mba tianareo ihany koa ve izany sa???

41. fen2006 ( 13/10/2007 10:23)
manaona e fa ny tena mahgaga amnareo gasy any ivelany anie dia ok ny fanononana azy fa ilay fanoratana toa tsy dia ao tsara sa diso v ah?:wink:
42. kallie ( 13/10/2007 11:07)
io fanoratana io kosa alou d ifonako e
za tena efa atramizay no aotra tamin'iny
43. boubounezy ( 13/10/2007 14:06)
aino tsy tezitsa @njy za ka!:-*:-*
44. naughtyboy ( 13/10/2007 16:16)
za kalo tsy asiko olana loatra ze fomba firesaky ilay oul ny resaka lazainy ihany no enoko ra misy ventiny ra tsisy ndray de elao pas fa tsisy mpizaha
45. Noslid ( 13/10/2007 16:21)
=))=))=))=))=))=))
46. Samoana ( 13/10/2007 19:48)
boubounezy:

...za lé izy ka aona ry samoana...


Bouboun/ :-DMandray tsy raisina ianao fa tsy niserana ny eritreritro akory hoe efa mpianatr'i lyfra taloha na iray segondra aza:-D
1) Tena niseho io tantarako io ary tany Aix-en provence efa 20 taona lasa izay. Mbola tsy teto angamba ianao t@ izany:wink:
2) Tao @ biblioteka hoy aho no niseho ny tantara. T@ soirée Bodo sy Ambondrona t@ herintaona ihany angamba isika no tena tafaradia sy niresaka hatr@ izay ary tsy nisy resaka lyfra na pitiny iray aza :wink:
3) Mbola namanay hatr@ izao io kalamanjan'i lyfra resahiko io ary ifampiomehezanay miaraka @ namana hafa ny zava-miseho t@ izany hatr@ izao fa tsy misy fosafosa ambadika:wink:
4) Mbola mitohy ny tantara hoy aho satria lasa namako ilay sipa. Ianao anefa tsy nisy suite satria tsy tena mpinamana isika:wink:
5) Aza mora misendoatra alohan'ny hamaliana fa i samoana mpihanihany fa tsy mpanenjika oul sy tsy tia regleman de kaonty izany fa kely sandry:wink:

Sans rancune:-*

47. Samoana ( 13/10/2007 20:05)
(...tohin'ny tantara...)

Lasa mpinamana hoy aho izaho s'ikalamanjan'i lyfra. Mbola mitohy "mahay" teny frantsay ihany izy:
- Ka iza ary hoy aho ny anaran-droky
- Devine ! c'est un prénom "couranty" en franchais
- Ah ! ( De notanisaiko " Patricia, Fabienne, Sylvie" fa tsy nisy izy. Nampiako "Geneviève, Françoise, Cathy, ets...")
- Tu cherches compliqué hoy rasipa. C'est facile à deviner, tu sais hein !!!
( Afapo ny tena fa tsy nahita )
- Tsy hain'i toi ve ? Nefa tsotra be.... Berthine !!!!
( Aleo aho tsy ihomehy sao misy tezitra indray raha sendrasendra misy anarana mifanindry @ izay:oops:)
48. booboo ( 13/10/2007 20:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
49. pissoa ( 13/10/2007 20:18)
:-D:-D:-D
50. boubounezy ( 14/10/2007 01:43)
samoina fomba aona mou ny tsy afantarako any geneve sy france? compliqué c la vie personne n'est pareille, za tsy niresaka t@nao fa enao no naita anah d niteny t@ wé rabounezy léaza a! ny vadinao na namanao tsy aiko no teo naka sary antsika ary enao nagataka ny aka sary t@ko fa tsy za no nagataka ny iaraka aka sary t@nao tsy mila réglémâ dé kôty enao ouy enao??? inn ny ilazanao fa nakasary tsika d tsy nisy suite fa ny hafa no nisy suite za kou ngah nangataka ny anana suite t@nao? enao no nila naka sary niaraka t@ko fa tsy za mintsy azafady d mbola nisy zavatra nolazainao t@ko akotranizay fa za tsy ilaza satry miresaka pokona eto @ sera2 lé izy aléo idaboka any ry rasamoana refa kely sadry fa tsy masah milaza ny marina enao fa masosotra fa aza mody manadio tena eto a! za aza efa nedrikendreany pokona fa niaraka t@nao naita iny sary iny izy fa enao zany sarompiaro t@ko refa miresaka @ io oull io mamaly dinika, noariovako enao satry tsy marina ny lazainy ary neveriko wé cincère t@koenao ra nila naka sary t@ko. ka mba okétsy ry moina fa tsy votery ny bras droit eto fona ny milaza ny marina .manaiky za fa atsasakiny tnanao ny tonako teto @ misy antsika fa na zany aza tsy midika inn zany @ko fa ny toetsaina iany ny mitonja anio OK! normale b ra tsisy suite ny sarintsika satry za tsy ty misolelaka otrany pelaka OK refa tsy any d tsy any refa any dé reveko manja fona na tsy manja aza fa zao vô tena azoko fa hay enao fitovana fotsiny ny nagalanao sary t@ko efa nesoriko mou lé izy fa tena menatra b za no sadfy nanenn naka sary niaraka t@nao sy nisotro lé heinken kely novidinao. dsl t@ iny fa lafo lotra lé izy d tsy vôvidiko. kely sandry v enao aza averina @ko trony reny fomba reny fa tena malitika b ary é!
51. lanto ( 14/10/2007 06:33)
Oujyyyy :roll: Mba hafahafa koa izany fandraisan'i bbnzy azy izany, i samoana ve izany no manankolazaina d i aino no manokatra ny dinika ? Sao mba misondrotra haingana loatra ohatry ny le tsikera sary njay njy io ? ;-) :-)
52. kallie ( 14/10/2007 06:59)
Samoana> :-D lazaivo fa tsy courant ndray zany anarana zany!!!
Boubou> tsiky d ampy ky a :wink::-*
53. tywa68 ( 14/10/2007 07:47)
bbnzy : oay fa nisy inona indray ? efa niteny i samoana hoe tsy njy d nitatra sary sy heineken "kely lafo vidy" :D Sa nanantena "suite" njy ?:-P

Lanto : f'angaha moa voatery hisy suite rhf misy bex sy sary alaina miaraka ?:-D:-D
54. lanto ( 14/10/2007 08:01)
tywa> kou tsy d raharaha be ve rah voatery hisy suite? :-D d aona tokoa mou zany zao le bex sy sary niarahana ireny ? indrindra niampy hira, koba sns... =)) njy ry tywa mahita lazaina mitsy an !!!!
kallie> hita fa "couranty" be izany prrénom zany! zah manana nenitoa berthe sy berthine bedebe hé hé fa tsy aty "franche" fotsiny :-)
55. tywa68 ( 14/10/2007 08:34)
lanto > raha² be marina :-D:-D
tena be mpanana io anarana Berthine io any dago :-D:-D
56. ikaretsaka ( 14/10/2007 11:57)
naughtyboy:

za kalo tsy asiko olana loatra ze fomba firesaky ilay oul ny resaka lazainy ihany no enoko ra misy ventiny ra tsisy ndray de elao pas fa tsisy mpizaha


ka raha teny tsy fantatra na teny tsy tadidy loatra intsony ve no hifampitana hafatra kosa. sy natao hoe karazan'ny hifampizestiavana: ts'aleo miteny gasy ihany kosa e?
57. naughtyboy ( 14/10/2007 16:57)
:lol:ika ,tsara mintsy ny miteny gasy zay no matonga
ana mazoto itafa eto ndray2 nefa na za aza tratrany
vary @ anana refa miresaka fa tafa foana ny hevitra lazaina, misy hafa ko eto toy zany eto fa mino aho io no tanjony fifandraisana na teny in na in zay no zvdehibe amiko ze te izesta mo zony zany tsy mbola voarara ka ozy za tsy mampahia no tsy mapatavy zany:°)etina milamm foana ny revy razoky a tsy azo ivatravatrana:-D
58. Samoana ( 14/10/2007 17:27)
kallie:

Samoana> :-D lazaivo fa tsy courant ndray zany anarana zany!!!


le probleme de moi c memôara kourta:-D


59. Samoana ( 14/10/2007 17:48)
(...tantara mitohy acte 3...)
Tafahoana indray t@ ikalamanjan'i lyfra efa hifarana ny taona ( mbola t@ za voa tonga ihany)
- tu fais reveillon ve? hoy izy nanontany
- Ie ! au lit on dort angamba
- Tsy hitanao angaha ny trakta ? Andao hiaraka @ ilay organisén'i Saint Sylvestre
- St sylvestre ahoana koa izany ? Association ve io ?
- Mbola very mihintsy toi izany an.Ilay organnisatera re io fa vazà comme moi fotsiny ny anarany e! Andraso fa aty amiko misy ambina trakta
( De navaokany avy any anaty paoketrany ary nomeny ahy prospectus iray misy titre ngôdabe hoe : " NUIT DE LA SAINT SYLVESTRE " )
60. pissoa ( 14/10/2007 17:51)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0933