Hatsikana sy lalao

nikopol ( 28/03/2007 09:18)
Voasary lalao e! Nde tsika ilalao e ...... tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:05
booboo ( 27/03/2007 19:58)
Efa édition fan'efatra sa fanin-dimy akory aza angamba ity lalao ity fa tsy quoi :°):°). [u]Tanjona[/u] : mahaforona angano tsika [u]Zava-kendrena[/u] : -fanarahana fitsipi-dalao :-P...zay kl... tohiny
novalian'i simplex ny 02/04/2007 12:25
bmw333 ( 25/03/2007 21:37)
Vavy : laona Lahy : akalo ... ... (Raha mahay mamaly ô!!!)... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2007 10:59
salmo1 ( 19/03/2007 13:37)
Tsy de milay ity kilalao ity. Rehefa polisy. Tsy hainy le mpangalatra mihintsy ny mandositra, fa vao maika le mpangalatra manantona sy mila afera @ polisy. zarany aza velesiny polisy ny lamosiny. ... tohiny
novalian'i mandrak ny 02/04/2007 09:07
mandrak ( 18/03/2007 14:30)
misy blag kely ty tsy aiko ra efa enonareo (miala tsiny @ lé teny vahiny) Un petit garçon de 5 ans et sa mère vont au Mac Donald's. Le petit garçon regarde la caissière et lui dit : "Suc... tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:09
SaNja ( 18/03/2007 14:18)
novalian'i apache ny 13/04/2007 13:14
belaza ( 18/03/2007 11:07)
niteny ireo ankizikizy tia mihanika hazo i nenibe hoe; rehefa mihanika hazo ianareo ankizivavy dia mitandrema tsara sao hitany ankizilahy avy eny ambany ny kilaoty; dia hoy ilay iray, nénà rehefa mi... tohiny
novalian'i kala ny 27/03/2007 10:45
xxx ( 18/03/2007 11:00)
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:11
sambatra ( 16/03/2007 19:34)
Milazà biby (B) iray miampy zavamaniry(Z) iray hita ao Madagasikara ary amin'ny teny Malagasy. Tsy maintsy mitovy ny litera fiantombohan'izy roa. Vakio tsara ireo voalaza any ambony fa tsy azo averin... tohiny
novalian'i Bita ny 12/05/2007 09:26
SaNja ( 15/03/2007 02:16)
Ohatra : Manga - voankazo Manga - loko Manga - feo (Misy dikany 3 izany ny manga) Tsy eken'ny fitsipi-dalao ny toy ny hoe : Manga - hazo Manga - rivotra Mang(a) - (h)etotra :roll:... tohiny
novalian'i tynah ny 25/05/2007 19:50
sambatra ( 15/03/2007 02:04)
1 = Raiamandreny 2 = Roaso fa hariva ... ... ...... tohiny
novalian'i bmw333 ny 25/03/2007 00:03
tsimatimanota ( 09/03/2007 08:01)
Quelle est la différence?... tohiny
novalian'i DotMG ny 13/03/2007 05:57
infinity ( 09/03/2007 00:43)
Nisy lehilahy iray nitsirika teo @ varavaran'ny salon de coiffure sady nanontany: - mbola misy hafiriana vao anjarako azafady?? -mpanety: (sady mijery ireo olona miandry)...euhh adiny roa eo ho ... tohiny
Stretch ( 07/03/2007 22:55)
mbô hanao hendry ndray androany . nisy bandy 2là zany nandé nanao vôkansy tany am tany miteny frantsay ka izy mi tsamy tsy de mi kôpy frantsay tsara fa zista kamarady fotsiny am fr... tohiny
novalian'i kelly13 ny 15/03/2007 07:23
naughtyboy ( 07/03/2007 18:56)
nisy mpivady nanazava ny heviny momba ny fiainany mpifankatia teo @ fandaharana 1. Mpanolotra(M.1): mbola misy ve zv tsy azonareo 2 resahana ve na ny any ampandriana aza na ko fady2 Vhv(V.2):An3... tohiny
novalian'i nambina ny 14/03/2007 15:07
belaza ( 07/03/2007 18:47)
nandeha teny aminy masoandro hono ny amerikanina, tsy tonga fa niverina fa nahamay be hono, nandeha kosa hono ny japôné tonga soamantsara, fa inona ary no nataony????... tohiny
novalian'i belaza ny 10/03/2007 22:54
kiadi ( 06/03/2007 22:59)
inona re eh????=))=))... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/03/2007 12:58
pimaso ( 01/03/2007 13:49)
? ?[img]http://[/img]:roll::roll:??... tohiny
novalian'i nambina ny 13/03/2007 10:47
salmo1 ( 01/03/2007 10:45)
Izay olona hantsangany olona @ firenena hafa dia azony olom-panangana hatao ny manova ny fanampina-anarany ilay olona nantsangana ary tsy maintsy soratana ao @ bokim-pianakaviana ny anarany ilay nant... tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 10:53
xxx ( 28/02/2007 17:09)
Ilay mompera izany tsy manao n'inon'inona ao ambany soutane. Dia nandeha nankeny amin-dry masera , nandeha motosikleta Tonga teo an-tokotany, dia nahatazana maserea maromaro dia tonga dia nizesta b... tohiny
novalian'i Zina ny 02/03/2007 20:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3035