Eritreritra mandalo
Xp
(
19/09/2008 13:14)
Inona tsara ilay atao hoe ambo fa tsy tena mazava amiko ry zareo ah? Tsara ve ilay izy sa ratsy. Mifanohitra amin'ny fandeferana ve? Voninahitra ve ilay izy? Raha miala tsiny ve dia midika fa tsy mana...
suite
répondu par tsiambaratelo le 21/09/2008 19:56
Kapistra
(
17/09/2008 13:45)
Zavatra kely tiako mba tantaraina aminareo ity,sady mba ho fahatsiarovako an'ilay bebeanay izay.(efa maty mantsy izy),izy dia ol tena tsara fanahy,antra ol,tia zanaka ary tia vavaka koa.Fa ny tena hah...
suite
répondu par endrika01 le 08/10/2008 20:22
tsidina
(
17/09/2008 11:25)
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah....
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 03:23
niryna
(
16/09/2008 17:16)
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy .
[b] Malagasy National Anthem[/b]
http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x6q7vf_malagasy-national-anthem-david-lips_music
Iza re no namp...
suite
répondu par niryna le 24/09/2008 16:41
ni81
(
14/09/2008 09:25)
http://www.jeunesse-ardente.net/Diaporamas/Apprend_moi_Seigneur.pps...
suite
répondu par ni81 le 14/09/2008 16:37
xxx
(
13/09/2008 19:52)
AHOANA KAY NY FANDEFASANA TOMOBILE ANY MADA RAHA AVY ATY NICE . NY FRAIS -ny SY NY SISA ...
suite
répondu par bazylou le 13/09/2008 20:49
blogy
(
13/09/2008 19:50)
ahoana kay no fidirana @ forum ao @ sobika aiza no misoratra anarana...
suite
répondu par lazounet le 16/09/2008 21:51
rastafarai
(
12/09/2008 02:40)
:roll: Aminareo,otrinn kay no tokony karama ampy any Dago ra miaina normal? (manofa trano,mandou fré,mampiana-janaka,mihinana ara-dalana,mitafy...)...
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 03:28
fiary
(
11/09/2008 20:42)
za ry reto nisy infection fa tsy infection hpv aloha eh! de nasain'ny gyneco manao frotiis de controle rehefa vita ny traitement ; midika ve zany fa misy zavatra mampiahiahy an-...
suite
répondu par boussa le 24/10/2008 14:53
niryna
(
09/09/2008 17:45)
Mizara telo ny fizararantsika ny fotoana ao amin'ny fiainantsika dia ny saina ,ny vatana ary ny fanahy na koa hoe mind,body,and spiritual .
Ny saina
...
suite
répondu par tsiambaratelo le 21/09/2008 03:59
naughtyboy
(
08/09/2008 19:03)
tsy rediredy ty fa tena zava misy ity nanaitra ny saiko eto ity hozaraina fa tsy resaka honohono,na atao ampitahorana ny hafa ka isika no ts1/1 no iaramahita ny mety hiseho avy eo..
ny fandaharan\'as...
suite
répondu par tsiafoi1 le 25/11/2008 13:58
niryna
(
08/09/2008 17:07)
Samy hiaraha-mahalala ny fidangan'ny vidim-piainana.toa samy mampiakatra izay tiany atao daholo ireo mpivarotra,asa lahy....variana amin'ny fitadiavana koa angamba ireo vaomieran'ny fanarahamaso e :c...
suite
répondu par tsiambaratelo le 16/09/2008 20:11
xxx
(
08/09/2008 16:58)
26. Mpandefa : taref [ Valio ] 05-09-2008 07:28:06
Lohateny : Re : mety ho bevohoka v?
ka mila zarina ny saina hiaino anreny teny reny fa tsy atao sarinteny fôna !
Fory na kindy fa tsy fivavia...
suite
répondu par ikaretsaka le 09/09/2008 12:43
xxx
(
07/09/2008 09:57)
hay ve misy dikany positif ilay hoe ataoko mihinana ny amaniny fa tsy voatery hoe negatif araka ny fahazoan'ny be sy ny maro azy e.
Ny antony ilazana izany dia rehefa nijery site ity http://natur...
suite
répondu par tsiambaratelo le 12/09/2008 07:45
rakotoline
(
06/09/2008 08:36)
salama daolo lasa saina aho ny mpivarotena any amin-tsika vé misy proxenete sa garde corps no miaraka aminy,misaotra (l) ...
suite
répondu par xxx le 07/09/2008 10:16
Samoana
(
05/09/2008 13:23)
[b]7-39-46-49-50/ * 1-7[/b]
Raha mahazo heureux million ireo chiffres nolalaoviko ireo rahalina dia zaraiko amin'ny namana fito voalohany mandefa eritreritra eto :D ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 08/09/2008 08:48
ejohnnys
(
04/09/2008 00:05)
manahoana laholo e ! mirary ny gasy rehetra aho hahazo fahasalamana sy fahombiazana@ izay atao/
Maro ny gasy mba te hahafantatra sy te handeha hianatra na te hijery an'i Rosia fa tsy manana informat...
suite
répondu par clerahari le 04/09/2008 09:23
Xp
(
02/09/2008 15:21)
Manao ahoana daholo,
Lasa ny eritreritro hoe tsy tokony ho esorina amin'ny fiteny malagasy ve io teny io? Tsy haiko ny milaza azy. Atao tsy fiteny angamba ny metimety kokoa.
http://forum.seraser...
suite
répondu par sff le 15/09/2008 04:36
niryna
(
01/09/2008 21:41)
Sao dia mba mahalala zavatra toa heverintsika fa kely kanefa sady mora no tsotra ary manampy amin'ny fiainana isika ?
Ohatra hoe raha miantsena isika ka sendra nisy ranon-trondro nanaraka tao anaty f...
suite
répondu par soa.tiana le 29/07/2016 08:03
ni81
(
01/09/2008 04:32)
Nanoratra tamiko ny namako t@ Asabotsy fa mbola mitohy hatrany ny toetra ratsy ataon'ity rafozany (efa nisy resaka lava momba io teto). Dia tsy hitako moa izay navaly azy fa novaliako fotsiny hoe: Hay...
suite
répondu par belakely le 05/09/2008 21:56
