Hatsikana sy lalao

tsoupou ( 22/07/2006 03:28)
Nisy bandy roa lahy lé mpamono kisoa reny niresaka indray mandé Mpamono kisoa 1 : Novonoin-drabainay lé kisoa lahy be 150kg tao am tanàna dé nazaoan-lery sôsisy 100 kg. Dadany be an ??? Mpamon... suite
répondu par Achia le 23/07/2006 17:03
tsoupou ( 22/07/2006 03:19)
LéZan : Toc toc toc LéTôro : Mandrosoa ô !!! LéZan : Aona leity a, inn ny vaovao ??? LéTôro : Tsisy leitsy a, inn ny aléan-là aty maraina lé LéZan : Ndao hanao pari fa tsy hain-là ny a... suite
répondu par Bakobako2 le 29/07/2006 10:24
tsoupou ( 22/07/2006 03:14)
Indray andro tany an-tsekoly (tsy teny vontovorona intsony an), Hoy ny mpampianatra : Mamorona fehezan-teny misy oe "SIRAMAMY" Tsisy nananga-tànana mitsy dé tsy maintsy nanondro le mpampianatra : ... suite
répondu par pissoa le 24/07/2006 05:51
tsoupou ( 22/07/2006 03:11)
[b]Ty ry reto tsy mety ra tsy am teny frantsay satria jeux de mots a, azafady am Ra-Hery sy Dadabe[/b] Un jour Elvis vit une fille et lui dit : Tu sais, tu as de beaux yeux toi ! Elle répondit : Oh... suite
répondu par Herimiafina le 22/07/2006 12:39
tsoupou ( 22/07/2006 03:07)
Nisy mpianatry vontovorona 2 niaraka, lé bandy bossiste be rent iz mitsam, lé otran adaladala kely reny (:-$) Mpianatra 1 (sady lasam-borona) : Ary taiza leity no nahitan-là an'iny beka iny Mpian... suite
répondu par pissoa le 27/07/2006 13:12
tsoupou ( 22/07/2006 03:02)
Mbola resak'adala iany Nisy adala 3 hatao examen farany hijerena oe iza no avoaka Dokotera : Firy ny 3 x 3 ??? Adala 1 : 1345 Dokotera (miteny amin'ny infirmier) : Tena mbola gaigy i léio fa mija... suite
répondu par onjah le 27/07/2006 13:20
vale ( 21/07/2006 10:15)
Indray mandeha tao anaty train, dia nisy rangahy musclé be sady lava , glady be izany nandefa rivotra :^), dia hoy ty ankizivavy kely iray: - huuum, ummmmm, iza zany mandoto rivotra izany!! Dia h... suite
répondu par vale le 26/07/2006 21:53
tsoupou ( 21/07/2006 09:07)
Nisy fianakams avy eto am ville, laibany be mitsy mba ndé hanao vacance any am ferme-ny any ambatolampy, mbola tsy tany mitsy izy fa mi-finance fotsiny no ataony Refa tonga tany dé oz ny deba Deba... suite
répondu par tsoupou le 26/07/2006 16:32
tsoupou ( 21/07/2006 09:00)
Am 12 alina tamin'io, efa leran'ny halatra sy ny endaka maro isan-karazany zany, Nisy tànana tampoka nivoaka avy ao amlé lobolobo raha sendra nisy olona nandalo teo - Mba omeo taratasy azafady hif... suite
répondu par Bakobako2 le 29/07/2006 10:32
tsoupou ( 21/07/2006 08:57)
Nisy razoky bokony be niditra tao am bar iray dé tonga dé nanontany sady mibetroka oe : Razoky : Iza zany Hery zany (tsy herimiafina io an, izy tsy mpakany am bar) ??? Léon : Za fa ahoana ??? Na... suite
répondu par ikalakintina le 22/07/2006 10:38
tsoupou ( 21/07/2006 08:51)
Indray andro hono mpitondra malagasy nisy nibahana (gener, empecher, ...) zay, mba voafidy hanokatra ny jeux olympiques, dé nomena an'azy lé kabary hatao am teny frantsay. Tsy iz no namorona lé kab... suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 03:23
tsoupou ( 21/07/2006 08:43)
Nisy mamo zay, zoma manifika io andro io. Katry be razoky, nefa izy nitondra daba nandé nirevy. Niantso ny tao am centrale izy. Razoky : Allo, centrale zao ??? (bada lela be fa katry an) Centrale ... suite
répondu par Achia le 24/07/2006 18:59
tsoupou ( 21/07/2006 08:37)
Nisy adala 2 zany niresaka teny am 18 (tsi za lé iray an, so dé isy iteny ndray oe za io) Adala 1 : Iny ny avion an'ny président lé Adala 2 : Tsy izy leity iny a Adala 1 : Fa ahoana ??? Adala ... suite
répondu par tsoupou le 28/07/2006 12:57
tsoupou ( 21/07/2006 08:34)
Aza omena tsiny an ^:^ : Indray andro hono niresaka ny frezy (fraise) sy ny kaka Frezy : Ndry ky ratsy, sady maimbo be no tsis bika. Za nefa tsara loko, mamy be, manitra sy no dokatena rehetra e Ka... suite
répondu par tsoupou le 28/07/2006 12:56
tsoupou ( 21/07/2006 08:28)
Mba hainareo mo ry reto fa kay [b]ny supporter-a frantsay ihany no nahatonga ny italiana nandresy ???[/b]. Satria an : 1- Talohan'iny finale iny dé oz fôna ry zareo hoe "[i]Allez les bleus[/i]" 2... suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 03:37
ja ( 20/07/2006 20:00)
:-D:-D:-D:-D:-D aleo aloha ny a hiome tena marina ity fa tsy blagy na sangy an! nisy ramatoa izay hono prof any tany amin'ny fac iray izay,tena fohy tena fohy za zay lazian'ny oul fa demi portion ... suite
répondu par kiali le 21/07/2006 18:54
eisy ( 19/07/2006 08:24)
http://www.break.com/movies/shakiraremix.html... suite
répondu par fasaly le 22/07/2006 23:15
eisy ( 19/07/2006 07:58)
http://www.break.com/index/worlds_most_dangerous_comic.html... suite
répondu par ja le 20/07/2006 20:00
MTN ( 13/07/2006 11:40)
somary diso toerana ny nanasivan-drazozy azy, na mety tsy ho diso ihany satria vaovao tetsy sy teroa ilay izy http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b623baad3bd... suite
répondu par kala le 19/07/2006 06:46
Razozy ( 13/07/2006 10:43)
Politika ve sa...? Gidro ro be izao hono no tsy hita tao ta @ valan-javaboahary tao Tsimbazaza tao, tsy fantatra na ahoana na ahoana no nahatafavoahany tao ,fa de tsy hita fotsiny izao e! Re ary tato... suite
répondu par zoklbfkfk le 26/07/2006 05:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0726