Hatsikana sy lalao

totofy ( 03/06/2006 07:02)
Tany eoropa no nitsanga ny tantara : nisy rangahy izay zany hoe isaky ny avy manao crack crack boum boum izy dia na [b]Mafana be[/b] , na [b]mangatsiaka be[/b] tapan-kevitra aza izy fa handeha hijer... tohiny
novalian'i totofy ny 09/06/2006 09:32
boubounezy ( 02/06/2006 17:07)
MMS
:-wiza nareo no mahay ny règle de MMS? :-whihihihi:idea::idea::idea::-w... tohiny
novalian'i bellla ny 19/06/2006 12:27
ari.malala ( 31/05/2006 06:17)
Nisy lhl oun zany d nande avion izy, de feno daolo ny wc, de nefa zany izy efa poritra be, de nampalaelo an'l e hotesse hon zanyizy de ozy le hotesse hoe, entik oany am wc an vhv enao fa zao, aza b ki... tohiny
novalian'i ako ny 24/06/2006 11:04
mandrindra ( 30/05/2006 12:07)
niditra ny supermarché ity rangahy iray, avy hatrany izy dia nanantona ilay caissière : - azafady e, aiza kay no misy ny tampax ? - mandeha mahitsy ihany ianao dia faharoa miankavia, ary ery amin'... tohiny
mandrindra ( 30/05/2006 11:59)
tafan'ny mpivady : manao metimety ilay vehivavy dia lasa nanontany ny vadiny : iza no tian'ialahy vehivavy manja sa vehivavy intelizansa be? dia namaly rangahy : tsisy tiako izy roa ireo fa efa ... tohiny
mandrindra ( 30/05/2006 11:51)
resadresaky ny mpinamana roalahy : 1 manaja letsy inn vadin'ialahy iny an. raha mba pehako izy dia mbola ho mpinamana be ve isika roalahy? 2 an3 1 hijanona ho mpinamana tsotra ary e? 2 an3 ... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 14:25
apache ( 30/05/2006 09:45)
Avy nianatra i litakely, hoy izy tamin'ny dadany : - za ry dada ôtran'ny tsy mahatoky intsony iny prof-nay iny an !!! aiza ve ka omaly izy milaza fa roa ampiana roa mira efatra; androany indray izy ... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2006 06:48
apache ( 30/05/2006 09:35)
Ny dadany sy ny zanany lahy: - Mba ampindramo an'ilay réveil-n'ialahy iny leisy za fa handeha maraina be rampitso ka matahotra ny ho tara an! - ty e, fa zany hoe indraindray izy ity mandeha fa indr... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2006 06:48
lapino ( 30/05/2006 06:37)
http://m0rten.mine.nu/morten/fun/pics/animals/cat_carrier.jpg :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i totofy ny 02/06/2006 18:47
dadabe ( 28/05/2006 08:17)
fanahy iniko natao ato ity , satria haiko fa tsy maintsy hisy ny hilalao sy hanao hatsikana . mba nanotany tena aho r'izareo hoe nankaiza daholo ireo namana rehetra promo-taloha ?? tsy tazana firy ... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 10:36
Dezy ( 27/05/2006 09:09)
Nisy bandy 2 lahy tena mpinamana be atraminy fahatanorany,tsy ny fanary mihitsy.Ndray andro nefa nifanasa zareo miaraka @ vadiny avy ary zavatra mbola tsy fanaony izy mitsamy zany.Nandé ny ady hevitr... tohiny
novalian'i Dezy ny 02/06/2006 07:35
pissoa ( 26/05/2006 15:38)
Nisy lapin kely ony zany nanapaka ny griffes-ny teo amoron-dalana an. Dia nandalo ny limace dia nanontany: - Fa inn ity ataonao? - Manamboatra ny hohoko zah dia am'zay afaka mandrangotra an'le renar... tohiny
novalian'i totofy ny 02/06/2006 19:31
booboo ( 25/05/2006 13:21)
tsotra kely ny règle : samy manoratra andalana 2 @ ilay tonon-kira fotsiny. Ezahina ho vitaina ny andininy iraika fara-faha ratsiny dé raha hanova hira hafa dé atao mifampitohy @ zay mot farany t@ ... tohiny
novalian'i cutie ny 02/06/2006 19:45
pissoa ( 24/05/2006 13:52)
Tonga avy nianatra ony zany bandy kely dia nitomany be - Neny an, zah lazain'ny ankizy any ampianarana foana hoe ngôda be ony ny sofiko :snif::snif::snif::snif::snif: - Mais voyons, ce n'est pas gr... tohiny
novalian'i sasa ny 27/05/2006 05:46
Dezy ( 24/05/2006 08:32)
Nisy sipa nanao vokansy tao paris tao ,nijanona herin'andro de nde hody.Tonga tao @ aeroport de nafarana tsara we etsy @ ry porte ry ndry miditra ,de tadidio fa manao escale ray ihany ao afrika zay va... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2006 06:05
lapino ( 23/05/2006 18:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/parodie/video/180356 :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2006 09:16
Samoana ( 23/05/2006 12:53)
Mbola ilay blonde fantatr'i Ravakamalala ihany ity mitantara @ namany ity:lol: -Tratrako teo @ canapé niaraka t@ Charline anie akia i Mà t@ zoma e ! -Andrekaky ô! Vady tsy mataho-tody koa ny an... tohiny
novalian'i sasa ny 25/05/2006 03:36
ravakamalala ( 23/05/2006 12:08)
nisy vehivavy blonde 3 nifanena tamina "génie" iray. hoy ilay génie : afaka manao voeux tsirairay avy ianareo fa tanterahiko. Ny an lé voalohany : -te ho lava volo be aho, lava orona kokoa, fisa... tohiny
novalian'i Tokinao ny 23/06/2006 08:03
dinamo ( 23/05/2006 11:18)
taoriana loza matsiravina iray dia niakatra tany an-danitra avokoa ireto mpivady maro ary dia teo anoloan 'i saint pierre: hoy i Piera: - azafady manaova ianareo laharana 3, ka ny vehivavy rehetra... tohiny
novalian'i mamafara ny 27/05/2006 08:58
mamzelkely ( 22/05/2006 12:54)
hihihihi efa notataraiko teto izy ity fa efa la be de tiko haverina ho an namana vavao satri mba tiko be izy ity ;) de zao le tantara: nisy mpivady hono zany hande ho any amerik de tinjy zareo ent... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.4054