Hatsikana sy lalao

memerz ( 30/09/2006 07:56)
nisy fasika anakiray niresaka t@ fasika anankiray, teny @ tora-pasika. hoy izy mantsy ilay namany, mino aho fa ohatran'ny feno manaraka tsika roa.... suite
répondu par rnjak le 23/10/2006 12:02
memerz ( 30/09/2006 07:51)
Novoriana ny lehilahy teo an-tanàna fa hoe efa tokony hanambady ny zanaka vavin'ny mpanjaka; ka izay lehilahy mahay milomano indrindra mahatafita ilay rano feno voay no ho eken'ny mpanjaka ho vadin-j... suite
répondu par kala le 02/10/2006 08:41
kiali ( 28/09/2006 18:42)
mila an'i tsoupou aingankaingana ny forum fa tsy ampy blagy ny tanana ohh! hiangavina zay mahita azy ba ampita zao hafatra izao ! raha tsy mipoitra mintsy moa ranamana de anao fampilazana @ vatafandra... suite
répondu par kala le 03/10/2006 12:23
diamondra27 ( 24/09/2006 20:28)
nahita ity blagy ty 'za de lokilokin'ny hehy ka mba tiko zaraina @nareo koa. Tsy izaho no nanoratra azy fa io ambany io. lemenakely : 22/09/2006 18:54:43 ilay pasitera nanao ny batisa moa tsy d... suite
répondu par diamondra27 le 05/10/2006 11:14
notron ( 23/09/2006 08:27)
Misy TORO HEVOTRA ity ka araho raha toa ka mety aminao: Ho anao: - Miasa mafy toy ny omby - Miazakaza-dava toy ny alika - Efa ho tafita vao miverina toy ny apondra - Voatery mangata-dava toy ny s... suite
répondu par watafon le 02/10/2006 10:19
mimich ( 21/09/2006 08:20)
vakio miadana tsara aloha an!!!, dia hafainganina arakaraka ny fahazarana: [b]"Voropotsy fito fotsifotsy foto-tsofina"[/b]... suite
répondu par mimich le 05/10/2006 12:30
totofy ( 20/09/2006 19:22)
misy couple hono zany.. samy musicien daholo izy mivady ...ka eo dia note sy solfa foana no atao maraina ataondro hariva...... indray andro lasa ny feeling an' lé rangahy , sady te hanao crack crack... suite
répondu par kala le 05/10/2006 08:55
totofy ( 20/09/2006 19:14)
ity zavatra ity aloha dia zavatra tena nisy hono , tao Tana... ary miala tsiny raha sendra ka havanareo ilay olona ... ary ho tantaraiko araka ny nilazan' ilay olona nitantara tamiko ....:wink: tsy m... suite
répondu par kala le 29/09/2006 15:22
lapino ( 13/09/2006 02:22)
Handeha vakansy any Toliara hono ireto izy mivady avy any Antsirabe. Nisy nahatazona azy tampoka Ramatoa ka tsy maintsy nahemotra ny ampitso ny fandehanany. Rangahy kosa tonga dia nandeha hikarakara i... suite
répondu par pissoa le 26/09/2006 07:07
Tenio ( 09/09/2006 10:33)
Fa maninona wa ny sarin'dry ET ( Extra terrestre ) no tsy mba misy manao tsara tarehy mihintsy fa toa mampatahotra be daholo?? Nefa anie mbola tsy nisy nahita an'dry zareo e!!:lol::lol:... suite
répondu par kala le 18/09/2006 07:44
tsoupou ( 09/09/2006 08:29)
Niditra ny bar i Jean niaraka tam gana mandihy eo ambony kapoaka. Dé lasa be clients be lé bar naheno anlé gana mandihy eo ambony kapoaka. i Jean amzany ampirevena gratuitement isan'andro isan'andr... suite
répondu par kala le 22/09/2006 08:33
tsoupou ( 09/09/2006 08:23)
Tany am bar iray, nisy sipa nanantona ny bar Sipa : (sady misafosafo ny tarehan'ilay barman) Ianao ve no tompon'ity toerana ty ??? Barman : An an an ka, fa aona ??? Sipa : (sady milalao ny volombav... suite
répondu par kala le 22/09/2006 08:37
tsoupou ( 09/09/2006 08:15)
Teny am digue, nisy bandy nitondra bol d'or nandeha mafy be mitsy. Par hasard tanteraka, nifandona tam vorona kely leiry, dé tonga dé nilatsaka tam arabe lé vorona. Naika tsy hijanona lery fa otran... suite
répondu par xxx le 12/09/2006 18:40
tsoupou ( 09/09/2006 08:02)
Nanao cours d'anatomie ireto mpianatra medecine maromaro, faty hatao autopsie no nanaovana izany Prof : Ny toetra voalohany tokony hananana dia ny tsy mora kiriko. Dé natsofony tao am fitombenan'il... suite
répondu par pissoa le 09/09/2006 10:33
tsoupou ( 09/09/2006 07:56)
Nisy olona roa (lahy sy vavy) nanantona ny 1er sexologue malagasy. Izy 2 : Manao ahoana ianao profesora Prof : Salama tsara ka, inona no azo anampiana anareo 2 ??? Lehilahy : Mba mangataka zay 2 ho... suite
répondu par xxx le 12/09/2006 18:41
tsoupou ( 09/09/2006 07:47)
Any am firenena iray zay hono ny 40% n'ny lozam-pifamoivoizana dé nataon'ireo mpisotro toaka. 60% izany ataon'ireo mpisotro rano sy jus na ronono LESONA : Aleo zany misotro toaka ??? =)) =)) =))... suite
tsoupou ( 09/09/2006 07:43)
Nisy accident mahatsiravina be, rava tanteraka lé fiara 2, ny iray vehivavy no nitondra azy ary ny iray lehilahy. Nandady mitsy ry zareo vô tafavoaka tao. Vehivavy : Izao ngamba lé lahatr'Andriama... suite
répondu par pissoa le 09/09/2006 10:37
tsoupou ( 09/09/2006 07:35)
Nisy fivoriamben'ny vehivavy mba hitadiavana izay hampitovy zo ny vehivavy rehetra izay, dé zao ny zavatra re tao Nitsangana ny italienne iray Italienne : Isabella no anarako, noteneniko ny vadiko ... suite
tsoupou ( 09/09/2006 07:27)
Any amerika hono zao an, 3 ny héros any dé reto avy : 1- Super-man : manidintsidina eny am tours 2- Spider-man : mihanika anlé tours 3- Musul-man : mandrava anlé tours :-w :-w :-w :-w :-w :-w... suite
répondu par enteme le 11/09/2006 16:09
tsoupou ( 09/09/2006 07:18)
Nisy blonde 1 tao frantsa, te hi-téléphone ny mamany any amerika izy dé nefa zefa be, tsy hitany hono ze hiantsoana dé nankao am France Telecom zay eo akaikiny izy. Gardien no tao Gardien : Ahoan... suite
répondu par kala le 20/09/2006 14:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0809