Eritreritra mandalo
kolyh
(
07/03/2008 09:08)
Lasa saina be za rireto hoe :Misongadina ve ny hendry raha tsy miaraka eo adala, na hoe koa ahoana no hamaritana hoe hendry raha tsy misy adala...
Mba eritreritra ny ahy io.......:roll:8O:roll:8-);-)...
suite
répondu par RAKVOL le 16/04/2008 19:48
rajoelina
(
06/03/2008 13:43)
[b]mety ny hevitra avy amin'ny ps-nay ihany ve no tena tsy mampitamana ny namana eto amin'ny serasera[/b]:?:
;-)...
suite
répondu par Veloo le 07/03/2008 02:10
ari.malala
(
06/03/2008 12:31)
In-droa aho izay naheno olona nitantara, ny 1 tao @ radio privée iray izay, nilaza ilay olona fa efa maty hono izy ary efa ndeha hofonosina no indro nifoha, taitra daolo ny fianakaviana ary lasa nits...
suite
répondu par ikaretsaka le 08/03/2008 21:48
rajoelina
(
04/03/2008 17:08)
Ny kôfy sa ny joba:?: de hazavao ny antony.
;-)...
suite
répondu par rohy le 06/03/2008 10:37
xxx
(
04/03/2008 14:07)
Mahery ilay pub contextuel ka :)
[center]
[img]http://img204.imageshack.us/img204/1762/pencr6.jpg[/img]
[/center]...
suite
répondu par ari.malala le 06/03/2008 12:09
cazal
(
04/03/2008 12:40)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=2160
Politique
Partis politiques
Six nouveaux en un an
Entre 2006 et 2007 soit en l’espace d’un an, si...
suite
répondu par aloalo le 08/03/2008 03:48
diamondra27
(
03/03/2008 23:56)
otrany te hijoro vavolombelona tampoka izany koa aho fa elaela no tsy nandalo teto.
manontany ihany aloha fa mety hisy film interdit pour mineur sy ame sensible hivoaka
ahoana ny hevitrareo? ...
suite
répondu par diamondra27 le 17/03/2008 08:30
rajoelina
(
03/03/2008 23:01)
Isakiny mampiditra dinika aho, na mamaly dinika, de misy mpidinika sy mpamaly resaka sasantsasany tonga avy any @ misy azy any, de manao dokambarotra ry zareo rehefa hamaly ny dinika napetrako matetit...
suite
répondu par ari.malala le 05/03/2008 06:23
penina
(
03/03/2008 16:54)
Tsy manararao-paty aho fa mba tia hampita kely ny fomba fivevitro.
Raha izaho manokana mantsy dia manohana tanteraka ireo zavatra tsy dia tian'ny olona ireo.
Ilay fanamelohana ho faty aloha mety...
suite
répondu par penina le 04/03/2008 11:50
xxx
(
03/03/2008 13:41)
Tena manaja vazaha marina ny Malagasy, fa io no anomanana fitsena goavana, sy famerenan-kira isan'andro
...
suite
répondu par yonikafopl le 05/04/2008 21:15
ainaheri
(
02/03/2008 12:56)
Mba lasa ny saiko we manin no zarazaraina ny vokansy aty frantsa,zany we tsy miaraka vakansy fa ny sasany 2 semaines avant ny sasany une?? Mba misy mahala ve ny antony klé
...
suite
répondu par diamondra le 22/03/2008 21:48
niryna
(
29/02/2008 20:16)
Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?
...
suite
répondu par niryna le 09/03/2008 00:55
xxx
(
29/02/2008 18:32)
mbola afaka mamerina mangataka visa ve kay raha refusé , visite familiale no natao t@ naha-refusé azy de raha ohatra ka io ihany ve mety ahazo sa ovaiana hafa mintsy ny motif...
suite
répondu par EF le 25/03/2008 17:47
manaraka
(
29/02/2008 17:43)
Efa niteraka ve sa efa be taona?
Raha efa niteraka, 15 dia efa afaka miteraka. Raha efa be taona, firy ary?...
suite
répondu par tess le 01/03/2008 20:12
rajoelina
(
28/02/2008 18:44)
tohizo eto ndray ny antsika ry sakaizabe ah.
Tairo aloha enao no manomboka voalohany.
;-)...
suite
répondu par ari.malala le 04/03/2008 07:42
kiadi
(
28/02/2008 16:22)
misy zavatra mahavarina anah wa fa isaky ny mijery sary ato zah de misy olona iray zay feno soratsoratra fona ny sariny!
tsy sahy manotany azy zah fa hotrany hafahafa amiko ihany zany oe te ampiseho...
suite
répondu par kiadi le 09/03/2008 18:36
rrgmt
(
28/02/2008 14:15)
Izany ve mo mitranga eto amin'ny seraresera.org, sa misy censure kosa ny lahatsoratra.
Mbola tsy zakantsika ve izany ny Démocratie marina sa.........:oops:...
suite
répondu par Jeankely le 29/02/2008 08:50
rajoelina
(
28/02/2008 12:02)
[quote=xxx]rajoelina >> nga film vavy le izy no misy "e" à la fin ? [/quote]
[quote=sakaizabe]filmE vita gasy sa vita sinoa izy zany ?[/quote][quote=yonika]mahita filmE kou ato ka hihihihi [/quote]
...
suite
répondu par ari.malala le 29/02/2008 05:52
penina
(
27/02/2008 21:36)
[center][img]http://img406.imageshack.us/img406/1908/rova222yd4.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par penina le 07/03/2008 01:28
xxx
(
27/02/2008 16:23)
mba vojeo re olona ; mety ho refusé ve ny visa raha tsy mivaly ao anatin'ny 4jr ; nitaky taratasy tsy ampy ry zareo defa naterina nefa mbola tsy novaliany ihany efa nisy toy izany ve nareo...
suite
répondu par xxx le 28/02/2008 12:01
