mba tianareo ihany koa ve izany sa???
21. simplex
(
12/10/2007 18:50)
ce moi jamel je vis en Egypte,
chez moi ! avec mes amie! on est en court! on revise!nos devoire ;-)
24. Samoana
(
12/10/2007 19:34)
simplex:-D . Nisy akamanay adalam-behivavy izay koa isaky ny misy fetifety tonga de mihoraka hoe : " Où est les filles ?":-D sady manabotsibotsina tratra. ( na hazavaina aza tsy azon'ilery mihintsy fa maika tapaka ny tsinainy mahita anay mikakakaka!!!)
Ny tena no menatra fa mitsoaka ny pawà:-D
Ny tena no menatra fa mitsoaka ny pawà:-D
25. boubounezy
(
12/10/2007 19:48)
moi alou je suis désolée fa refa tsy itako ny ilazana ay @ teny gasy d teneniko @ frantsay mba afahako misera2 @ oul eto.
za lé izy ka aona ry samoana inn ny ady eo?? mbola lazaiko eto iany fa za tsy mizesta fa za kosa d tsy mbola nianatra t@ écola gasy atramizay niainako ka zé faly @zany faly ary zé tsy faly @zany akapoy @vato ny loanao sô malaelo oull tsy ianatra nanoratra teny gasy nefa mbola mahay maonratra teny gasy iany aza mifaneso ry ann fa tsy enao ny nampianatra anah tany @ écola vazah akory a!OK
d mangina ny vava. mitady ANY RA BOUBOUNEZY NDRAY AN! refa tsy à la hauteur d midaboka any fa tsy mitady BLABLABLABLABLABLABLA eo fotsiny fa té aninn eto kou!!! refa tsy té imémé d aleo tezerana njay.

26. boubounezy
(
12/10/2007 19:53)
et alors kestiâ??? mitady loana KAIRA NGAH? ra tsy matanty ny zivako mahaiza miaina kely fa efa miala any ndray ny KAIRA OK? anaovana tsotra tsy mahay miaina fa mila mitady angarona biby andavaka eo. za nga amoureuse @ iza na iza eto fa ny namako iany no namako le resta va te faire.....:-D:evil: lasa ratezitra b njay alou za @ zao e! ny milaza ny marina lazaina fa mandainga ny mpandainga mpetsaravelatsy lazaina olon'Atra ka tsy ai tsony atao!:x:(
27. Aino
(
12/10/2007 19:53)
ny nafinaritra ahy farany teo @ avion iala tao Ivato makany Paris de ny tena moa mande hirery ka dia mipetraka miaraka @ olon-tsy fatatra izao, ka sendra na vehivavy afrikanina iray miaraka @ zanany toko ny eo @ 16 ans eo angamba izy izay, de izaho moa tsy misy namana ka dia ilay madama no nampiresaka ahy na dia efa variana namaky boky aza aho.
nefa ilay teny gasiny aza tsy de nazava tsara ka faly ery aho niresaka azy.
nefa ilay teny gasiny aza tsy de nazava tsara ka faly ery aho niresaka azy.
28. boubounezy
(
12/10/2007 19:56)
mémézana fona lé oull refa tsy mahazo resaka d avy eo anaovana dinika en parabole c koi ça? dermé? ça me cidère et ça me casse les bonbons!!
29. Aino
(
12/10/2007 19:58)
oi tena niakatra be anky njy izany ry zoky!!!
eny eh raha tahaka anjy izany indray anie tsy holana fa le manao fananiana mizesita tahaka ny voalaza etsy ambony manome litika indraindray eh.
eny eh raha tahaka anjy izany indray anie tsy holana fa le manao fananiana mizesita tahaka ny voalaza etsy ambony manome litika indraindray eh.
30. Aino
(
12/10/2007 20:01)
27. Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 12-10-2007 21:56:08
Lohateny : Re : mba tianareo ihany koa ve izany sa???
mémézana fona lé oull refa tsy mahazo resaka d avy eo anaovana dinika
ep ep ep, aza tezitra @ le dinika aloha njy fa ny ahy iny sendra ny eritreritra mandalo.
satsia efa tratrany le hoe.
( nianatra 3 ans na 4 taty hivelany de nolazainy fa tsy mahay teny gasy tsony hono izy)
31. boubounezy
(
12/10/2007 21:09)
mandreraka b refa resaina fona ny lasa wé iméméézany ato @ sera2 fa tsy mahay manoratra na tsy amahazo tsara lé resaka ny gasy eto. sssssssss
je v pété lés plombs les gars les meufs. vous me taitent chr au tour du kaira si c pas au tour de tsaramaso d boubounezy tezitra.
je v pété lés plombs les gars les meufs. vous me taitent chr au tour du kaira si c pas au tour de tsaramaso d boubounezy tezitra.
32. Papoose
(
13/10/2007 03:38)
simplex:
ce moi jamel je vis en Egypte,
chez moi ! avec mes amie! on est en court! on revise!nos devoire ;-)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=) aoka kosa rangah le!:-D:-D
za tena mbola nanontany azy sy i Balbine mihitsy hoe sao de mba manana fans club zareo fa tenaoh la la yes be sady milaza zvt le profile! :-D:-D:-D:-D:-D
33. niryna
(
13/10/2007 04:59)
Aino:
aminko hoa ry zareo masosotra ahy raha toa ka samy gasy no miresaka ary samy mahay teny gasy nefa dia teny frantsay faona no asesy na dia efa miezaka miteny gazy aminy az aianao.
arakaraky ny fahelana any amin'ilay toerana io,saingy rehefa miresaka dia misy teny mila tsy hivoaka amin'ilay teny gasy intsony dia aleo atao teny vahiny.Indrindra ilay hoe asiana n sa tsy rehefa hanoratra =))=))Fa raha samy mahay teny gasy dia aleoko kosa aloha miteny gasy ihany e.
34. lanto
(
13/10/2007 05:26)
Asio feo ange ny famakiana ny tantaran'i Ika sy Samoana ireo fa tena mahatpt be =))
35. tywa68
(
13/10/2007 07:24)
bbnzy : tsiky d ampy fa aza misôfy e !
lanto : tena mahita tantaraina mhtsy reo e :-D:-D
Ika : zah tia mijery sary fa teneno anah hoe iza :lol::D
lanto : tena mahita tantaraina mhtsy reo e :-D:-D
Ika : zah tia mijery sary fa teneno anah hoe iza :lol::D
36. kallie
(
13/10/2007 08:00)
Misy oe> mai ou abite le problème de toi? tu ne ve pas être ami à moi? la verité ce que moi veut être avec fille malgache...(J io an)
Fa latsakà wa mamaky anle iz, amzay, efa vakiana in2 vô tena azo lé iz...:-D:-D:-D:-D:-D:{
Fa latsakà wa mamaky anle iz, amzay, efa vakiana in2 vô tena azo lé iz...:-D:-D:-D:-D:-D:{
37. Aino
(
13/10/2007 08:42)
30. Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 12-10-2007 23:09:04
Lohateny : Re : mba tianareo ihany koa ve izany sa???
mandreraka b refa resaina fona ny lasa wé iméméézany ato @ sera2 fa tsy mahay manoratra na tsy amahazo tsara lé resaka ny gasy eto. sssssssss
boubou ka raha ny ahy anie dia en gerenal no tiako ambara eto hoe, naiza naiza aleha na any mada avy aza.
38. boubounezy
(
13/10/2007 09:32)
aino ny anah lé tena eto mintsy no resaiko fa misy mifanjay @ niseo t@ko teto lé resaka ka zay ny masosotra anah, mety matsiaro visée arakiny teniny sasany, fa tsy wé mety fa tena matsiaro visée b mintsy fa ankolaka anaovana resaka momba ny BOUBOUNEZY ra tena milaza ny marina maninn tsy tonga d tennena wé ena i raboubou tena tsy milay ny ataona mba manorata tsara fa tsy imehezana fotsiny sy anaovana resaka fona na efa vita aza???:x
40. Aino
(
13/10/2007 10:09)
boubou hay ve eh!!
eny eh tsy fahadisoana mariana anie le tsy fahaizana manoratra teny gasy eh, raha izhao manokana dia anisany le tsy mahay nefa dia miezaka mampianan-tena eny ihany, ary tsy nisy nateraka tonga demahay izany fa mila fianarana daholo ny zava-jehetra.