mba tianareo ihany koa ve izany sa???
1. Aino
(
12/10/2007 13:26)
aminko hoa ry zareo masosotra ahy raha toa ka samy gasy no miresaka ary samy mahay teny gasy nefa dia teny frantsay faona no asesy na dia efa miezaka miteny gazy aminy az aianao.
novalian'i mbaliana ny 26/10/2007 18:15
6. Aino
(
12/10/2007 14:04)
izany mo maninona raha fohy fa le manalava resaka be reny ko, sady misy ny sasany mahay teny gasy ihany nefa. :°)
las atsy mahasosotra ahy indray fa mampihomehy @nareo lol:-D:-D

7. ikaretsaka
(
12/10/2007 14:42)
:-Dny ahy aloha itenenako teny Gasy tsara mihitsy ka, na mamaly @ teny vazaha aza izy
Misy namana izay ato (izy angamba mahatsapa ny tenany) tafiaraka fiaramanidina tamiko fony izaho nody taty farany teo dia nitondra ireny harona rofia ireny be dia be Rakalakely dia nataony tao ambony,eo @ le fitoeran'etana io aby de tsary misy toerana ho an'ny entako tsotry,
Dia mba niteny Gasy taminy aho (satria izy gasy--hita t@ endriny) hoe mba azonao akisaka ve ny entanao fa tsy omby ny entako, dia teny frantsay tsara no namaliany ahy. sady tonga de nipetsapetsana le mody tezitra ireny.
Ahako moa vakinankaratra de tsary be ady sy ndeha hivazavaza aminy eo fa dia natsoiko le hotesy vazaha de nitenenako teny angalisy elaela teo (ary henony tsara )i dia izy 2 vavy ro niresaka teo, dia mba nanakisaka ihany sady le milonjilonjy be reny . Mbola nitsikian'ny vintana koa rehefa avy eo fa ny olona teo alohako sy afara koa kay amerikanina aby, peace corps namana sy touristes amerikanina nifanena tamiko tany Toliary ka de resa be de resa be teo ny anay. izy (ilay kalakely gasy) indray no lasa nihafihafy... farany tsy naharitra fa niteny gasy sy niala tsiny sy nanontanintany!
Oshy aho hoe e!
hitako ao @ sary ao ny sariny izao izay aho vao hoe...boribory tokoa ny tany ka:wink:

9. fasaly
(
12/10/2007 14:46)
ika:-D:-D:-D:-D ka amin'ny maha vakà an toi no nitenenany frantsay .....nanign raha novaliana teny angalisy:-P
samoana: bah non!!!!! chui pas encore revenue:^):-D

11. fasaly
(
12/10/2007 14:59)
ika: izay rou mety any iiii!:wink:odiako dondrona be raha izà no tojo anzany....:?
12. paris10
(
12/10/2007 14:59)
:-D:-D:-D:-D,eny hoy aho e!mahazendana koa zany "aventure" kely zany,dia aona zany zahay mahita ny zafikely miteny vazaha:?::?::?:aleo ihany mitazona ny maha-gasy ny tena fa tsy ho aiza ange e!
13. fasaly
(
12/10/2007 15:02)
ary ilay hoe nandeha nianatra kely taty andafy nandrintra ny taoana vitsivitsy ilay olona de refa mody any antanàna de we! tsy mahay miteny gasy tsotry:wink:
14. agoago
(
12/10/2007 15:38)
Dia mahagaga, hafa anefa izany manana ny tenin'ny tena tsy hain'ny sasany izany. Mbola tsy sendra angaha ireny olona ireny be teny frantsay ireny,eo imasonao ireo olona hafa fiaviana miresaka ny fiteniny, tsy fiteny azonao, mifanazava ireo vao miresaka indray am fiteny azonao teny anglisy na fiteny frantsay ohatra.Nefa ianao @ io no tratran'ny emmerdement.
15. Samoana
(
12/10/2007 16:16)
'karetsaka / naniry kintana 'zany le sipa fa sendran'ny bekintana:-D
T@ za vô tonga 1 volana taty ampita koa dia nisy nanatona tao @ biblioteka:
-Vô tonga enao io e ?
-Ie
-De taiza enao no nianatra tany Dago ? za mantsy sipan'ny lyfra
-Lyfra ? inona izany fa tsy haiko8O
-Hein ! tu koné pas ? oh!la la ! Incroyable !hahahaha
( wain kely ny bandy fa tsy mahay ny fantatr'oul izany:oops: sady GVT no ihomehezan'ikalamanja!!!)
-Aza iomehezana fa sendra ny bado ianao e
- C pas grave ! Lyfra ve tsy fantatrao ? Fanafohezana ny hoe : " Lycée francchhaiSE" ( sady nasiana geste be no re tsara ilay faranteny:-D )
- hihihihi (tsipaky ny hehy ny tenako ary nifindra t@ manodidina izany fiomehezana izany:-D)
Mbola hitohy ny tantara fa lasa mpinamana...tsotra:wink: izahay

16. sitlo
(
12/10/2007 16:29)
Za ndray ilay mandeha amin'ny radio na resahan'ny olona ireny hoe "Io teny gasinareo io ange vao etsy Ivato dia tsy mandeha intsony eh".
Mila atao teny frantsay ny fampianarana sns.
Handeha ho andafy amin'izay aza i sitlo dia mba nivonona hiteny frantsay ery eny Ivato. Ka Airmad ny ahy ny roplanina dia mankany Italy ilay izy.
Tonga teny Ivato dia mbola teny gasy, dia somary gaga aho aloha. Dia hoy aho hoe rehefa atsy an'aninanina atsy angamba. Tafiditra ny roplanina ihany fa mbola teny gasy foana.
Ahoana koa ary izany hoy aho any an-tsaiko any.
Tonga tao Milan amin'izay dia veloma hoy ilay hotesy.
Dia avy eo, eo amin'ilay misava paspaoro, tonga dia teny anglisy. :-D, Dia hivoaka ny aeroport dia teny Italianina aloha dia tsy nahay aho dia nivadika teny Anglisy indray. :-D
Fa hatramin'izao aho manoratra izao, tsy mbola nilaiko be izany ilay teny frantsay. Rehefa mamaky gazety tribune, ... fotsiny dia rehefa mizesizesita. Na rehefa mba mifampiresaka amin'ny afro. hahaha
kay wawawa fotsiny ireny any Madagasikara ireny.
17. pissoa
(
12/10/2007 16:36)
Samoana:
'karetsaka / naniry kintana 'zany le sipa fa sendran'ny bekintana:-D
T@ za vô tonga 1 volana taty ampita koa dia nisy nanatona tao @ biblioteka:
-Vô tonga enao io e ?
-Ie
-De taiza enao no nianatra tany Dago ? za mantsy sipan'ny lyfra
-Lyfra ? inona izany fa tsy haiko8O
-Hein ! tu koné pas ? oh!la la ! Incroyable !hahahaha
( wain kely ny bandy fa tsy mahay ny fantatr'oul izany:oops: sady GVT no ihomehezan'ikalamanja!!!)
-Aza iomehezana fa sendra ny bado ianao e
- C pas grave ! Lyfra ve tsy fantatrao ? Fanafohezana ny hoe : " Lycée francchhaiSE" ( sady nasiana geste be no re tsara ilay faranteny:-D )
- hihihihi (tsipaky ny hehy ny tenako ary nifindra t@ manodidina izany fiomehezana izany:-D)
Mbola hitohy ny tantara fa lasa mpinamana...tsotra:wink: izahay
:-D:-D:-D
18. kallie
(
12/10/2007 18:00)
Fasaly> tongasoa ndroky
ao am sary ao misy ol, ra vô ametrahana tsikera tsy amaly am teny gasy mints :-D

20. ikaretsaka
(
12/10/2007 18:21)
ka ny tena nampihomehy nampalahelo ilay izy nanaka-dresaka dia le amboarina be ireny ny fiteny hoe:
"Euh... Fa euh..ianeau khay av' aizcha"?
Efa samy hizesta ihany ho'à anakapo, de nataoko ilay vakà be an'antanifotsy be ireny mahitsiny:
"Ia? A ve? A hatrany A/be A kah, toko vô av'any mahitsiny ahako zao! vo nande siperagôlety tà'maraina "
"Euh... arrr enau itak teuo miteny Anglais be mitsss-E an, fa taish enau nianatcha euh.. Anglais"
"dryyyy Taoko tany ampianaran'yyyy?" :roll:(sady le mody gaga be ireny)
"euh je veux dire hoe fenarana Taiche?"
"kay vyyy, any antanin'Erizalahy reto!" de taoko nde verina hianatra A zao yyy"
de Mba anjarako indray no mba nanadala azy, ary madmoazel ho'a taia ro nianatra teny farantsay e?
fa tsy namaly ikala! fa samy namaky ny bokiny sy nihaino ny teny an-tsofiny sisa