Eritreritra mandalo

ari.malala ( 27/06/2008 12:18)
mba lasa hoa ny saiko, isan-taona indrindra refa akaiky fetim-pirenena toy izao,d mivoaka fona ny tsipoapoaka, d mahalasa saina ana we fa manin no nasina ny tsipoapoaka, efa ela v sa vao haingana fa t... suite
répondu par yonikafopl le 27/06/2008 16:47
xxx ( 26/06/2008 20:12)
saika mba hanontany za ho anareo manana zaza lahy kely mbola ama-bolana hoe normale ve hoe mihenjana ny zizi-ny indraindray... suite
répondu par Samoana le 27/06/2008 16:46
orona ( 25/06/2008 17:30)
ra miala ve aho dia hilamina ny serasera satria taorian-zay nialan'i k.. zay -- dia tsy hita intsony ny xxx makobo -- voatsindrona. toa za sisa no enjeana etsy sy eroa tsy olako le fanenjeana fa... suite
répondu par RATOVOARY le 28/06/2008 07:35
xxx ( 24/06/2008 11:57)
Mpizaha tany avy aiza no tokony hantsoina ? http://fr.news.yahoo.com/rtrs/20080624/tod-tourisme-sondage-cb1d00a.html... suite
répondu par 08051972 le 30/07/2008 20:56
xxx ( 22/06/2008 18:25)
Zahako toa naheno fa misy gasy mandefa entana avy aty france mankany dago hono ,sady maka (ilay entana) any antrano (france) no manatitra any an-trano any dago, Mba manon,tany aho ry reto oe mba afak... suite
répondu par ainaheri le 24/06/2008 12:50
xxx ( 22/06/2008 08:29)
Niseho ho azy ho matanjaka amin'ny vava maimbo sy ny fanaratsiana diso tafahoatra ny [color=red]felaksytehaka.skyrock.com[/color] Blaoby ry zareo.... niseho natanjaka hoy aho satria azy izy no nanao d... suite
répondu par mima5 le 20/10/2008 13:34
orona ( 22/06/2008 06:45)
Matetika Ny tanindrana matanjaka -- ny tanivo mangozohozo Ny tanivo mahay -- ny tanindrana dontodonto Ny tanindrana mahay mitady vola -- ny tanivo michaum Ny tanindrana avo feo -- ny tanivo male... suite
répondu par haritianah le 20/07/2008 22:24
Bola ( 22/06/2008 02:35)
Salama daholo!Misy mahay ve rahoviana ny masinina fanaovana pasipaoro no ho tonga aty @ masoivoho malagasy aty ivelany. Nivaoka ny lalana fa lany andro @ desambra daholo ny pasipaoro talohan ny 2007,... suite
répondu par Bola le 18/07/2008 16:40
ail ( 21/06/2008 15:10)
miarahaba antsika namana rehetra ny tenako!! saika mba naotany kely hoe inn kay no tena hiantsona hoe DITRA???? eo @ lafony fitiavana fiainana andavan-andro sns.. raha ho any vhv de tahak... suite
répondu par dziana le 08/07/2008 14:20
orona ( 21/06/2008 00:04)
Rehefa nandinika aho dia betsaka ny olona no nahazo ny acte-ko --- hihihi Misy koa ireo tezitra fa nataoko tamin'ny iray tamin'izy ireo ny fataon-dry zareo amin'ny olona hafa --- hihihi Isaorana... suite
répondu par tslem le 26/06/2008 18:41
xxx ( 19/06/2008 19:14)
Fa ny ankabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ho aho rehefa mifikotra sy manam-pitiavana amin'ny sipa indrindra ny manana sary ato amin'ny namana serasera dia hoe fafao fafao daholo amin'izay ilay s... suite
répondu par tess le 21/06/2008 10:24
tslem ( 19/06/2008 08:45)
Tsy haiko ity na momba ny serasera na fiaraha-monina fa mba afindrao @ izay tokony hisy azy anie ry tompon'andraikitra azafady raha tsy tokony ho ato a! Misaotra. [b]Mba ni klik klik an'ilay oe ... suite
répondu par tslem le 21/06/2008 05:23
niryna ( 18/06/2008 17:22)
Efa nahita olona matahotra alaina ra ve hianareo na raha vao mahita ra dia torana. Mety hoe nisy zavatra nahazo azy ve tany aloha tany ohatra sa phobia koa io. Iza no efa nahita experience tamin'iz... suite
répondu par niryna le 21/06/2008 16:28
xxx ( 17/06/2008 18:07)
orona,jeankely,bozy,salmo,tezitra,salopard,kanota.... sô de mba reo aza reo devoly nalan'i maihol tany ambondrobe?... suite
répondu par yonikafopl le 20/06/2008 18:53
xxx ( 17/06/2008 07:26)
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ? Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny re... suite
répondu par niryna le 18/06/2008 17:17
kiadi ( 16/06/2008 17:34)
vita ny fanasana lamba sy anahy lamba sy mikapoka lamba de tonga ny fiantsenana!! sequence miantsena indray zao ny ao! :-D ( ) de zay tsy faly mibotsina! :-D :-D ... suite
répondu par aloalo le 20/06/2008 20:53
oOo ( 14/06/2008 07:03)
Ho anareo (na ho antsika) mihevitra fa naleo lavitra [b]nozanahina[/b] dia tokony handinika tsara. Inona no tena tianareo? Hiatrika ilay fahasarotana sa hiforotra rambo ohatran'ny alika rehefa tojo m... suite
répondu par ygossamer le 11/12/2024 07:21
niryna ( 13/06/2008 18:21)
Asa hianareo raha efa namono akoho fa izaho dia tena tsy maha latsa-dra akoho izany.Tadidiko ny mamanay foana no mamono ny akoho fa ny tena no miaraka mamoly ny volony.Dia mivavaka kely izy.Raha mba m... suite
répondu par niryna le 18/06/2008 17:13
Belami ( 12/06/2008 20:00)
iza no mahazo le laza adina ? za tsy mahazo mihitsy !!... suite
répondu par Belami le 19/06/2008 23:21
orona ( 12/06/2008 06:56)
Ary toa tsy misy fanazavana mihitsy rehefa manala dinika fa lasa amin'izao? enga anie ka tsy ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m484e487dbd17b sa ilay hoe kabota ve? :lol: ... suite
répondu par orona le 17/06/2008 09:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0751