Hatsikana sy lalao
Fanja1
(
12/07/2006 04:55)
novalian'i kala ny 19/07/2006 07:02
tsoupou
(
11/07/2006 12:14)
Nisy vadin-tany (huissier) iray ninjera avy eny @ 24è étage na trano avo iray raha iny izy hampiseho @ olona iny ny hamafini'ny fitaratra amlé trano be.
Vaky tampoka ilay fitaratra de nanidina otr...
tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 07:15
tsoupou
(
11/07/2006 12:13)
Tsy t@ mondial ity tranga ity fa efa elaela ihany.
Indray andro ity mpiandry tsatokazo (goal), otran kamo izy satria tsisy baolina tonga mitsy tany aminy. Nanomboka sorena nédala fa tsis atao tsinon...
tohiny
novalian'i Simpona ny 18/07/2006 13:28
tsoupou
(
11/07/2006 12:11)
Sosotra t@ jobany (sipany) taloha ity bandy iray ka novelivelesiny t@ ireny basy lava ireny ny pare-brise-n'ny fiaran'ilay sipa.
Ny vava basy no tazominy ka ilay vody basy no hivelezany azy.
Nipoaka...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/07/2006 11:36
tsoupou
(
11/07/2006 12:10)
Olona 6 no indray maty raha niezaka hamonjy akoho latsaka tao am-patsakana 20 metatra.
Bandy 18 taona no nidina voalohany, izay narahin'ny anabaviny. Nanaraka koa ny zandriny 2 lahy rehefa tsy nahita...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/07/2006 11:38
Mifenty
(
11/07/2006 12:09)
ndao mba amorona blague ho an'i tsoupou fa tena natonny voky blagy mitsy androany le...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 28/07/2006 13:46
tsoupou
(
11/07/2006 12:09)
Tratra ambody omby ity vehivavy iray raha nanafika hotel iray miaraka amin'ireny tronçonneuse électrique ireny. Ny olana anefa dia sady tsisy batterie no tsisy courant ilay izy ka dia tavela teo ras...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/07/2006 11:40
tsoupou
(
11/07/2006 12:08)
Namoy fo ity bandy iray ka nianika poteau mitondra itony courant force itony, miaraka @ bebeks am canettes 6.
Efa nahalany 5 razoky no poritra ka dia nalefany avy eny ambony eny lé pissssssss.
Lani...
tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 06:41
tsoupou
(
11/07/2006 12:06)
Efa hainareo moa ny asan'ireny laxatif ireny ???
Tsy hain'ity mpikarakara biby any am zoo angamba izay valin-teninareo izay ka maty tao razoky raha avy nanome laxatif éléphant.
Sendra tao aorian'i...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 12:19
tsoupou
(
11/07/2006 12:05)
Tany TURQUIE, nisy lehilahy iray nahavita ny divorce ihany afaka 6 taona be izao (ouffff) tao aorian'ny nampidirana azy teny am tribunal.
Nitady vady anefa razoky ka nanao recherche tam internet. Nam...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 12/07/2006 11:24
tsoupou
(
11/07/2006 12:04)
Nisy juge iray tam tànana tany amerika mba nitsetra ity voampanga iray. Noheverin'ity juge ity mantsy fa dia be loatra ny sazy nomen'ny mpitsara ity voampanga ity (5 005 taona), ka dia nozarainy 5 iz...
tohiny
tsoupou
(
11/07/2006 11:20)
Nisy corse 1 tafiditra niasa tam colas nanao ny RN4, mpandoko no asa azony tao, lé
loko am arabe reny.
1° jour Nahavita 100m nédala
2° jour 50 mètres no vita.
3° jour 25 mètres indray no...
tohiny
novalian'i kala ny 24/07/2006 12:58
tsoupou
(
11/07/2006 11:18)
Hoy ity blonde iray tam mamany
- Mama a, bevohoka a
- Fa taiza ny lohanao e ??? Manaonao foana
- Teo ambony volant e, fa ahoana ???...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 11/07/2006 20:04
tsoupou
(
11/07/2006 11:17)
Nifankahita ity sipa gasy sy blonde iray
- Avy nanao test de grossesse a akia a... Hoy lé sipa gasy
- Dé sarotra be ve ny fanontaniana am zany ???...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 16:35
tsoupou
(
11/07/2006 11:16)
Nisy blonde (mipetraka eto gasikara iz an) niantsena tery amlé magasin mivarotra
ranomanitra sy ny karazany eo ampitan'ny conforma :
- Je recherche un déodorant pour homme (niteny frantsay izy ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 21/08/2006 14:52
tsoupou
(
11/07/2006 11:14)
Nisy blonde naika hivarotra ny dabany. Sarotra ihany anefa satria efa 250.000 Km
no eo am tableau.
Rehefa lany fika teo izy de nanontany sipa gasy namany (intélligente io an), dé oz
lé sip...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/07/2006 04:44
tsoupou
(
11/07/2006 11:13)
Nisy sipa gasy mba nahazo bmw z4, tena mlay be zany an.
Rehefa teny akaikin'ny soaniadanana (rn4 io) anefa dia natosiny le bmw. Nisy bandy
nitondra moto tam zay dé mba hanampy ono.
- Manaona ô...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 19:55
tsoupou
(
11/07/2006 11:10)
Misy blonde 2 manala azy am beka, nandende.
Nijanona lé 1 dé nanabotsiny ny pneu-nlé beka (lé pneus 2 be zao mitsy an)
- Fa inona ity ataon-dry e
- Ambony loatra ny sezako akia a
[i]Tsis hifan...
tohiny
novalian'i MTN ny 11/07/2006 12:40
tsoupou
(
11/07/2006 11:09)
Nisy blonde 2 tao am douche, iray trano izy fa aza asiana fanontaniana hafa an !!!
- Mba omeo shampooing eo a akia za a
- Efa misy ange iny am ndry iny e
- Fantatro zany e, fa ity nge natao ho an'n...
tohiny