Hatsikana sy lalao
jefra
(
04/12/2006 15:20)
Misy ankizy iray tsy misy tanana, miaraka am kilasiny any am piscine. Dia manontany ilay maitre-nageur:
-Iza aminareo no mahay milomano?
-Izaho ramose!
-Aza miteniteny foana leitsy a!
-Tena mahay ...
suite
répondu par Bakobako2 le 06/12/2006 19:54
DotMG
(
04/12/2006 08:17)
Tafaresaka tamin'ireo niatrika ny Prime voalohany t@ Pazzapa ny mpanao gazetinay, i DontoMG ao @ [url=http://hatsiklo.pedia.ws]http://hatsiklo.pedia.ws[/url]
Dia nampiresaka an'ireo mpifaninana ara-b...
suite
répondu par jhouhlambout le 05/12/2006 18:28
xxx
(
02/12/2006 18:16)
Ny fihiran'iza ary no tianareo
I Bodo , Popi , sa Rossy , sa Njakatiana ;-)
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
suite
répondu par xxx le 06/12/2006 19:12
xxx
(
02/12/2006 16:41)
Tafakatra pazzapa dingana faharoa izany ny kofa iray an'Anjanomanalina.
bodo: inona arrry ny hirrra ho ataonao?
kofa: le hirla Nono iny ny ah
bodo: hmm, tsarra kosa, ento arry eh
kofa: ... fa ko...
suite
répondu par simplex le 15/12/2006 14:54
xxx
(
01/12/2006 22:58)
Dia lasa lebota mitaingin-tseza.:°)...
suite
répondu par MTN le 10/12/2006 01:27
DotMG
(
01/12/2006 06:27)
Nisy ity lohahevitra hoe Tena solotenan'ny TIM ao Italy i Hery webmaster http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456d74498de80 , tao amin'ny dinika politika, dia tiako hofintinina kely ny...
suite
répondu par Simpona le 03/12/2006 08:56
pissoa
(
30/11/2006 10:32)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v456d4b31d3311
:-D...
suite
répondu par lanto le 02/12/2006 20:28
jefra
(
30/11/2006 10:08)
Ramatoa mibaby sy mandrotsirotsy zaza fa mitomany foana le zaza.
-Mangina leitsy Diplaoma a! Mangina Diplaoma keliko zany!
D nisy rangahy nandalo naheno d gaga sy nanontany hoe:
-Fa Diplaoma ...
suite
répondu par sonwin le 02/12/2006 12:17
xxx
(
30/11/2006 04:52)
Inona no matoateny azo avy amin'ny Hery, izay ataon'ny zanamanan'aina isan'andro? Eny fa na dia ianao io aza.:°)...
suite
répondu par xxx le 04/12/2006 04:26
Aino
(
27/11/2006 21:35)
mba samia milaza sombiny kely avy eo!!
tahaka ny ahy hoatra, na tsy dia tsara aza!!
Tonga ity ny Noely
Ilay fetinay ankisy kely
Hitondrany dadabe noely
Saribakoly sy dinety kely
Dia izaho bedi...
suite
répondu par aigredoux le 04/12/2006 13:15
xxx
(
27/11/2006 18:07)
tsy mba pandefa fisainana hafa tahaka izany aho, ka dia nisy nanotany hoe!!!
fatatrao ve ny vhv rehefa be tapink-andrina!!
ary ny lhl rehefa be ratran-tanana?
fanotaniana tsy fahenoko iny ka dia ni...
suite
répondu par Aino le 29/11/2006 15:30
kiali
(
27/11/2006 16:45)
tena mialatsiny fa tsy nahazo nilatsaka filoha indray ny tenako fa bola tsy ampy tona ozy ry zareo fa de hilatsaka eto lafrantsa indray zany zah! ka manao antso avo fa mila manana signature 500 vô ma...
suite
répondu par cutie le 04/12/2006 18:58
DotMG
(
27/11/2006 06:01)
Raha tsy tadidy ny Acte 1 dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456411a986605
7 taona i Bema sy Fara. Mbola miara-milalao foana. Manao irony tranokely toy ny amin'ny tsinkonona i...
suite
répondu par ledada le 02/01/2007 12:14
kiali
(
26/11/2006 09:52)
fiffi?? cutie?? kimberly??
ireo no namana be isa indrindra eto!! hatramin'izao aloha de le fiara antsoina oe "fiffi" no bola mitarika ny isa, ary atahorana tsy ho tratran'ilay fiara antsoina oe "cuti...
suite
répondu par tywa68 le 04/12/2006 15:59
xxx
(
25/11/2006 20:55)
Nahavita fianarana vaovao tao Beforona ny fitondrampanjakana ka andeha ary isika mba hanome tanana mba ho fandrisiana ny olona satria nahavita toerampianarana izany tokony hasiana hira kely . Ka izao ...
suite
répondu par kala le 29/11/2006 10:13
totofy
(
25/11/2006 18:12)
izao hono :
1 orgasme = 2 comprimés aspirine.
:-w:-w:-w
[b]aleo maka izay betsaka[/b]
=))=))=))=))=))...
suite
répondu par xxx le 28/11/2006 00:10
Imahaka
(
22/11/2006 16:57)
Hitako androany ny maha-afrikanina antsika,
Sady atsy andrefana atsy kay ny lakan-dranon'ny mozambika,
Ny elakela-trano,
Ny elakela-bohitra,
Ny elakela-javatra rehetra tsy ankanavaka e,
Raha tsy ...
suite
répondu par nolalaina le 27/11/2006 16:25
Simpona
(
22/11/2006 16:13)
Nisy caridologue iray izay tena nalaza sy tena tian'ny olona maty izany ka tonga nikarakara ny fandevenana azy daholo ny olona notsaboiny.
ho fanomezamboninahitra azy sy ny asany dia natao miendrika ...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 18:37
xxx
(
22/11/2006 10:39)
Tao amin'ny hopitaly:
marary: ohatra marary ny foko dokotera
zafy albera: ianareo merina ireto dia tsy maintsy mampiditra resaka foko foana....
suite
répondu par lapino le 23/11/2006 17:06
DotMG
(
22/11/2006 09:00)
Isaky ny miara-milalao i Fara sy i Bema dia matetika i Bema no mihoraka hoe "Fotsifotsy ny lanitra ô!" sady mitsikanikany. Ilay loko no miovaova ka indraindray mangamanga, indraindray maintimainty ar...
suite
répondu par Simpona le 27/11/2006 11:47
