Hatsikana sy lalao

xxx ( 28/02/2007 09:19)
tsy haiko oe aiza no asiako an ty fa mba alefako ato aloha satria mahatsikaiky anah http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1blc1_ny-tena-namana... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 20:13
Stretch ( 27/02/2007 22:01)
manao an'reo zavatra telo reo hono aho am alina. nihizingizina aho fa tsy izaho izany. toy ilay mamo , hoe iza no lazain la mamo ? :-D ka raha marina ireo de ahoana no tokony ataoko ? ... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 23:04
Tenio ( 26/02/2007 06:13)
Nisy olona izany nanao entretien fa hiditra ho marin na tatsambo dia nanontaniana: Mahay milomano ve aloha ianao? Ann!!Fa ahoana klé!! fa angaha tsy misy sambo intsony??? ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2007 15:02
Samoana ( 25/02/2007 16:47)
Hatsikana mba nindramiko t@ serasera rahavavy iray ity e ! Mety mba mahaliana an'i niko mangidihidy lava. hihihi : Nisy mpivady efa ela be nivadiana dia tsy nety niteraka mintsy farany nanampan-kev... tohiny
novalian'i andry08 ny 03/03/2007 12:19
simplex ( 25/02/2007 09:17)
8)
8)... tohiny
novalian'i simplex ny 28/02/2007 12:07
sambatra ( 24/02/2007 17:19)
Misy tovolahy anankiray, mpihaza rajako lahy no asany. Rehefa mihaza izy dia miaraka amina tovolahy anankiray hafa sy alika ary basy. Indray andro anefa tsy afaka ilay namany mpiaraka aminy toy ny mah... tohiny
novalian'i pissoa ny 01/03/2007 13:05
Aino ( 23/02/2007 14:39)
nisy vehivavy 2 izany hono!! dia hoy ilay iray nieritreritra nanao hoe!! "aleo ho lazaiko azy ihany fa saode lazainy fa misy resaka hafa ity ny farany raha hitany miresaka any vadiny faona ny vhv" ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2007 13:30
tslem ( 23/02/2007 10:24)
inn ary zany ra fantatrareo,sady matsiro no tsy mankaleo?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 26/02/2007 18:48
sambatra ( 22/02/2007 23:01)
Dia mbola nandinika hatrany ny Ntaolo, hoy izy ireo: "Manao fivorian'alika ka orokoro-body no betsaka." (Tandremo izany ry mpanao pôlitika malagasy "fayot").... tohiny
novalian'i wooda ny 04/03/2007 00:52
nikopol ( 22/02/2007 18:54)
[u]Tsy marina ny lazain'ity frazy ty. [/u] ... tohiny
novalian'i Stretch ny 24/02/2007 08:40
sambatra ( 22/02/2007 18:41)
Nandinika ny Ntaolo malagasy : """Tsara vitana toy lehilahy be filahiana latsaka an-drano ka natsingafon'ny voany."""... tohiny
novalian'i Stretch ny 02/03/2007 18:17
Fiffi ( 22/02/2007 18:20)
[IMG]http://membres.lycos.fr/caendras/02/Glits_029c9e88b4cd7b591fa090c8891960b3.gif[/IMG] anadao isika hiaraka hanala azy ato ry zavavy rehetra an ! de hataontsika tambabe zay lhl mamaly ato an ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/02/2007 19:09
xxx ( 20/02/2007 22:46)
Ahoana ny hevitrareo amin'ity ohabolana ity? Rafotsibe nahatsapa filahiana, eritreritra no be fa ny aina efa tsy maharaka.... tohiny
exdadabe ( 15/02/2007 01:08)
hatsikana nefa mety tena izy lalao satria kala sipa milay :*... tohiny
novalian'i kala ny 14/03/2007 10:41
memerz ( 14/02/2007 20:24)
Mbola kely ireto ankizy roa dia niara-dalàna foana (vavikely sy lahikely), na nankany an-tsekoly, na tany an-tsekoly na rehefa mody avy any an-tsekoly. Dia ny gouter an'zareo 2 kely dia sandwich au p... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 20:29
booboo ( 14/02/2007 13:06)
Efa nataotsika ity raha ity fa tsy quoi fa averiko foana ho an'izay mbola tsy nanao azy :°). [u]Fitsipika[/u] : [b]-fanontaniana 1 isaka ny olona ihany no azo apetraka -izay fanontaniana napetrak... tohiny
novalian'i wooda ny 14/03/2007 23:25
memerz ( 08/02/2007 20:33)
Nisy bandy iray zany tena manampahaizana manokana momba ny vitsika, satria io no fianarana nataony, Dia namory olona izy fa hanazava théorie. Dia nandeha teo ny fanazavany dia niteny t@ olona izy hoe... tohiny
novalian'i kala ny 20/02/2007 07:02
memerz ( 07/02/2007 23:38)
Leo ity naman'i georges ny farany ka tsy ariny dia nanotaniany i Georges ary nomarihiny tsara, dia hoy i leiry - Ialahy ity lesy ry georges tsy azoko mihintsy, ialahy rehefa anontaniana dia tsy mba m... tohiny
novalian'i kala ny 20/02/2007 07:04
MPANDRAHARAHA ( 07/02/2007 12:50)
nefa tsisy takorobabony... tohiny
novalian'i Stretch ny 23/02/2007 19:33
sipagasy ( 04/02/2007 16:51)
miala tsiny raha @ teny vahiny fa azo andramana @ fitenintsika ihany koa e!!!!! mahazahoa fafiny aza e!:!!! Objet : calcul interessant ?? T'es-tu déjà demandé ce que voulait dire, se donner Ã... tohiny
novalian'i aigredoux ny 13/02/2007 12:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2242