Eritreritra mandalo

ainaheri ( 25/07/2008 08:30)
Efa niova zao ny vola gasy sasany,asa raha mbola misy mitazona iany ireny anaram-bola @ teny argot ireny.....Kalaray sy ny tariny....Inn ndray izy zao?... suite
répondu par Noue le 01/08/2008 16:27
Noue ( 25/07/2008 08:20)
dia tena variana aho ry zareo raha nanatrika ity mariazy t@ Sabotsy lasa teo , mpiara-miasa amiko no natao mariazy. Ny zavatra nahavariana ahy fotsiny dia izao: -ny fihaingon'ny olona.. aiz... suite
répondu par Noue le 30/07/2008 17:43
simplex ( 24/07/2008 16:20)
atao in kay saka e? :-w... suite
répondu par endrika01 le 08/08/2008 09:36
xxx ( 23/07/2008 19:48)
azo andehanana any dago ve kay ny recipicéé ; tsy le recipicéé 1 ; fa efa manana 1an de tapitra ny 1an de ni-renouvelena fa mbola tsy nivaly fa le 3mois reny aloha nefa izaho andeha dago ... suite
répondu par fahamarinana le 31/07/2008 13:49
Kapistra ( 23/07/2008 15:20)
Eritreritra nandalo : Tena mba nanambina ny filohantsika hono ilay marika 77(fito sy fito).Nasiany an’io marika io daholo io ny numeraon’ny fiarany sns,Dia izay hono no nahatonga ny anarany hoe ... suite
répondu par 08051972 le 30/07/2008 17:43
ainaheri ( 23/07/2008 08:10)
Efa misy ho 3 zay ny loza nitranga manadino ny zanany ao anaty fiara eo ambany masoandro,mba efa nisy ny voa voalohany zay nodradradraina t@ tele,d tsy ho mailo ve ny manaraka?? Araka ny vao² heno di... suite
répondu par 08051972 le 30/07/2008 19:47
ni81 ( 13/07/2008 11:03)
Matetika isika rehefa mandre olona miteny frantsay, dia tonga dia [b]mitsikera[/b] raha tsy dia mahay loatra ilay olona... ... suite
répondu par ni81 le 26/08/2008 07:58
enric ( 11/07/2008 11:43)
www.fotolog.com/rajou_12 :lol:... suite
répondu par 08051972 le 30/07/2008 19:43
dziana ( 11/07/2008 07:00)
:?: :?: :?: :?Salut! Asa nareo raha mba mahatsikaritra fa refa mangatsiaka ny andro de midofaka ny karazam-pofona rehetra! Indrindra refa miaingina taxi-be ( ny tena mo tsy mahatakatra taxi! ) d... suite
répondu par ni81 le 30/07/2008 20:23
Kapistra ( 10/07/2008 10:13)
Slt dôly Ny ahy ‘zany ity mba eritreritra mandalo fotsiny @ ilay anarana ps e ! Tena misy maro tokoa ao ny mahaliana ny mahafatifaty sns fa ny an’ny sasany tena ohatran’ny tena mapihomehy be... suite
répondu par Jhemas le 12/09/2008 11:00
RATOVOARY ( 09/07/2008 14:27)
Fisaorana alou no atolotra an'i hery nanolotra zava-baovao hantsarana ity site fifandraisantsika ity. Fa lasa kely ny eritreritro hoe : mety hampitombo ny isan'ny mpandray anjara eto izy ity na de h... suite
répondu par ainaheri le 27/07/2008 07:58
ari.malala ( 08/07/2008 12:25)
Tsy haiko indray ity na tokony ato am eritreritra mandalo na any am informatik fa ts haiko nareo raha mba mahazo ireny mail hoe felicitation, vous avez gagné zao euros na zao euros, fa za androany n... suite
répondu par ni81 le 30/07/2008 20:29
orona ( 07/07/2008 07:09)
ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy? :roll: mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ...... suite
répondu par SHOAN le 08/08/2008 22:00
lazounet ( 05/07/2008 10:47)
Aty an-dafy, Ny gasy hono miavonavona Ny gasy hono mpanararaotra Ny gasy hono tsy fampiditra an-trano Ny gasy hono be fosafosa Ny gasy hono olona kamo Ny gasy hono be vava Ny gasy hono MANAO SA... suite
répondu par SHOAN le 08/08/2008 22:01
ari.malala ( 04/07/2008 06:59)
Miarahaba, Tsy haiko na tokony ho ato ity na any am informatik fa tsy haiko nareo refa miantso ny 789 celtel raha mba tonga d mahazo conseiller clientèle fa za refa miantso an'io mba mila fanampia... suite
répondu par ari.malala le 21/07/2008 08:10
ainaheri ( 03/07/2008 18:20)
Mankaiza zao ireny vola voahangon'ny ASSO Ingrid ireny??... suite
répondu par ainaheri le 04/07/2008 11:25
orona ( 02/07/2008 07:12)
Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any? Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Maso... suite
répondu par SHOAN le 08/08/2008 22:06
kalointsika ( 01/07/2008 07:34)
mahagaga ahy mihitsy fa raha atao ny statistika dia angamb 2%n'ny lehilahy malagasy ihany no mba romantik ka na hiteny "tiako ianao" fotsiny aza dia manahirana azy. asa raha mb misy manan valiny @zay.... suite
répondu par ni81 le 11/11/2008 13:13
Belami ( 30/06/2008 19:56)
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ... Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ??? ... suite
répondu par ari.malala le 09/07/2008 08:46
pissoa ( 27/06/2008 15:51)
:-D :-D :-D Hono hoa, simba ve ny peluches raha sasana amin'ny washer ? Ary raha amainina amin'ny tumble dryer ? hi hi :oops: ... suite
répondu par sipagasy le 01/07/2008 17:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.6143