ny manodidina antsika na manome fahasoavana, fampaherezana, fahazotoam-po ho antsika sy ny mano...
suite
répondu par yonikafopl le 04/03/2008 21:55
zamanoro
(
11/02/2008 15:15)
TSY MANANA ATAO IANAO?
Tsotra. Andao hanaraka anay hanao TDM amin'ny taona 2009. Maharitra 3 volana ny dia ary + 5000 euro no sarany
NY LALANA ALEHA?
Miainga eto Paris dia miverina eto Paris
TSY M...
suite
répondu par ari.malala le 27/02/2008 08:28
xxx
(
11/02/2008 14:01)
aiza kay no alaina ny attestation de change @ agence sa @ banque...
suite
répondu par Kwasi le 14/02/2008 15:11
ratonga
(
10/02/2008 13:40)
http://prixreportage-drupal.web3.rue89.com/reportage/espece-en-danger-le-maki-aux-yeux-turquoise...
suite
répondu par kiadi le 18/02/2008 16:30
rakapy
(
10/02/2008 02:50)
Izaho ve no tsy mahay teny Gasy sa? Raha vao nanokatra ny site serasera aho anio dia nahita filazana iray mikasika ny fiangona gasy ao Paris. Hoy ilay filazana hoe:
"FJKM" FIANGONAN'I JESOSY KRISTY E...
suite
répondu par lizabeth le 10/02/2008 22:49
niryna
(
08/02/2008 08:43)
Raha resaka fanambadiana no resahina dia samy mitady ny ho tonga lafatra ny rehetra,ny ho tonga lafatra aloha dia mety tsy hisy fa ilay marimaritra iraisana mahatonga ny fitiavana hiroborobo no misy....
suite
répondu par endrika01 le 17/02/2008 21:46
xxx
(
07/02/2008 20:13)
inona kay le lettre d' engagement ao ambassade fa tena tsy azoko mintsy ...
suite
répondu par Veloo le 10/02/2008 23:44
niryna
(
07/02/2008 07:18)
Maninona no atao fanoharana foana ry ireto ny renikely?
Masika toa renikely!
Dia masika daholo tokoa ve izy ireny sy manao filana mitanila raha manan-janaka izy no tafiditra ao amin'ilay tokan-tran...
suite
répondu par ikaretsaka le 11/02/2008 05:29
ikaretsaka
(
06/02/2008 18:22)
Tsy haiko raha ato no afaka asiana an'ity na aiza:
fa aiza tokoa ny toerana aleha raha mitady ireny "chien de race" ireny any Madagasikara e?
misy manana adiresy ve?
ny any manko ilay hoe mivarot...
suite
répondu par ikaretsaka le 13/02/2008 20:55
niryna
(
06/02/2008 06:03)
Maro ny zavatra mifamahofaho amin'ny fiainantsika ankehitriny:Toa lasa mihena ilay fitiavana na eo amin'ny fianakaviana izany ary indrindra eo amin'ny ray aman-dreny sy ny zanaka.
Ny 50% ny olona no ...
suite
répondu par niryna le 15/02/2008 18:49
xxx
(
05/02/2008 21:26)
le Mardi gras , c'est le jour le plus haut de l'année pour les Catholiques ROMAINS parceque après c'est le mercredi descendre, on descend ha ha ha ....
...
suite
répondu par tafita le 06/02/2008 09:10
soanaly
(
05/02/2008 10:40)
Miarahaba
hono oa kay , raha ny tokony ho izy , refa manambady ( Gasy +Gasy ) ilay vevavy lasa mitondra ny anaran'ilay vadiny v izy sa mitazona ny anarany izy mbola celibat .
matetika mantsy ...
suite
répondu par fahamarinana le 06/02/2008 13:13
endrika01
(
05/02/2008 10:19)
Mahery tokoa ve ny \'Vola\' noho isika é.Zay atao rehetra vola avokoa?Angamba haverina ndray zany TAKALO taloha izany!Raha te hividy fiara aho ohatra dia atakalo omby 10 hi hi...
suite
répondu par endrika01 le 17/02/2008 12:38
xxx
(
04/02/2008 16:57)
[center]
http://www.wintrest.com/irs-pencil-sharpener-now-available/
:-D:-D:-D
[/center]
[center][img]http://img266.imageshack.us/img266/6891/irspencilsharpeneral1.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par agoago le 09/02/2008 13:28
sitlo
(
04/02/2008 09:12)
Mba revy nofa nefa be mpanaoo. :twisted: tsy lahy tsy vavy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/292lr.gif[/IMG]...
suite
répondu par penina le 05/02/2008 16:59
niryna
(
03/02/2008 07:01)
Maninona tokoa ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?
Tsy ny rehetra a,fa amin'ny ankapobeny hono dia tsy mitovy ny vavy ny lahy.:D...
suite
répondu par niryna le 05/02/2008 07:59
cute
(
02/02/2008 02:52)
tsy haiko nareo,fa mba tsapako hoe hevitra mety mintsy le vao miresaka @ mpikambana volo d biz oroka no anombohana ny resaka anh!!
betsaka manko ny namana vao manoratra ho ahy volo d biz oroka no ome...
suite
répondu par cute le 09/02/2008 07:40
ikalamako
(
01/02/2008 13:12)
izao no tena hoe mampodimandry http://dailymotion.alice.it/it/featured/video/x48fgf_gemellini-ridolini_fun
:-D:-D:-D:-D...
suite
répondu par Vitsikakely le 03/02/2008 10:32
