Hatsikana sy lalao

diamondra27 ( 17/04/2006 19:45)
CPE
[url=http://www.hiboox.com/image.php?img=vu5jvzk.jpg][img]http://www.hiboox.com/vignettes/1606/vu5jvzk.jpg[/img][/url]... tohiny
novalian'i watafon ny 25/04/2006 17:02
diamondra27 ( 17/04/2006 19:30)
ho anareo mpiasa sy mpianatra... tohiny
memerz ( 14/04/2006 22:08)
Tantaraiko anareo ny tantaran'ny tanalahy. Fahiny elabe hono, dia tany andanitra ireny tanalahy ireny, izy no rapide sy mavesatra indrindra tany, izy no biby rapide ndrindra sady ngeza ndrindra tany ... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/04/2006 08:26
memerz ( 14/04/2006 22:00)
T@ zà vao tonga teto France zany dia nipetraka t@ olona aho, dia misy sirènes(feon'ny police na pompier) foana henoko, -Dia ozy le cousine keliko: chez nous c'est toujours la police ou les pompier... tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:46
jentilisa ( 14/04/2006 14:30)
teto Madagasikara no niseho ny raharaha. Mpangalatra no asan-dry zalahy. Halatra vaventy fa tsy halatra madinika. Tao amin'ny seranatsambon'ny Toamasina no fanaovan-dry zalahy ny halatra ary Container... tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:47
diamondra27 ( 14/04/2006 07:18)
Nisy Kala anankiray hono niditra tao @ farmasia de nanontany oe: -Misy solomaso ve tompoko ato aminareo ô De namaly le farmasianina oe: -solomaso ho an'ny masoandro ve? -De namaly kala oe: an... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/04/2006 01:26
diamondra27 ( 13/04/2006 14:14)
mba fantatrareo ve ry ireto ny maha samy hafa ny vehivavy sy ny bariera... tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:49
pissoa ( 12/04/2006 14:40)
[img]http://www.blagues.org/images/9804322/amaries.jpg[/img] NB: Nafaran'izy mtsam zah hoe aza teneniny ny ps-ny :roll::roll:... tohiny
novalian'i pissoa ny 22/04/2006 17:15
little ( 12/04/2006 06:01)
Saliii doly an! Nareo ve reto tsy mba nandinika fa avy amin'ny teny gasy daholo ny teny vahiny maro na mivantana na amin'ny ara-kevitra? Sombiny: Avion zao dia avy @ malagasy hoe Avo iny an! ny Saf... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/04/2006 07:52
diamondra27 ( 11/04/2006 08:54)
irery any afrika ianao sady nisy nanao piège anao. Nahanton'ilay piegeur t@ tady eo ambony hazo ianao no sady nofatorany t@ le tady ny tenanao iray manontolo ary natsatony t@ fantsika le tady mihazon... tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:55
jentilisa ( 11/04/2006 05:55)
Taorian'iny resaka silipo fotsy iny ary diaity indray mba misy fanontaniana ho anareo vehivavy indray! maninona ho'ho ianareo no tsy tia volombava mihitsy e! izaho anefa tena tiako mihitsy io manao vo... tohiny
novalian'i pissoa ny 18/04/2006 13:24
hery ( 10/04/2006 22:12)
Nisokatra androany indray ny takelaka vaovao hisy lalao eto amin'ny serasera.org [url]http://lalao.serasera.org[/url] Amin'izao fotoana izao dia mbola ny Echec aloha no lalao ao... afaka mandray anja... tohiny
novalian'i saikamat ny 24/04/2006 16:36
kala ( 10/04/2006 14:10)
Efa amin'ny dimy maraina, belge iray ndeha hody any an-tranony refa avy nisotro toaka niaraka tamin'ny namany : mamo tanteraka :^) Refa tonga teo am-baravarana razoky de niezaka hamoha ny tranony ke ... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/04/2006 08:05
kala ( 10/04/2006 13:56)
Tafaraka reto adala roa tao anatin'ireny hôpitaly fitsaboana marary saina ireny. Sendra nisy raoplanina nanidina teny amin'ny lanitra. Samy faly be izy roalahy Hoy ny iray :"raoplanina'ny filoh... tohiny
novalian'i bellla ny 09/05/2006 13:11
Mifenty ( 09/04/2006 20:00)
Tsy maintsy hoe hianatra teny anglisy iany zany fa ho any afrika atsimo atsy ho atsy kle... tohiny
novalian'i Mifenty ny 13/04/2006 08:02
Lejim ( 09/04/2006 18:57)
Nalefa nianatra tany amin'ny sekoly Katolika izany ity zanak'olona tsy mpivavaka iray ity fa toa malaza tsara hono ny sekoly Katolika. Nianatra mafy be mihitsy nedala rehefa tany sady manao enti-mody... tohiny
novalian'i kala ny 18/04/2006 11:25
lapino ( 09/04/2006 17:08)
1. e4 e5 2. f4 ... Ohatra an'lay teo ihany :-w:D... tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:32
lapino ( 08/04/2006 15:02)
Firy minitra/ora/andro no handaminanao rubik's cube iray? Andramo kely ange! Dia mba lasa ihany ny saiko hoe ahoana àry no fomba fisain'itony olona itony: http://www.dailymotion.com/video/640x480/10... tohiny
novalian'i pissoa ny 11/04/2006 11:17
ikalakintina ( 08/04/2006 11:32)
tany ampianarana no niseho ity tantara ity; nanao soratononina tam teny frantsay ny kilasy iray nisy ireto bandy kely, de nanonona le pampianatra oe; bicyclette; hoy le bandy kely iray tam namany: a... tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:34
zakony ( 07/04/2006 10:37)
ity indray ary e, Nde hividy parachute izany le paracutiste ity e, dia teny antsena -mpivarotra : io rams fa io tena milay -para : ka azo antoka ve anefa -mpivarotra : misy garantie io ka. -aleo ... tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0772