Eritreritra mandalo

tslem ( 24/05/2008 13:05)
Lasa kely ny eritreritro. Rehefa mangidihidy hono ny tanana dia oe hahazo vola Rehefa mamaivay ny sofina-->misy mifosa Rehefa mangovitra ny maso-->hisy ho faty Rehefa mangidihidy ny faladia -->h... tohiny
novalian'i tslem ny 27/05/2008 14:24
tsim67 ( 24/05/2008 12:26)
elo
manaona daolo ato no ametrahako ity fangatahana ity fa ba saika anotany anareo za ze ba mande any am parc de l'amitié etsy ambatofotsy nareo ka maita ilay elo vita am tafo bozaka d ba azonareo alef... tohiny
Belami ( 22/05/2008 18:52)
Nandritra ny fanamboarana ny serasera t@ atoandro izao marobe mihitsy ny teto :-w :-w :-w fotsiny... tohiny
novalian'i cutie ny 25/05/2008 14:58
toky8 ( 20/05/2008 13:13)
Manaona daholo ô! Hanao stage maharitraritra ( amam-bolana) any amin'ireo toerana ireo aho ka mba te hihaona amin'ny gasy mipetraka any ? [b]Te hihaona amin'izay mba te hihaona amiko e[/b] :) :... tohiny
novalian'i lembelo ny 03/06/2008 14:02
ramistiana ( 20/05/2008 08:26)
Tsara ho fantatra(information) Izy ity izany dia hafatra hoan’ireo malagasy manampaniriana hanambady hafa firenena e !. Tsara ihany ny mahalala ny fomban’ilay tany vao mana-pakevitra f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 09:59
ari.malala ( 20/05/2008 06:52)
manina ny ambiansy taloha teto am forum serasera mintsy hoa za zany e! taloha tsy mba nisy izany mifampialonalona sy miadiady izany fa tena hoe niray fo sy niray saina ny mpiforum:-(:cry: izao izay di... tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/05/2008 19:04
rajoelina ( 19/05/2008 13:57)
Zah aza handefasana hafatra misy baraingo... fa sakanako eo enao ah!! :) Misokatra ny adihevitra! ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/05/2008 19:16
niryna ( 18/05/2008 20:49)
Tamin'ny kilasy de 8 eme angamba izy izay dia nisy mpampianatra iray izay tena tiako tokoa Mme Justine no anarany.Tsy te hifindra kilasy aho fa mbola te hijanona ao aminy ihany ka mody nanao tsy nahay... tohiny
novalian'i milaibe ny 25/05/2008 09:18
Aino ( 17/05/2008 08:09)
rehefa mananiany sy be vazivazy ve dia midika fa tsy famatorana izany?! za anefa mieritreritra hoe diso izany hevitra izany, fa raha toa manao izany zavatra izany dia tsy midika fa matotra, indrind... tohiny
novalian'i atuat ny 17/05/2008 18:26
Belami ( 16/05/2008 22:50)
Ozy ny sipa matetika :-D :-D ... tohiny
novalian'i Belami ny 11/06/2008 17:41
niryna ( 16/05/2008 20:53)
Asa hianareo raha efa nahita fa maro no zavatra mety tsy noeritreretintsika kanefa ataon'ny biby. Ny voronkeliko "canarie" rehefa miakatra ny tohatra ny tena dia manao feo toa falifaly izy ary rehef... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 19:18
sakaizakely ( 16/05/2008 12:23)
souvenir olfactif no tiako lazaina inona ry zareo no fofona mampatsiaro anareo taloha na mamohafoha fahatsiarovana taloha tam fahazazana ? ny ahy tsaroako ilay fofona kitapo sandrify tsy mety ha... tohiny
novalian'i Nickovy ny 24/05/2008 17:32
ktsif ( 16/05/2008 09:40)
Atao inona kay ny uranium fa nisy nitondra tato amiko hoe amidy hono... tohiny
novalian'i ktsif ny 16/05/2008 13:21
nikopol ( 16/05/2008 08:53)
Top bizoroka lehilahy Nahazo biz'oroka be indrindra Vaika Biz'oroka : 69 Top bizoroka vehivavy Nahazo biz'oroka be indrindra ftma Biz'oroka : 69 :-* ... tohiny
novalian'i karinah ny 16/05/2008 22:00
niryna ( 16/05/2008 00:37)
Misy karazany telo hono ny toetran'ny olona dia ireo olona kamo izany,ny mazoto ary ny eo anelanelany ... Ny kamo na ny haninny hohaniny aza dia miandry olona ampiditra azy any ambavany izy;tsy mamo... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:01
endrika01 ( 15/05/2008 11:02)
Lasa dia lasa wa ny eritreritra manontany we fa inona ary ny mahatonga ny olona iray hatahotra,na sari-tahotra.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 15:40
Bazily ( 14/05/2008 15:57)
Aminao : Inona ny hoe:"TENA NAMANA" fa raha ny hevitro dia "MANOME IZAY TSY ANGATAHINA, MANOLOTRA IZAY TSY TADIAVINA" ary koa ANTSOINA RAHA MAINA ANDRO : TONGA , IANGAVIANA MISASAKA ALINA : TSY MANDA ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:36
Belami ( 13/05/2008 22:53)
novalian'i Belami ny 04/06/2008 17:10
Belami ( 13/05/2008 20:48)
xxx
Eritreritra nandalo de nihezaka namantatra le dikanile xxx aho ka valiny telo no hitako, tsy haiko na marina na tsia : 1°) xxx = x3 sa ? 2°) xxx = 3x ( mpilalao kajy izany i xxx ) ... tohiny
novalian'i Belami ny 20/05/2008 11:52
xxx ( 13/05/2008 11:37)
Raha misy olona fantatro, efa nihaona tamiko ary nifampiresaka, fantatro ny endriny, haiko hoe aiza izy no mipetraka, haiko ny fiakanjony, fantatro ny zavatra tiany sy tsy tiany, misy fantatro ny momb... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 15/05/2008 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3619