Hatsikana sy lalao

totofy ( 22/05/2006 08:04)
nisy éléphant kely iray niara nitsangatsangana tamin' ny dadany papa éléphant , teo amin' ny plage de nudistes ..... afaka fotoana kelikely rehefa avy nijery tsara ny [b]baigneurs[/b] izy , il d... tohiny
totofy ( 22/05/2006 07:56)
Tao amin' ny maternité no niseho ny tantara , teo anolohan' ny trano fampiterahana , ity misy akoholahy (un coq ) iray mivezivezy manao cents pas .... iny farany nivoaka ny infirmière.... - ahoan... tohiny
novalian'i sasa ny 29/05/2006 09:18
Simpona ( 21/05/2006 08:48)
L'éléphant et chameau ont dialogué: - l'éléphant: Pourqoui tu as tes seins sur le dos? - le chameau: Drôle de question venant d'un animal qui a sa bite sur la figure... tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 03:15
Simpona ( 19/05/2006 14:02)
Inona ary no maha samihafa ny slipo talha sy slipo am 'zao???:?::roll:... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/05/2006 14:41
Samoana ( 19/05/2006 12:01)
-25 taona rahampitso akia chéri ny mariazintsika ka andao mba vonoina le gisa a! -Fa maninona? F'angaha hadisoany?... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 13:55
pissoa ( 19/05/2006 04:45)
(Nezahina adika amin'ny teny Gasy) Nivoaka ny tranony ony zany le kankana kely dia nahita kankana iray teo ivelany, dia niresaka: - [i]Mba tsara kosa izany andro izany androany an[/i] :D Dia tsy ... tohiny
novalian'i pissoa ny 20/05/2006 18:38
dadabe ( 18/05/2006 14:34)
o ry zareo a [b]teraka kambana i ari.malala[/b] lahy sy vavy hono ... (Anjeneeeestoonao e :{ ) de mamzelekly koa hono nikina de....:roll:... tohiny
totofy ( 17/05/2006 09:30)
Tao amin' ny fianaran' ny ankizy madinika tao lyon no niseho ny tantara , nanao fiantsoana ny mpampianatra alohan' ny fidirana voalohany ao an-dakilasy: - [b]Ben[/b] Abdallah - izaho izay (sady miv... tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 03:40
fasaly ( 17/05/2006 08:47)
inona aza no hiantsoana ny vehivavy lesbienne fisa-nono sy fisam-pitombenana zay mahalala??????:roll::roll::roll::? lazaiko am farany rehefa tsy misy mahalala :wink:... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2006 13:54
sonwin ( 17/05/2006 08:34)
Sady tena izy no ankamantatra, no mba te hahalala ny hevitrintsika: Azo fantarina amin'ny endrika ety ivelany ve ny sipa TDM sy ny sipa MTM?... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 07:43
totofy ( 16/05/2006 07:20)
tamin' ny toeram-pitsaboana marary saina iray no niseho ny tantara : nisy adala iray azo lazaina hoe efa sitrana ihany satria nalain'ny mpitsabo izy hanampy azy eo amin' ny irakiraka isan-karazany..... tohiny
novalian'i mamafara ny 18/05/2006 11:44
dadabe ( 15/05/2006 09:55)
jereo anie :D nikontr eseky zah sy diams dia nanombohan'ny lalao t@ 15 mai 2006 dia nihetsika farany t@ 31 decembre 1969 kii tsy mbola teraka ve zah dia efa nianao eseky :°) de mihisaka mankaiz... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/05/2006 01:37
lemenakely ( 14/05/2006 15:37)
Aleo mbà hihomehy kely fa ny fiainana efa sarotra !sa ahoana e nisafidy ireto sary vitsivitsy ireto aho ka asa izay tena mampihomehy anareo e=))=))=)) http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?... tohiny
novalian'i watafon ny 15/05/2006 14:09
mamafara ( 13/05/2006 07:18)
tafaraka teny amoron-drano ireto ganagana roa. hoy ilay ganagana iray : coin! coin! tezitra ilay anankiray : ialahy koa mahasosotra, zaho vao saika hanao nefa ny an'ialahy no tonga aloha ... tohiny
diamondra27 ( 09/05/2006 05:26)
'zay 'zany fa ndao hifaly sy hilalao eto rehefa tapakevitra ny hiala kely vetivety ny namana ; satria mbola hiverina de alefa ny hatsikana http://img136.imageshack.us/img136/6121/madihy4ou.gif ... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/05/2006 11:20
Tenio ( 06/05/2006 14:43)
za ry zalahy nifanena t@ kinaoly an, tena kôzy zany, ol fohy kely le izy sady lava volo... tohiny
novalian'i pissoa ny 01/06/2006 18:27
xxx ( 06/05/2006 09:30)
fa ba manotany wa ny tenako oe ba iza le xxx ato @ forum ato fa tô lery anisany tena mafana fo manoratra mitondra hevitra sy tena mamaly ato @ forum eh! tsy maharaka an'azy aloha ry fiffi sy ry diams... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2006 18:53
kiali ( 05/05/2006 19:26)
biz manokana ho an'i kala fa efa tsy ho hita tsony izy eh! very akama zany zao fa ho lasa i kala-keliko !! :cry::cry::cry: snif ! snif!!... tohiny
novalian'i mamafara ny 18/05/2006 06:08
fasaly ( 05/05/2006 15:34)
Miala tsiny fa am teny farany zay tsy hay kou ity an! raha atao am teny gasy de otsan tsy mamely!!!:wink: Deux ouvriers (a et b) prennent leur pause de midi. a- Tu connais Victor Hugo? b- NON... tohiny
novalian'i totofy ny 15/05/2006 11:54
dadabe ( 05/05/2006 10:51)
pissoa =pinguoin :°):°) http://namana.serasera.org/media/tovana/26ce0580492aa5f74e35f6878333358c/pingouin.gif... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2006 13:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7169