Eritreritra mandalo

Aino ( 13/05/2008 11:35)
mba lasa ny saiko hoe, ny gasy ve no minomino fahatany sa tena misy izany matohotoa izany? za mantsy mbola tsy nahita tena mivatana fa ny tsaroako de t@ za 10 niarana nivaoka ny trano t@namako ande wc... tohiny
novalian'i dziana ny 14/05/2008 10:35
kiadi ( 13/05/2008 10:01)
de nanahona ihany ny niafarany tao ry rapala an?... tohiny
novalian'i rapala ny 15/05/2008 18:06
dziana ( 13/05/2008 07:56)
Raha tsy mahazo miteny miitsy re 1 andro manontolo de otran'ny aoana ny fiainana e? :-$ :-$ :-$ Za pouce kaloungany e!... tohiny
novalian'i dziana ny 14/05/2008 10:42
rajoelina ( 11/05/2008 08:34)
...Gaga aho satry tsy maintsy i sakaizakely faona no hitako mamaly ahy farany, na de efa tsy mahita lazaina aza. Ary rehefa tsy mamaly aho, de i sakaizakely faona no farany namaly ahy ^:^ Vao nam... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/05/2008 17:02
rapala ( 11/05/2008 07:55)
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e? Mba mangataka izay faka manazava re fa dia ... tohiny
novalian'i rapala ny 14/05/2008 16:38
Bozycaline ( 09/05/2008 12:39)
[quote=sipagasy]182. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 08-05-2008 16:42:57 Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé [b][size=13px][u]site virtuel veh ry bozy no asiana ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 18/05/2008 22:27
Belami ( 09/05/2008 00:03)
fa de naninona loatra tokoa e ?... tohiny
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:25
rajoelina ( 08/05/2008 08:50)
Rehefa hande Voyage zay ny bandy, de zatra an'le we tsy maintsy misy olona mitsena any Aeropuerto. De rehefa tonga tsara iny, na mbola any anaty fiaranamanidina de efa mieritreritra anzao: ¿ahoana az... tohiny
novalian'i ftlozy ny 11/05/2008 21:34
ariel ( 07/05/2008 16:45)
efa nisy taminareo ve ny nandefa vola taminio (emadex) io de aona fandehany ra mandefa 100euros de otrinona ny sarany de aona mba afaka manazava ve zay mba mahalala azafady otrany mi interessé aho ma... tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:28
lemenakely ( 07/05/2008 15:36)
Raha ny fijeriko azy manokana dia ny zavatra vita amerikanina no mafy sy fiable na eo aza ny japoney sy ny européanina. Oh: ny BOEING fotsiny dia efa taona marono nisiany mbola azo atao hoe mitàna... tohiny
ikotoleta ( 07/05/2008 13:36)
[quote=rajoelina] De manarak'izany: elah wa aza mampiresaka be. fa mety faha8 koa elah??? :roll: :) :) [/quote] :arrow: Toriny elà any @ commune ary ve i za de mando vola? =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i rajoelina ny 08/05/2008 07:29
Xp ( 04/05/2008 22:12)
Firenena iza no manana respect ho an'i Gasikara?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/05/2008 13:17
niryna ( 03/05/2008 03:14)
Ny fitenenan-dratsy ve ry ireto fahazarana ,toy ny zavatra efa miraviravy ao anaty vava ,na ao anaty fo sa ahoana,misy toa tsy mety raha tsy asiana teny ratsy kely foana ilay phrase teneniny dia hoy i... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2008 00:15
natiora ( 02/05/2008 15:59)
hono hoa hoa ry reto a, ilaina lehibe ve ny zavatry ny lehilahy vao mahazo tsirony ny vehivavy... tohiny
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:44
mmmhh ( 02/05/2008 07:15)
ahoana nareo @ le olona mitady ny olona ao an-trano izy de tsy mandodona, le olona @ tômôbil no teneniko eto an! fa mi- klaksônina be any ivelany any fotsiny, de ny tena no handrasany hivoaka ny tr... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 06:42
Belami ( 30/04/2008 20:57)
Iza aminareo no karazan'olona le nanahirana be reny t@ mbola kely ka raha sendra narary dia tsy mety mihinana fanafody fa enjehina, misy aza vao mahita le olona manantona hanome fanafody de [b]mitorak... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 15:11
kiadi ( 30/04/2008 20:06)
resaka xxx ihany!manin moa raha ohatra ka azo atao ko ny manao xxx refa mitsikera sary,na koa oe refa mametraka sary de atao xxx fa tsy mipoitra ny anarana? amizay mijery sary fotsiny de samy maminav... tohiny
xxx ( 30/04/2008 04:06)
Tena tsy mamely rey olona ny windows vista, fa aza mividy mihintsy aloha hatreto an. Indrindra raha ny fitaovana ao aminao na ny zavatra ananao teo aloha mandeha amin'ny XP sy ny midina. Tena tsy fant... tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/05/2008 19:00
lazounet ( 29/04/2008 21:07)
Nitady aho ka nitady! Nikaroka aho ka nikaroka! Nangady aho ka nangady! Niava aho ka niava ... fa hatramin'izao dia tena tsy azoko mihitsy ré ray vahoaka... Maninona i MADAGASIKARA no antsoinareo hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 21:26
rajoelina ( 28/04/2008 14:32)
hery! manaova leisy zava-trafa de foano amzay ity serasera ity ah!!!!:) misokatra adihevitra... tohiny
novalian'i kiadi ny 30/04/2008 13:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2547