Eritreritra mandalo

Belami ( 26/04/2008 21:49)
Manahirana ahy io teny io satria tsy azoko tsara ny tena dikany, inona ny tena heviny @ teny frantsay ry reto :?: ... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:26
xxx ( 26/04/2008 14:44)
http://mg.wikipedia.org/wiki/Antsirabe Io ry zareo mba fenofenoy ao a! Na dia sary fotsiny aza tsy maninona 8) 8) ... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2008 08:32
Aino ( 25/04/2008 18:18)
raha sendra nisy naniraka ahy ny andinikia ity dinikia ity dia izao somary :evil: aho satsia voalohany aloha dia le olona manao xxx, faharoa dia aiza no ahalalako anao na iza ianao na iza, ary ny fah... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2008 12:47
Belami ( 25/04/2008 12:11)
Asa ianareo raha mba mandinika fa misy olona sasany, vao misokatra ny vavany dia izao no teny avoakany " EST CE QUE TU COMPRENDS ?" na dia tsy mbola misy resaka manomboka akory aza Manorisory ny mih... tohiny
novalian'i Belami ny 01/05/2008 18:15
xxx ( 23/04/2008 21:42)
te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo? toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory ... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/04/2008 02:27
Belami ( 22/04/2008 18:49)
Tokony ho foanana @ teny malagasy mihitsy io fehezanteny io satria lasa fiteniny ankizy, ny olana dia lasa manaraka anio koa ny toe tsaina raha motramotraka le mpiteny azy. Fomba fijeriko io fa tsy ha... tohiny
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:41
Belami ( 21/04/2008 17:29)
:-w :-w :-w :-w :-w :-w ... tohiny
novalian'i kiadi ny 23/04/2008 17:36
rabaradaka ( 21/04/2008 11:36)
Diso ary tena diso ilay hoe ny 06 aprrily lasa teo ny alahamady be, tena diso. Nolazain’ireo mpanomana fa mampiasa éphéméride sy logiciel hikajiana ny andro izy ireo ary nanome an’io daty io. T... tohiny
novalian'i rush ny 21/04/2008 11:45
kiadi ( 20/04/2008 21:05)
rvg
ba misy hevitra iray ty ba tiko jerena kely raha mety na tsia! tsy zany fa zah ba tena mihaino matetika ty rvg ty indrindra refa alahady harivary iny, fa ba tiko lazaina wa de zao eh!! raha azo atao m... tohiny
novalian'i kiadi ny 22/04/2008 17:49
rush ( 20/04/2008 18:55)
miala tsiny fa @ tena vazaha ry namana tyDans beaucoup d'états des USA les patrouilles ferroviaires chargent 14 litres de Coca Cola dans leur porte-bagages pour nettoyer le sang sur la route après u... tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 14:57
tslem ( 19/04/2008 20:18)
asa nareo raha mba hametrahan'ny oul ao aminareo fanontaniana ôtranah?angamba efa in-dimy isanandro farafahakeliny ny fanontaniana mipetraka amiko rehefa manokatra ny forum serasera ah hoe: [b]"pour... tohiny
Belami ( 18/04/2008 23:04)
Iza amizay mipetraka aty ivelany no efa mba namono akoho atao laoka tao antranony ? Dia ny ran'akoho le araraka eo ambony vary amilay manapaka ny tendany iny dia atao rony sady asina sakamalao; :roll:... tohiny
kelly13 ( 18/04/2008 09:54)
tsy nahita tory oa za t@ alina fa nivadibadika tao fotsiny, d inn hozy nareo no eritreritra nandalo tao antsaiko? oe, zao mou misy bibilava b, le mavomavo b na fotsifotsy b na le maramara marikoriko r... tohiny
novalian'i kiadi ny 20/04/2008 13:52
xxx ( 17/04/2008 14:41)
tena natao hapitapy an'i rajou marina v ny sariny sergia??? :lol:... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/04/2008 01:24
Belami ( 16/04/2008 19:12)
tena te hihinana bonbon Jok fa ela izay... tohiny
xxx ( 16/04/2008 18:36)
Ny namana avy aiza no tena hitanareo fa miramirana lalandava???... tohiny
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:33
xxx ( 16/04/2008 14:50)
akory aby e, mba mila hevitra kely aminareo eto @ sera anie e, miasa efa ho telo taona zà @ na Sté iray eto Tamatave, misy namako any afaka mapiditra ahy @ Dynatec, tonga de sûr fa tafiditra, ny k... tohiny
xxx ( 15/04/2008 21:41)
anankiray no mahay manompa dia lasa mifanompa daholo izy mianakavy :-D :-D :-D http://fr.news.yahoo.com/zigonet/20080415/tod-un-perroquet-vulgaire-apprend-jurer-17baed7.html... tohiny
novalian'i mmmhh ny 16/04/2008 15:35
rajoelina ( 14/04/2008 08:32)
¿ inn moa no tena dikany na hevitry lay teny hoe: ''vazaha mody miady'' ? ... tohiny
novalian'i Belami ny 25/04/2008 21:06
kofbay ( 13/04/2008 11:14)
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i kofbay ny 29/04/2008 14:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5655