Hatsikana sy lalao
infinity
(
20/04/2007 10:34)
Nisy tovolahy nandehandeha teny @ plage dia nahita tavoahangy misarona nentin'ny onja
...Nosokafany ilay tavoahangy.... POFFF!!!:^)....:^)" Manao aona ianao!! izaho no "genie" anty tavoahangy ity, ...
suite
répondu par nathie86 le 25/04/2007 14:48
sakaizakely
(
18/04/2007 17:33)
ny mpandihy http://fr.video.yahoo.com/video/play?ei=UTF-8&gid=147844&vid=332412&b=0
ny orizinal http://www.youtube.com/watch?v=g3hBlgo84BM
...
suite
répondu par anjaran3 le 01/06/2007 04:43
pimaso
(
18/04/2007 11:10)
Nisy bandy 3 samy mainty be daholo izy rehetra dia niakatra tany andanitra ka raha vao tonga tao dia nasain'Andriamanitra nisafidy zavatra iray izay tena iriany avy izy 3 lahy , dia nasaina niteny le ...
suite
répondu par pimaso le 24/05/2007 14:31
xxx
(
17/04/2007 06:14)
anisan'ireo mpandeha fiaran-dalamby ity tovolahy afrikanina iray....
tonga amin'ny toerana hahatongavany ingahy renivohitra iray aty europe....
nilaza izy fa very nisy nangalatra ny valise-ny..
rah...
suite
répondu par xxx le 28/04/2007 21:32
lanto
(
16/04/2007 14:31)
Iza nareo mahavita ohatr'ity ranamana ity ?
[img]http://static-02.dailymotion.com/dyn/preview/160x120/482890.jpg[/img]
http://www.dailymotion.com/relevance/search/incroyable%2Bmais/video/xaclm_...
suite
répondu par infinity le 20/04/2007 10:07
Stretch
(
13/04/2007 18:09)
Mbô tatarao hoe ny dokambarotra mapmé any amnareo
ohatra zao ty misy ray tena maha latsaka a mintsy,
za ihany nefa no mimé amn'io fa tsy ny hafa,
"Waou : namôka an !"
Fa taiza kay indry no ...
suite
répondu par sitlo le 20/05/2007 17:29
dadie
(
13/04/2007 10:16)
Tao @ bar ono ireto mpinamana roa lahy ; Misa sy Nary lasa teo ny resaka d oy i Misa t@ Nary oe za less anambady atsy ho atsy d oy ny navalin'i Nary oe sambatra less zany elah fa mba tantarao ny fande...
suite
répondu par dadie le 23/04/2007 20:44
xxx
(
11/04/2007 17:46)
ny fiheverako ny sarikely be dia be ireo dia toy izao ary ny anao?????8O:roll:
8-) mitroka lelo sy mandrehoka;......
8): cool fotsiny
:idea:: azavao fa tsy mazava....
:-P:hehehehehe.......
suite
répondu par fasaly le 14/04/2007 09:37
wooda
(
09/04/2007 22:21)
Blague hita t@ internet
Dans un hôtel, en France, un touriste français prend tranquillement son petit déjeuner : café, croissant, baguette, beurre et confiture. Un touriste américain mâchant ...
suite
répondu par nathie86 le 16/04/2007 09:17
ftma
(
09/04/2007 17:02)
Sao mba mahita lalao gasy azo ampianarina ny ankizy ianareo akoatry ny sabaka sy ny katro?
Na koa devinety kely ireny ...
suite
répondu par johnnyandri le 28/04/2007 10:51
Stretch
(
07/04/2007 17:03)
[img]http://www.alltout.com/humour/humour-noir.png[/img]...
suite
répondu par totofy le 10/04/2007 18:44
hery
(
06/04/2007 11:20)
Tena toran'ny meh za nahita an'ity fa tsy lainga. Mba tiako ho hita koa i Doudou Michel mihira Kilalaka =))=))
http://klipgasy.blogspot.com/2007/04/tsiliva-i-love-you.html
...
suite
répondu par Stretch le 07/04/2007 13:52
mamzelkely
(
05/04/2007 12:26)
enga anie mba hande
http://www.humour.com/videos-comiques/videos.asp?VIDvideo=4412
tanjemo ihany aaa:^)...
suite
répondu par kelly13 le 14/04/2007 17:05
tslem
(
05/04/2007 08:56)
[color=red]azon'ny mpandridra fafàna ra tsy azo atao an[/color]
inn ny zavatra tsikaritrareo am namana iray, samy milaza zay hitany.Ohatra:fiffi:heu...na oe fenoy aloha ny mombamomba anao...
...
suite
répondu par xxx le 13/06/2007 07:49
xxx
(
04/04/2007 11:04)
andao alou hanala azy izany fa zé togna ao andohano de soraty avy hatrany an!
ohatra fotsiny ity..
filozofia...:P...
suite
répondu par fasaly le 06/04/2007 12:50
Samoana
(
02/04/2007 14:47)
(Hatsikana nindramina tany ambadimbadika tany:wink:)
Tany amin'ny fiangonana no niseho ny tantara .
Malaza manasitrana aretina maro ty pasteur iray ka mba nanatona azy ireto mpivady
- apetraho ...
suite
répondu par kelly13 le 09/04/2007 16:56
sambatra
(
02/04/2007 12:50)
Teny iray ihany no ampiasain'ny mpandray anjara. Ilay teny ampiasaina anefa tsy maintsy mafy kokoa, afaka mandrava, afaka manimba, afaka mamotika, afaka mamono, ..., ilay voalaza eo aloha.
Ohatra ...
suite
répondu par karinah le 06/04/2007 08:26
infinity
(
01/04/2007 22:25)
Nisy allemand, anglisy, frantsay ary Sinoa niaraka nandeha nisotrosotro tany @ bar misy an'itony mpandihy miboridana itony na mpanao "striptease" hozy ny fiteny! .Niditra ry zalahy dia samy naka toera...
suite
répondu par lemia le 02/04/2007 15:33
memerz
(
29/03/2007 23:05)
1-) inona no mampitovy ny playstation 3 sy ny nonon-dreny ?
2-) inona no mahasamihafa ny tandramokotra sy ny tanalahy ?
3-) inona ny mampitovy ny sipa banga sady be molotra @ nivaquine ?
4-) inona ...
suite
répondu par pissoa le 04/04/2007 19:57
booboo
(
29/03/2007 14:50)
répondu par kelly13 le 10/04/2007 13:10
