Eritreritra mandalo
niryna
(
30/08/2008 17:25)
Inona no tena hevitr'izany hoe kamboty velon-dray izany e ?
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/09/2008 16:09
lemenakely
(
27/08/2008 14:38)
mba mampanontany tena ihany indrindra ny mpiandraikitra ny site no amelanareo olona mpandoto rano toy itony.Manjary mankaleo ilay site noho ny toetsainan ny olona sahala @ itony!
Dia misaotra mial...
tohiny
novalian'i orona ny 01/09/2008 12:12
veromahefa
(
27/08/2008 08:10)
Inona tokoa rizareo no atao amin'ny tanana main'ny sakay? rehefa lay mikarakara azy iny manko dia mivaivay be ny tanana avy eo, tsy afaky ny ranon-tsavony sy ilay hoe lomana menaka! misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/09/2008 11:34
ni81
(
26/08/2008 17:37)
Anniversairen'ny namako mipetraka any Paris any ny 27/08; dia mba faly ery zà vonona hanao surprise taminy fa misy hira tiany dia no-graver-ko. Dia omaly dia efa nasaiko nalefan'olona tany @ paositra...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/09/2008 16:30
ssendra
(
26/08/2008 15:18)
Somary sadaikatra ihany aho hinamana amin'ny olona zandriko be loatra na zokiko be loatra, raha vao misy mitady haka namana ahy ny be taona na kely taona loatra mihoatra amin'ny taonako dia tsy sahy m...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/10/2008 18:15
niryna
(
25/08/2008 17:26)
Ny zavatra rehetra ataontsika dia misy fiantraikany avokoa na soa na tsara.Mety tsy mivaly eo noho eo ilay izy saingy misy fetrany avokoa ny zavatra rehetra ataontsika .
Taona maro no nandaozan'it...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/09/2008 16:11
ni81
(
23/08/2008 11:52)
Misy toetran'olona vitsivitsy ireto eo @ fomba fitantanam-bola:
- mirobaroba
- kahihitra
- mitsitsy
Mbola mety misy karazany hafa fa ireo aloha. Ahoana no fahitanareo ireo?...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 02/09/2008 20:12
niryna
(
22/08/2008 19:00)
Toa teny maro no azo alaina amin'io teny baraka io.Manala baraka,afa-baraka ..
Inona no tena hevin'izany ?
Manala baraka
afa-baraka
misaotra antsika rehetra
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:09
simplex
(
22/08/2008 16:03)
za rery ve no mahatsapa fa mitady hitaky lelah virjiny koa ny vevavy? :roll:
rehefa nodinihana ny dinika maromaro tato ho ato dia toa mandamina terrain ry zareo fanaka malemy :-w
:arrow: ao...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 23/09/2008 08:53
naughtyboy
(
22/08/2008 12:10)
Nisy nofy nahafinatra ahy tsy ela zay ho zaraiko eto ,sendra tafiditra tao andakilasy aho indray mandeha nanatrika famelabelarankevitra nataony mpianatra 1,somary hafahafa zay mo no anarany ilay sekol...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 23/08/2008 11:44
sitraka1
(
21/08/2008 18:16)
Manahoana,
Mba misy mahalala ny vidin'ireny tel fixe telma reny ve nareo? MIsy milaza fa lafo noho ny portable izy ireny, somary gaga ihany za satria fixe ve de ho lafo noho ny portable.
Misaotra a...
tohiny
novalian'i avylavitra ny 21/08/2008 18:55
xxx
(
21/08/2008 07:21)
so de mba misy afaka mandefa valina bacc ato azafady...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/08/2008 11:49
tokynat
(
20/08/2008 11:59)
mba lasa oa ny eritreritro e!tô maniry ôtran'ny anana ny organisme sy fikambanana miady @ fahantrana, manao zao retraretra zao nefa tsy misy fiovana mitsy ny fiainanantsika.Tô mihamahantra fôna sa...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 21/08/2008 23:16
malalatinasoa
(
20/08/2008 06:59)
Ianareo ve efa efa nahita na mahafantatra Malagasy nahavita zavatra misongadina teo @ sehatra iraisam-pirenena?
Toa hoe olympiana, nandeha tany @ volana, manana prix nobel na manana record mondiale s...
tohiny
novalian'i ramistiana ny 22/08/2008 20:50
kelly13
(
19/08/2008 18:47)
tsy haiko na ato na any @ fahasalamana na any @ resa-behivavy na any @ reny sera² no tokony handefasako ity fa na izany aza d "lasa ny eritreritro" oe ny zaza ao anaty vohoka (vohoka eo @ 5-6-7 mois ...
tohiny
novalian'i dodhiya ny 20/07/2018 04:53
Ika
(
18/08/2008 09:46)
Manao ahoana daholo isika namana
Mba te hanontany kely azafady an'izay mahalala an'i Marseille. Aiza kay no tsara andehanana raha hiantsena any marseille ? Olona mpanao vakances fotsiny izahay io dia...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/08/2008 10:02
xxxx1
(
16/08/2008 14:45)
atao ahoana ny hanalana ny fialonana @ olona kivy ?
ny tranga hitako, misy akamako raikimpitia anilay tovovavy zay. Sady tena metimety le sipa ka robo ny anao lahy. Elany ela nisarisary zoro teny ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/08/2008 10:21
niryna
(
15/08/2008 12:30)
Nisy namako iray izay niresaka tamiko vao mba tadidiko koa ny zavatra nitranga tato amin'ny serasera .Nisy olona ninamana taminy hoy izy ary io olona io dia nampanantena hanome zavatra ho azy rehefa t...
tohiny
novalian'i blow ny 09/09/2008 12:41
nikah
(
15/08/2008 08:02)
O ry namana a!halina tsy nahita tory aho raha tsy efa t@ 3 na 4 maraina angamba iny,avy eo dia nanonofy olona milahatra bdb milanja faty mitanjozotra,tsy faty iray ihany an!Fa nisaiko ilay izy dia teo...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/09/2008 12:16