mba tianareo ihany koa ve izany sa???
82. aloalo
(
16/10/2007 10:57)
ny ahy alou ilay hoe tsy mahay teny gasy tsy d mampaninn lotra fa ilay miteny frantsay "ganagana" ireny no tsy zakan'ny lohako. Indrindra ilay manoratra ka phrase iray efa ho folo ny diso no tena mampte hiteny hoe atao teny gasy efa tsy hay ny teny frantsay e
84. aloalo
(
16/10/2007 11:58)
tywa> hita wa ko, jereo anie fa reny mamaly teny vaza ireny, ny accent tena giravy e!
lyfra lyfra fanga hoe tany d ahoana, mba lazao hoe inn ny asany @ zao fotoana d hita eo lol. d efa tonga ny fialan-tsasatra d aiza izy, ny oul mivoaka kely, izy eto @ serasera ihany. eissy e !!!
lyfra lyfra fanga hoe tany d ahoana, mba lazao hoe inn ny asany @ zao fotoana d hita eo lol. d efa tonga ny fialan-tsasatra d aiza izy, ny oul mivoaka kely, izy eto @ serasera ihany. eissy e !!!
85. Samoana
(
16/10/2007 14:17)
ari.malala:
samoana, fa tsy azoko ny idiran'le hoe polisin-dalitra @ le polisy vavy:-D
na za koa aza tsy nahazo fa anontanio an'le pôlisy:-D hitan-jareo ny molotro mihetsika de nila vaniny mamorona ny tiany ho re fotsiny izy:twisted:
86. Aino
(
16/10/2007 14:38)
aloalo ka ny hakabehazany ireny koa anie 2 izao misy ny sasany efa zatra any irony MSN na koa SMS @lesoratra tsy feno fa dia samy mamorona any izay fahazahony ny azy fotsony dia izay eh. dia izay ny antony io.
raha ho ahy manokana aloha dia raha tsy haiko tsara dia aleo aloha tsy mitonatonana manao ande hizesita milaza fa mahay eh.
raha ho ahy manokana aloha dia raha tsy haiko tsara dia aleo aloha tsy mitonatonana manao ande hizesita milaza fa mahay eh.
87. ikaretsaka
(
16/10/2007 14:49)
mbaliana> za ve de hahita izany tantara izany tsy ankietsika @ izao eto raha tsy niseho tamiko tamin'ny fiainana andavan'andro le, na de hoe be inspiraka lasa francis v6 aza za fa tsy turbo tsony!
88. mbaliana
(
16/10/2007 18:49)
ika> ary aza mody zefa eo ry ika fa ianao no tena mahita angano tsy ankietsika eto amin'ny serasera a... fa eny ndray ary e.. andao atao hoe marina io...:wink::lol::lol:
89. tywa68
(
17/10/2007 06:47)
aloalo:
tywa> hita wa ko, jereo anie fa reny mamaly teny vaza ireny, ny accent tena giravy e!
lyfra lyfra fanga hoe tany d ahoana, mba lazao hoe inn ny asany @ zao fotoana d hita eo lol. d efa tonga ny fialan-tsasatra d aiza izy, ny oul mivoaka kely, izy eto @ serasera ihany. eissy e !!!
Ka fahazarandratsy io maka 19 io, dia tsy mety intsony e :lol: Zah kosa aloha ry aloalo, na vakansy aza, raha mbola afaka miditra kely eto ihany dia misary adala @ namana a :-D:-D
90. ari.malala
(
17/10/2007 06:52)
:-D:-D:-D:-Dsamoana, mba hafa ndray zany polisinareo zany:-D:-D:-D:-D fa ny naha8O ana ndray d ny directrice d'ecole n-janako8O eritrereto hoe directrice d'ecole izy an, ka aty moa maniry otran'ny anana ny ecole d'expression française, isaky ny elakelan-trnao d misy aby, d ndremande ary, tamzany lery mbola petite section d manatitra anazy mou za, d nivaha ny lacet any, d ts itan'le madama ze notenenina amle afatory ny lacet fa ozizy fts mants anle zaza, Toky ton lacet, toky ton lacet, d nampiantso fivorian'ny RAD kou izy, fa zany hoa mila hiteny mitns hoe ataoyv teny gasy izy io refa ts tafavoaka ny teny frantsay fa ts mande amze laoniny ny zavatra teneniny mampa grrr mandritra ny fivoriana ftsn... ts aleo v ny tenin'ny tena no indraindraina e!
91. ikaretsaka
(
17/10/2007 14:46)
mbaliana:
ika> ary aza mody zefa eo ry ika fa ianao no tena mahita angano tsy ankietsika eto amin'ny serasera a... fa eny ndray ary e.. andao atao hoe marina io...:wink::lol::lol:
ny ahy anie zavatra miseho no tantaraiko fa amin'ny fomba mampihomehy fotsiny dia lazainareo mahita angano za nefa ilay izy aza mitranga @ fiainana andavanandro tsara izao
92. mbaliana
(
17/10/2007 17:45)
iza aloha no mahalala ry Ika .. ny blagy matetika mantsy tsy marina :-D:-D:-D:-D
95. cutie
(
17/10/2007 21:08)
[quote]ny ahy anie zavatra miseho no tantaraiko fa amin'ny fomba mampihomehy fotsiny dia lazainareo mahita angano za nefa ilay izy aza mitranga @ fiainana andavanandro tsara izao[/quo
96. ikaretsaka
(
18/10/2007 03:46)
mbaliana> ka savatra marina io ary possible mihitsy ny hisehoany fa ndry tsy mbola naheno fotsiny..
nareo manko ilay manao vacs any dia tonga eny Ivato dia tsenaina dia mandeha takxi na daban'ny fianakams dia mandeha 4x4 manao tourisme any @ le toerana favy be ireny!
Fa mba miainà ange ny fiainan'ny Gasy tsotra sy ny andavanandrony any @ ireny tany very ireny e@ dia aza ny fahantrany sy ny fijaliany ihany no jerena fa ihaino koa ny fiainany, dia indraindray miseho ho azy tsy ampoizina ny zavatra mampihomehy sy bizara be ohatran'izany!
Anorta amin'bara @ le konsélé anankiray!

97. lanto
(
18/10/2007 05:35)
mbaliana> tato akia zah no mba maka rivotsa refa sempotra avy ary am reglements de compte kou !!!! tadiavinjy ho regler-na koa ny amin'i Ika ? :lol::lol::lol:
mianjy ny acte manaraka e ! hé hé
mianjy ny acte manaraka e ! hé hé
99. kallie
(
18/10/2007 08:33)
fa na marina na blagy io an'i ika io d za alo mahita ol manana toetra miseo "ze soui" ôtran'io e
Za ts oe tena mahay miteny frantsay b na oe aôna fa refa tsy ay lé zavatra d ts m blabla fa mbô mihaino ze mi "se passe" d mi "tien trankil" :-D:-D:-D:-D
Za ts oe tena mahay miteny frantsay b na oe aôna fa refa tsy ay lé zavatra d ts m blabla fa mbô mihaino ze mi "se passe" d mi "tien trankil" :-D:-D:-D:-D
100. mbaliana
(
18/10/2007 09:45)
Ika> ay ianao le nampindrana ahy 4x4 tany dago iny ... merci ihany aloha e :wink::-D:-D:-D
lanto> ka tsy maintsy regler-na ny compte koa..manjary tsy mety e...:-D:-D:-D
ari> ary njy ve mitady asa aty amiko e...alainjy ny film-nay,zao koa manao avocat an'i Ika njy.. mbola mivaro-bandro koa njy ... aoka izay fa sao lasa manankarena tampoka eo njy ka...:-D:-D:-D:-D
Za koa ange efa nahita fa tsy voatery hoe gasy mahantra no miteny an'io... fa nisy olona 2 zay avy aty andafy daholo dia sendra tany dago daholo.. dia nifampiantso nony tonga tany... dia niantso zany ilay iray tamin'ny tel.. dia mba niteny frantsay fa samy avy aty andafy koa.. fa tsy nisy azo hono le noteneniny dia farany niteny gasy ihany...