Hatsikana sy lalao
kiali
(
03/08/2006 15:41)
tairo indray aza ny lalao eh!
plouf! plouf! plouf!
iza no tiko aminareo vehivavy(pissoa, cutie, fiffi,vale,fasaly sns...)
ito no tiko fa matavitavy!:-D:-D:-D
iza aza ohhh?????...
suite
répondu par kala le 29/08/2006 07:37
kiali
(
01/08/2006 15:02)
t@ teny vazah no nahenoko azy fa ataoko teny gasy fa tsy aiko raha mapimé
nisy cannibale roa (ny rainy sy ny zanany lahy)
nandeh nitady haza tany anaty ala.
nahita sipa vazah blonde be mitovy @ va...
suite
répondu par cutie le 04/08/2006 20:18
fek
(
29/07/2006 08:47)
lalin-tsaina tokoa ve ny ankizy sa ny lehibe no ratsy sainae?vakio ange ity blague ity e
Le petit Thomas demande à sa maîtresse s'il peut lui
parler après le cours.
Elle accepte.
Al...
suite
répondu par kala le 25/09/2006 13:46
tsoupou
(
28/07/2006 12:50)
Lalao ity ry reto a, hisy fanontaniana maromaro reto (asiako numéro dé nareo mamaly fa za sûr oe diso ny 70% valim-panontanianareo)
1- 3 x 4 ???
2- 6 X 6 ???
3- La capitale du Japon ???
4- La v...
suite
répondu par tsoupou le 01/08/2006 10:28
tsoupou
(
28/07/2006 12:21)
Nisy ramatoa efa maty vady 2 taona izay, tsy nivoaka ny trano mitsy izy, sady tsisy namana fa mbola misaona ihany, manao akanjo maintsy foana. Tenenin'ny zanany foan izy hivoka fa tsy mety.
No-prése...
suite
répondu par tsoupou le 04/09/2006 15:21
tsoupou
(
28/07/2006 12:06)
Nisy EPP zay, nandé tany ny inspecteur enseignement, hijery ny fomba fiasa tao. Natahotra be lé maitresse 1 satria ao aminy no ho visité-na nefa ao aminy misy bandy kely zefa be, i Toto io.
Nafara...
suite
répondu par xxx le 25/09/2006 13:52
tsoupou
(
28/07/2006 11:54)
Indray andro, niresaka izy mitsam tao an-trano
Vavy : Hitanao, tsy marary tsonitsony ny lohako zao
Lahy : Hay, fa inona no nataonao ???
Vavy : Natoron'ny namako hypnotiseur a dé nadé nankany dé ...
suite
répondu par tsoupou le 04/09/2006 15:24
tsoupou
(
28/07/2006 11:07)
Tantara marina niseho teny @ côtes de Newfoundland (canada) t@ octobre 1995. Resaka nifanaovan'ny Amrikana sy kanadiana io :
[b]Amerikana[/b] : Miviliana nareo 15 degrés Nord mba tsy hifandona tsik...
suite
répondu par tsoupou le 02/08/2006 09:04
MTN
(
28/07/2006 09:30)
-zany hono dia PDGn'ny sekoly Anjekakio ny sipan-dry y?
-ndreiss, aoka fotsiny (sady mijery hoho)
-fa angaha moa misy PDG ny sekoly ohatran'io?
-ye koa, prof de gym tany Ambodikorofy izy taloha....
suite
répondu par MTN le 07/08/2006 18:12
mandrindra
(
27/07/2006 21:29)
nanasa namana avy any amin'ny firenena maro ramalagasy fa te hampidera ny dobo filomanosana tena moderna. izay rehtra tenenina dia mivadika an'izay ho azy ny ranon'ny dobo.
nihazakazaka malaky ary il...
suite
répondu par cutie le 01/08/2006 21:07
xxx
(
27/07/2006 20:19)
hito zany de natokako manokana an'i cutie ! mila ny hevitrareo namana zah fa tena haka vady an'i kala cutie...
suite
répondu par Bakobako2 le 29/07/2006 10:35
totofy
(
27/07/2006 07:18)
Nisy tanora roa zany lahy sy vavy ... nandeha boîte de nuit ... dia nifampikoty ...ok zany ... tsy nisy resaka na inona na inona ....lasa nody tamin' amin' ilay sipa...Tonga dé nanao .. raikitra ta...
suite
répondu par totofy le 02/08/2006 16:03
totofy
(
27/07/2006 06:59)
tafahoana ireto mpinamana izany ... ka efa zokin-jokiny daholo ry zalahy eo amin' ny 70 taona eo ...
ny votoanton' ny resaka dia hoe exploit vitan' ny ts11 ... mandé daholo na ny tamin' ny fahazazan...
suite
répondu par totofy le 02/08/2006 16:09
lapino
(
26/07/2006 12:26)
Aleon'ny 3/4-n'ny mpanjono anglisy hono mandeha manenjika trondro toy izay mihinana tsonjo! http://fr.news.yahoo.com/21072006/202/faire-l-amour-ou-taquiner-le-poisson-les-pecheurs-britanniques.html
...
suite
répondu par kala le 18/08/2006 12:46
kiali
(
24/07/2006 16:11)
hilatsak president zah ry reto fa ba mila fanohanana avy aminareo an!
raha lany zah de :
kala= vadin'i president
hery= piraiministra
fasaly= maitressen'i president
pissoa= ...
suite
répondu par kala le 18/08/2006 12:23
kala
(
24/07/2006 13:04)
:wink:Rehefa samy hilalao ihany tsy aleo ve ny an'ny tena no andrianina ê!
Anagramme hoe. Andao andrama amin'ny teny gasy fa aoka kosa mba tsy hasiana teny ratsy moa ê!
Atomboko aloha zany dia toh...
suite
répondu par kala le 19/09/2006 14:23
dadabe
(
24/07/2006 03:40)
Top bizoroka lehilahyNahazo biz'oroka be indrindra
cazal
Biz'oroka : 24
Top bizoroka vehivavyNahazo biz'oroka be indrindra
cutie
Biz'oroka : 56
mahery izy mitsama ireo a :°):°...
suite
répondu par kala le 28/08/2006 15:19
tsoupou
(
22/07/2006 03:46)
Indray andro tany afrika, nandé nanao safari bandy betsabetsaka dé ny iray lé bégue reny.
Tampoka teo
Bègue : hip ... hip ... hip
Rehetra : hourra
Bègue : hippopotame. Tonga dé nototoanlé ...
suite
répondu par tsoupou le 01/08/2006 10:39
tsoupou
(
22/07/2006 03:38)
Hainareo mo oe maninona refa misy sambo rendrika dé tenenina oe [b]Les femmes et les enfants d'abord[/b]???
Satria an, refa lanin'ny requin ireny dé voky iz dé tsy misy requin mihinana tsony ny ba...
suite
répondu par tsoupou le 02/08/2006 09:08
tsoupou
(
22/07/2006 03:33)
Tany afrika tany no niseho ny tantara, leo be ny vitsika amlé hitsahin'ny élephant foana ny fourmilière.
Dé nivory daolo ny vitsika fa oe hotafihina lé élephant.
Raha iny natory iny lé éleph...
suite
répondu par tsoupou le 02/08/2006 09:12
