Eritreritra mandalo

xxx ( 12/04/2008 15:23)
manja be indray zao ny dinika amity a :wink: fa maninona kay nareo vevavy sasany tsy mifidy sary apetaka fa na reny misababaka na miverape ireny de apetaka ? tokony mba fidina ihany ny sary ape... tohiny
novalian'i ratonga ny 17/04/2008 15:40
niryna ( 10/04/2008 14:36)
Ny tanora hono dia zavatra kely tsy misy dikany dia mampihomehy azy ary manampy ny fihenan'ny kibo be hono ny mikakakaka lava,sady mampahalava andro iainana. Inona no zavatra tena nahatapa tsinay ana... tohiny
novalian'i niryna ny 11/04/2008 16:35
simplex ( 09/04/2008 21:29)
fa ahoana kou reny sipa mamonjy mi-rouler r reny refa miteny gasy eeee?? mi-snob bandy sa in no tena tanjona? :) sa mikoty, discretement :P ... tohiny
novalian'i ratonga ny 11/04/2008 20:17
Jeankely ( 09/04/2008 14:11)
Efa tsy mikilaoty ve Salopaka mianakavy isany sa tia hijery ny an'ny namana fotsiny sa hararaoty hararaoty fa tsisy kilaoty :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:35
niryna ( 08/04/2008 16:14)
Anado aloha hihomehy kely hanalana sorisory ha,ha,ha, i.i.i http://www.youtube.com/watch?v=MqeJq3yokaw oops ,teny anglisy ilay izy kanefa na tsy misy feo aza dia mety ho fantatra ihany ny tian'ila... tohiny
novalian'i niryna ny 14/04/2008 01:17
niryna ( 07/04/2008 16:24)
Indraindray dia mahatonga saina ny mijery ny olona mitondra telecel eny amin'ny arabe ka tezitra mafy mivazavaza.hila ho tapaka ny lalandrany Efa nahita an'ireny olona ireny ve hianao" Inona tokoa n... tohiny
novalian'i niryna ny 10/04/2008 13:38
salopard ( 07/04/2008 14:20)
io no mety, dia @ izay samy mitovy zo, mitovy samy nu, efa miha-lafo ny akanjo, dia tsy maquillage, na akanjo dior, na tee sshirt airness, na nike intsony no maha-b^gôsy, fa dia ny tena ananana, l... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 21:31
rajoelina ( 06/04/2008 22:44)
[quote=Aino]hafatra kely mety tsy kely ihany f aho lava!!! iarahamalala moa eto fa misy ireo namana tsy tia ary mankahala ny sasany tsotra fotsony izao tsy eloka tsy inn anefa no natao taminy, ka d... tohiny
novalian'i tlay ny 25/04/2008 20:11
ni81 ( 06/04/2008 07:47)
Tsaroako tsara taloha, raha sendra manonona anaran'olona lehibe nohon'ny tena, fa mitovy taona, na efa mihoatra noho ireo ray aman-dreny aza dia bedy, ary voalaza fa tsy manaja olona, raha vao tsy asi... tohiny
xxx ( 03/04/2008 14:30)
Hono ho aho??? ianao kay mba karazan'ny olona manao ahoana eto ambonin'ity tany ity.... - ilay olona miaina ny anio tsy mivaky loha , tsy mijery ny ho avy, izany hoe manararaotra isan'andro ny fiai... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 07/04/2008 07:49
ratonga ( 02/04/2008 22:54)
http://www.dailymotion.com/playlist/xc9uj_tsikii_hira-mamiko/video/xx78b_jirai-dormir-chez-vousmadagascar_travel... tohiny
novalian'i radjery ny 05/04/2008 14:55
kiadi ( 02/04/2008 15:26)
ny bandy sa ny sipa no tena betsaka saropiaro? http://www.dailymotion.com/relevance/search/hira%2Bgasy/video/x44ci2_hira-gasy-taiza-indray-ianao_music... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/04/2008 22:45
simplex ( 31/03/2008 22:49)
eritreritra mandalo, mba in avy ny site tena ampiasainareo matetika. Genre hoe utile na hoe fandaniana andro na otr'zany... ataovy xxx ra matahotra manoratra ;-) merci ... tohiny
novalian'i kiadi ny 02/04/2008 15:25
manaraka ( 31/03/2008 08:22)
vonikazo iray Mitranga tampotampoka Eny antampon'ny havoana Izaho tsy maintsy mihira Zazavavy iray Mihazakaza-dava Tsy fantatro hoe nahoana :P ... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:17
kiadi ( 30/03/2008 21:51)
ahona ihany le resaka devoly fa hotrany nampiresahan'i mailhol ny tanana fa hatramizao ve bola tsy tonga ihany le devoly nalefany taty! raha zah nareo mitandrina fa mety tsy nahazo visa ry devôll mi... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:24
diamondra27 ( 29/03/2008 22:53)
... mamy basta mety mahasarika ny tsy mpino ve ny fomba fivavaka tahaka io? http://www.dailymotion.com/related/7624137/video/x3x363_vavaka-mamy-basta_music... tohiny
rajoelina ( 27/03/2008 19:50)
Misy sipa gasy anakiroa zay ato, lay anakiray mahay ny zavadrehetra ary mino aho fa fantany daolo ny ps tena mpitsidika eto fa izy mangingina ary ody tsy miteniteny zay. Maptayy hamorona dinika va... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2008 21:43
xxx ( 27/03/2008 14:01)
Otran'ny hoe tany amin'ny film mampme no misy tantara otran'zao. [quote=lay gazety]Une patiente allemande, qui devait se faire opérer de la jambe dans un hôpital de Bavière, a finalement reçu... ... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 20:18
rajoelina ( 26/03/2008 20:59)
Inona no tena tombon-tsoa azo avy amin'ny [b]adi[/b]n-tsoratra eto amin'ny forum serasera? tsy andro sy fotoana very fotsiny ve? sa manala azy fotsiny ianareo? ( ohatra: http://forum.serasera.org/... tohiny
novalian'i simplex ny 27/03/2008 21:59
harinah ( 25/03/2008 16:41)
lazaiko eto fa tsy karinah velively aho ary aza manendrinkendrika rehefa tsy mahalala ry fiffi an! efa hoe harinah zany ve ho karinah eh! sa efa tsy mahita lazaina tsony , raha zany no hi... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/04/2008 01:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0841