Eritreritra mandalo
Kapistra
(
13/08/2008 08:20)
Mba fantatrareo moa fa io jiro hampiasainareo nandritra ny taona maro io,dia nisy asa lehibe nataon’ny papako vao vita .(Barrage andekaleka sy namorona)
Io arabe hampiasantsika na andrenivohitra na...
tohiny
novalian'i Kapistra ny 20/08/2008 08:03
bazylou
(
12/08/2008 01:08)
Quand les Suisses ou les Belges parlent de « leur chocolat », et qu’on leur demande où se trouvent leurs plantations de cacao, ils se défilent et tournent en rond, embarrassés. Ils ne savent mÃ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 15/08/2008 13:41
SHOAN
(
11/08/2008 09:13)
tsy haiko hoe aiza no tokony apétraka dia ataoko eto
Salama va ?
Ito misy clip nataoko fa nisy hira tiko bé dia nataoko niaraka aminy
hiran'i Rija Rasolondraibé izy io
Ny sary dia mba fomba fil...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 20/08/2008 18:57
Tokinao
(
09/08/2008 23:51)
Mba eritreritra sendra nandalo tato an-tsaiko ny hoe : ndao mba hihira ny "[b]Ry Tanindrazanay Malala ô![/b]" ka atao manaraka ny tena "partition-ny izany.
Ny olako anefa dia tsy mahavita feom-beh...
tohiny
novalian'i lehilahytsyresy ny 10/08/2008 06:20
xxx
(
09/08/2008 12:15)
Mahita ve ianareo fa ny heverina ho fivoarana raha resaka fitondrantena ankehitriny dia izay ratsy rehetra taloha ka ekena izao: ohatra taloha mahamenatra izany lhl mandry @ lhl, na vhv mandry @ vhv, ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 13/08/2008 14:13
xxx
(
09/08/2008 04:07)
Efa samy nahare an io daholo fa inona no antony hilazanareo manokana ireo teny ireo na koa hiheveranareo fa tsy mitombina ireo teny ireo...
Amiko: sarotra ny mandainga satria lainga iray miantso lain...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/08/2008 16:14
SHOAN
(
08/08/2008 20:18)
MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO ...
Mandreraka fa mandefa lahatsoratra lava bé hoe jesus christ
Ka teny frantsay ranoray ilay lahatsoratra
Milaza fa hoe Christ ny pseudoa n'io olona io
ka dia i...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 12/08/2008 09:35
diamondra27
(
07/08/2008 11:05)
Hoy ny ntaolo:"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina"
Misy tokoa ve izany tody izany dia fomba ahoana no fisehony?
...
tohiny
novalian'i nacl ny 14/08/2008 07:36
ikaretsaka
(
05/08/2008 04:34)
Fizarana kely zavatra nitranga e, :
tantara tena marina ity ary nitranga tamina sekolim-behivavy (ilay genre Maria Manjaka ireny ) anankiray omaly sy anikeheo.
Ny ankizy vavy moa rehefa ilay e...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/08/2008 02:53
Bola
(
03/08/2008 23:13)
Namaly dinika aho no nahatsiaro tokoa fa ny zaza ateraky ny reny Malagasy ary Ray tsy Malagasy dia tsy mahazo zo-pirenena Malagasy. Mila hoe Malagasy ilay Ray niteraka fara-faharatsiny na ny Ray sy Re...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2008 14:42
niryna
(
01/08/2008 16:14)
Raha mitia namana isika dia tena tia tokoa ary mandrakizay ilay fitiavana namana ,misy anefa toa eritreretintsika fa mbola namantsika ihany na toy ny naha mpinamana antsika fahiny ihany kanjo toa niov...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/08/2008 15:22
08051972
(
30/07/2008 16:32)
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/08/2008 20:04
xxx
(
29/07/2008 20:52)
ny fanafody vidina @ ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve kay naman'ny manompo sampy ihany...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 03/08/2008 10:44
RATOVOARY
(
29/07/2008 05:35)
Slt dôly!
Mba misy afaka milaza ve hoe inona no fihetsika tsy mety afaka aminy ( lasa fahazarana ) rehefa mandeha eny an-dalana na ho aiza na ho aiza de mandeha ho azy izy io?
Oh ny ahy zao de le ...
tohiny
novalian'i nacl ny 08/08/2008 06:49
naughtyboy
(
27/07/2008 16:25)
fanotanina mahalasa saina antsika rehetra ndray2 oe tsy azo fantarina mialoha v ny zv miseho rehetra,ny loza voajanahary oh,ny toetrandro ,fifandraisany oul sy ny zvboahary ny iafarany zo tontolo zao...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 31/07/2008 17:43
xxx
(
26/07/2008 20:34)
raha ianareo no eo @ toerako inona no ataonareo? manambady aho fa vita soratra fotsiny efa misy zaza iray izahay 2an ; ny olanay tsy nahavitana mariage de nohon'ny tsy fahampiana teo aminay fa ho...
tohiny
novalian'i hery ny 31/07/2008 07:52
sff
(
26/07/2008 04:50)
Ampahalalaiko anareo fotsiny ny zavatra notenenin'ny namako ahy dia am-bava omana.
Tamin'ny 1958-1959 no lany ho hiram-pirenena malagasy ny "Ry tanindrazanay malala". Nahazo ny laharana voaloha izy, ...
tohiny
novalian'i sff ny 13/08/2008 05:25
Bola
(
26/07/2008 00:22)
Mba nahamarika ve nareo fa ny alika sy sakan ny olona aty ivelany omen dreo anaran olona...Ny any Mada manko atao anarana hafa toy hoe Baloo, Blacky, sy ohatra izany...Aty anefa dia anarana fanome olo...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/07/2008 07:43
xxx
(
25/07/2008 19:50)
raha nareo no eo @toerako ahoana no ataonareo ; mitalaho ny hipetraka aminay ny rafozako (vavy) tsy hitako nefa ze atao satria ela ny ela tsy maintsy hisy ny olana nefa ko adidy izy ...
tohiny
novalian'i aloalo ny 31/07/2008 04:50
niryna
(
25/07/2008 18:35)
Tamin'ny mbola kely isika hoy ity olona iray rehefa anontaniana zavatra dia mamaly aingana,nampianarina izany isika hamaly eo noho eo ary asiana ora mihitsy ilay famaliana azy.
Toa izany koa hoy izy ...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:05