Hatsikana sy lalao

kelly13 ( 21/11/2006 13:29)
tairo ary ny fifaninana mister 2007 e! alefaso ny propangandinareo ry lehilahy isany mba ho taitaitra izahay vehivavy isany hifidy anareo!!! :-*:-*:-* ... tohiny
novalian'i totofy ny 20/12/2006 20:27
xxx ( 21/11/2006 02:24)
[url]http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s4562153b60c9f[/url]:-D... tohiny
novalian'i Simpona ny 24/11/2006 14:58
caprio ( 21/11/2006 00:07)
vita ny fifidianana miss serasera 2007 ka toy izao ny vao2 voaray avy t@ireo tomponandraikitra nikarakara izany:nizotra atsakany sy andavany ny fifidianana ka tsy nisy ny korontana fa ny ala-bato no t... tohiny
novalian'i fasaly ny 01/12/2006 23:11
xxx ( 20/11/2006 17:09)
Tonga tany gago hono izany ireto kelimaso mba hitady tanana hatao mirahavavy , ka ry zareo avy any singapor no tonga . Dia notadiavina aza ny tanana de tapaka ny hevitra fa i Beforona no hatao . Nony ... tohiny
novalian'i booboo ny 24/11/2006 15:06
kitjo ( 19/11/2006 15:54)
izay tsy nahita t@ tele dia inty misy fitantarana an-tsoratra t@ry zareo mpanao Amazing race tany dago..mampme be nahita andry zareo nihinana ilay karato..hihihihi http://cultmada.blogspot.com/2... tohiny
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 12:36
majakely ( 17/11/2006 09:34)
Tapakevitra hono ty ranamana ray fa hanao chirurgie esthetique fa mahatsiaro tena antitra nefa vao 44 ans... Nandeha tany am mpandidy izy de afaka herinandro vitsivitsy de nivoka dôro ny tarehany le... tohiny
novalian'i nolalaina ny 23/11/2006 21:37
caprio ( 16/11/2006 13:11)
Tonga ilay nandrasan-tsika koa samia mandray anjara daholo e! tsotra hiany ny fitsipiky ny lalao,zany we makatsy @fijerena sary hianao dia mifidy vehivavy efatra izay fantatrao fa tsara indrindra dia ... tohiny
novalian'i fanaina ny 21/11/2006 14:45
xxx ( 16/11/2006 11:59)
TSY AKOHO , TSY VORONA NEFA MISY TAKOROBABONY....,... tohiny
novalian'i MTN ny 18/11/2006 16:15
rnjak ( 15/11/2006 11:45)
nametraka fanontaniana vitsivitsy za teo aloha teo (tao @le hoe [i]kay le tsy nampoiziko[/i]) de zao omekony valiny -aiza i do no miasa: [b]ati-[i]do[/i]ha no miasa[/b] -iza no biby tsy tonga tao... tohiny
novalian'i MTN ny 15/11/2006 21:17
Simpona ( 15/11/2006 09:06)
Nividy poketra teny antsena ity ramatoa iray. Ka nahita iray mahafinaritra azy: - Madama: Ary vita inn ity poketra ity fa toa hafakely?? - Mpivarotra: Tena tsara io madama a, azo entina miasa sady a... tohiny
novalian'i aigredoux ny 20/11/2006 14:49
aigredoux ( 13/11/2006 11:00)
Inona no maha-samihafa ny olona mianjera avy eny ambony rihana voalohany( 1er etage) sy ny mianjera avy eny ambony rihana faha-enina(6eme etage)?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 18:02
Fiffi ( 12/11/2006 16:26)
efa nalefako teto izy ity efa ela hiany fa naveriko indray sao misy mahafantatra hafa ? -bénéfice route pour lui= tombon-dalana ny azy. -sauterelle ne dort pas 2fois sur le portail=ny val... tohiny
novalian'i naej ny 01/03/2007 14:04
Simpona ( 09/11/2006 08:34)
Nisy camion iray mitarika remorque zany mandeha amin'ny RN7 iny. Nahahitsaka vorotsiloza niampita tampoka ilay remorquen'ilay camion. Nijanona ilay mpamily ary nidina. Tezitra be ilay tompn'ilay voro... tohiny
novalian'i shao ny 15/11/2006 15:07
Aino ( 08/11/2006 19:52)
1- Tsy ny ankehintsiny intsony itokisany sipa azo 2- Misy seraª de tsy eto ny @mba lhl... tohiny
novalian'i xxx ny 14/11/2006 18:57
aigredoux ( 08/11/2006 11:27)
novalian'i xxx ny 14/11/2006 18:56
Imahaka ( 08/11/2006 08:36)
Iza iry ambony iry o? :roll:... tohiny
novalian'i enteme ny 24/11/2006 18:51
kelly13 ( 07/11/2006 17:10)
miala tsiny fa @ teny frantsay le izy!!! quell est la couleur des peyits pois???... tohiny
novalian'i MTN ny 14/11/2006 18:44
rariri ( 07/11/2006 16:33)
Voalohany indrindra dia misaotra anareo nametraka ny fanontaniana, mankasitraka tokoa. samitsara e! ho lasa lavitra ary iriana ho tonga @ izay sahaza azy daholo. :arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 25/11/2006 15:44
tenagasy ( 07/11/2006 10:48)
Antitra vao mahasavika! Nanao ankamantatra izahay t@ 4è (taranja malagasy), de tsy nahita hambara aho t@ anjarako de namorona an'io. Fa na ilay mpampianatra aza niaiky hoe mety be! Tsy haiko na e... tohiny
novalian'i kala ny 13/11/2006 08:58
Imahaka ( 07/11/2006 07:56)
isa ny amontana :-w... tohiny
novalian'i enteme ny 24/11/2006 18:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5212