Eritreritra mandalo

diamondra27 ( 27/02/2008 07:05)
nareo ve mba nahatsikaritra fa ny tompon'ny anarana hoe: fanja wa de manja doly sady mafinaritra e! de atolotra ho anjareo 'ty hira ty http://www.dailymotion.com/related/3902707/video/x2bn8k_fa... suite
répondu par bobone le 27/03/2008 13:58
penina ( 26/02/2008 02:33)
Omeko 15 andro dia fijo no pre. Iza no sahy hiloka bizoroka?... suite
répondu par ikaretsaka le 11/03/2008 21:23
endrika01 ( 23/02/2008 09:59)
De we tena naditra tokoa ny ankizy raha manao zavatra tsy mety tamin\'ny fahakeliny!Zaho tsy miom-bokevitra!Ary nareo namana!?Eny é azo sokajiana maro ny ditra.... suite
répondu par endrika01 le 08/03/2008 07:28
rajoelina ( 23/02/2008 01:39)
Nijery filme izaho, nisy ramatoa nandray basy pistôle.. hamono tena,, notifiriny ny lohany ary teo amin'ny tarehany no napetrany ny loham-basy. Rehefa maty lay ramatoa anefa dia tsy hitako akory za... suite
répondu par naughtyboy le 28/02/2008 17:49
xxx ( 22/02/2008 20:11)
Karazan'alika inona kay no mitomany valala?... suite
répondu par kofbay le 13/03/2008 04:35
Papoose ( 22/02/2008 18:18)
Mahalasa saina ahy dia mampanontany tena ahy hoe inona ary no zvt tena mbola tsy noresahina teto @ serasera mihitsy,betsaka ve?... suite
répondu par Papoose le 26/02/2008 12:52
todisoa2 ( 22/02/2008 14:59)
hono hoaho, afaka mlaza v nareo fa tena nahita soa tato @serasera.org? Fantan mila valn mlay beuhhhh... suite
répondu par todisoa2 le 25/02/2008 09:17
niryna ( 22/02/2008 09:22)
Na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany :D:D Ahoana no fahazoanao io teny io ? misaotra mialoha :-*:-* (l)niryna ... suite
répondu par niryna le 23/02/2008 08:08
todisoa2 ( 21/02/2008 14:21)
aôna zan Dadavalo nanao vert armée tan Tamaga zan?... suite
répondu par Papoose le 25/02/2008 14:33
xxx ( 19/02/2008 19:45)
Raha ohatra hoe misy namana na olona fantatrareo inviter-nareo sakafo ao an-trano. Tonga ao an-trano anefa le olona tsy vonoiny ny portable-ny fa refa misy olona miantso izy de laozany miresaka @ port... suite
répondu par jiolah le 22/02/2008 08:52
zamanoro ( 19/02/2008 13:34)
Hono ho'a ry zareo Mahafinaritra ilay fiarahana mitafa eto, ny fambolen-kazo. Fa amin'izao voina amin'ny firenena izao tena mba mety milay ihany koa raha misy hoe fiaraha-mientana namana serasera an... suite
répondu par zamanoro le 21/02/2008 02:47
xxx ( 19/02/2008 12:51)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/bizou&asa=top hanki dép dép be!... suite
répondu par Veloo le 22/02/2008 16:22
LazaDaddy ( 19/02/2008 03:40)
ilaozy mifampitsikera sy manadala olona eto amin'ny serasera :)... suite
répondu par sasa le 26/02/2008 04:43
soanja ( 18/02/2008 23:47)
Variana dia variana ny momba anao aho Raolombelona. Manaitra ahy ny fijoronao ary manintona ahy ny asanao. Tsinotsinona tokoa aho manoloana ny teo aloha ary adidiko ny mikajy ny hatsaran'izay nome... suite
répondu par soanja le 19/02/2008 08:31
ni81 ( 18/02/2008 20:06)
Fandre matetika io teny io, kanefa eto @ sera² dia mila tsy ho hita intsony izany indraindray fa lasa mifampiandry kendry tohana hifandramatra fa tsy hiady hevitra na hifanoro no atao. Any @ serasera... suite
répondu par ni81 le 21/02/2008 07:05
rush ( 18/02/2008 13:16)
Voici UNE leçon de grammaire amusante Pourquoi, dès que c'est UNE galère, c'est tout de suite au Féminin ? LA pluie, LA neige, LA grèle, LA tempête, tout Ça, c'est pour vous ... suite
répondu par xxx le 18/02/2008 13:29
xxx ( 18/02/2008 06:07)
Eritreritra mandalo ny ahy ity hoa,ireny pelaka ireny ve mety mba miova hetero ihany refa aty aoriana sa de mandrapahafatiny de zay izy?? miala tsiny etoana alo amin'izay pelaka e.... suite
répondu par Bigma le 10/03/2008 06:35
endrika01 ( 16/02/2008 17:46)
Aminareo namana iza no azo ihainana kokoa,ny rivo-doza(na cyclone)ve sa ny horohoron-tany?De raha sendra tojo ny iray amin\"ireo inona no fiarovan-tena tokony hatao!Misaotra!... suite
répondu par endrika01 le 24/02/2008 14:37
voara ( 15/02/2008 22:37)
salama daholo !misy fanontaniana napetrak'olona tamiko ty ka mba zaraiko anareo:inona no maivamaivana kokoa eo aminareo ;maty Ray amandreny sa,maty anaka ,sa maty vady ,tsi maintsy mba mamaly ny anaki... suite
répondu par xxx le 20/02/2008 08:03
tslem ( 14/02/2008 16:28)
http://www.google.fr/logos/valentine08.gif ra azoko tsara zany dia ingahybe mitondra tehina no dikan'ny [b]G[/b] ary ramatoa mitarika balom no dikan'ny [b]L[/b] :-D:-D:-D... suite
répondu par kelly13 le 17/02/2008 16:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894