Hatsikana sy lalao

fanaina ( 06/11/2006 18:40)
izy homena vola indray no mitodidamosina.( mitondrobody ny hilazany sasa azy)... suite
répondu par kala le 13/11/2006 08:33
kitjo ( 06/11/2006 13:34)
Raikitra zany araka nifanaraha atsy @ lohahevitra politika fa mba hilalao isika ato Ho eo avy eo ny akama hanazava ny lalao fa ny vontoatiny fts dia hoe izay kandida tsy tinao indrindra no anaovana... suite
répondu par mamafara le 21/11/2006 12:37
jampela ( 06/11/2006 10:02)
Valin'ny ankamantatra ôôô!Averiko kely aloha ilay fanontaniana:maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa? Ny valiny? satria ny olona rehefa mivavaka dia miteny foana hoe:METEZA IANAO§ME... suite
répondu par kala le 13/11/2006 08:22
lemenakely ( 05/11/2006 22:26)
Sendra voadonana'ny fiara ity tovolahy iray avy any ambanivohitra , fa mba sambany vao mba niakatra tao ANTANANARIVO dia somary naratra kely ihany ka dia tsy maintsy nentina tany @ hôpitaly ! Nony... suite
répondu par MTN le 06/11/2006 21:27
jampela ( 04/11/2006 17:10)
Ankamantatra ôôô!!!!:roll: Fa naninona ary no nolazain'ny olona fa lava volo Jesoa?... suite
répondu par shao le 15/11/2006 15:02
enteme ( 04/11/2006 09:32)
:-D:-D:-D=))=))=)):-D:-D:-D=)):-D:-D:-D... suite
répondu par tenagasy le 06/11/2006 21:36
tslem ( 03/11/2006 13:08)
http://www.geocities.com/RainForest/4258/humours1.html... suite
répondu par tslem le 03/11/2006 18:51
infinity ( 03/11/2006 12:36)
Tany Paris ny tantara no nitranga. Nisy sinoa iray nanao touriste tany, poritra be te hi-pipi rangahy kanefa occupé daholo ny trano fivoahana, naka sisina poteau lery nanao ny besoin-ny. Kanjo nisy... suite
répondu par ari.malala le 07/11/2006 14:14
infinity ( 02/11/2006 21:29)
Nisy olona 3 voaantso hiatrika fanadinana hidirana miasa (entretien d'embauche) tamina orinasa iray tany Angleterre. Tonga teo @ taranja ANGLAIS, dia hoy ilay mpanadina:" manaova fehezan-teny iray ha... suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 09:37
fasaly ( 02/11/2006 17:17)
Raha niresaka nifamaly izy telo lahy kely tamin'ny fotoana fakan-drivotra tany antsekoly... hoe: ny dadanay letia no tena rapida indrindra eto ambonin'ny tany a! dia hoy ilay: -zazalahy voalohany:... suite
répondu par fasaly le 08/11/2006 11:15
nolalaina ( 02/11/2006 13:02)
Za zareo mba te hanao antson'ny fo fa sahirana bé oé iza no ndé antsoiko an!! :cry:... suite
répondu par nolalaina le 03/11/2006 11:43
ari.malala ( 02/11/2006 12:43)
Niresaka hono ny prezidà telo lahy, ny an'ny Amerikana ny an'ny Frantsay ary ny antsika Malagasy, dia hoy hono ingahy prezidà amerikana hoe tsisy manana ohatran'io statut de la liberté io n'iza n'i... suite
répondu par tslem le 03/11/2006 13:20
Tenio ( 30/10/2006 15:58)
Nivory hono ny biby rehetra indray andro ka izao ny tatitra momba ny fivoriana. Ny toerana dia teny Ankadilalana Ny foza no tonga aloha satria nanao lala-mpoza Ny sokatra dia tara be satria niala... suite
répondu par pissoa le 02/11/2006 05:59
Aino ( 30/10/2006 12:51)
izy ity moa efa noresahiko t@ naman teto ihany fa tsy haiko raha misy maha tadidy!! ¿ tanora aho poakaty, antitra aho matanjaka ny zanako azo hoanina?... suite
répondu par Aino le 06/11/2006 11:50
enteme ( 30/10/2006 12:07)
nahita lesy ialahy t@ le hoe tsy valiana an :-D:-D:-D... suite
répondu par kelly13 le 07/11/2006 17:15
salmo ( 29/10/2006 22:20)
Adala any 18 izay mamaly na teny anakiray fotsiny aza :-D:-D:-D... suite
répondu par xxx le 02/11/2006 22:14
Aino ( 28/10/2006 12:17)
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/dsc00416_000.jpg inn aza io? izay mahalala.... suite
répondu par pissoa le 01/11/2006 16:41
rnjak ( 27/10/2006 12:51)
zao ry zareo a! misy fanontaniana maromaro ireto ka tena tsy nampoiziko ka mba valio -1- aiza i[b]DO[/b]no miasa -2- nijery fety tao mahamasina daholo ny biby rehetra fa ny biby inona no tsy to... suite
répondu par tenagasy le 08/11/2006 19:06
MTN ( 26/10/2006 20:41)
-firy ary ny isan'ny kaontinanta eto an-tany? -fito, za lazain'ny olona hoe tsy mahatadidy isa fa iny kosa mba tadidiko iny.... suite
répondu par kiali le 27/10/2006 15:07
vale ( 22/10/2006 15:08)
Raha samy hifidy ihany kay, de in ny tianareo , olo-be misary zaza? :-D sa zaza misary olo- be?:lol:... suite
répondu par vale le 30/10/2006 14:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0736