raciste....!

1. xxx ( 17/04/2007 06:14)
anisan'ireo mpandeha fiaran-dalamby ity tovolahy afrikanina iray....
tonga amin'ny toerana hahatongavany ingahy renivohitra iray aty europe....
nilaza izy fa very nisy nangalatra ny valise-ny..
raha tonga tao amin'ny toilette, indro misy vazàh iray miaratra sy miborosy nify.... dia hoy ity afrikanina lahy manotany!...

- AF:ramose afaka mba ampidraminao fihogo ve izaho fa ny valise-ko very ...
- VAZ:eny hoy ilay vazàh tami'ny hatsaram-panahy
- AF mba afaka ampindraminao ahy ve iny fiaharatra iny?
- VAZ: avec plaisir hoy ilay vazàh!
- AF: ary ny mousse à raser koa ve mba afaka ampindraminao ahy...??
- VAZ: eny hatrany hoy ila vazàh!
- AF: afaka ampindraminao ahy ve ny borosy nifinao???
- VAZ: 8O alors! là hoy ilay vazà...tafahoatra loatra ny hataonao....
hoy ilay afrikanina namaly azy:

RACISTE!!!!!!!
:-D
novalian'i xxx ny 28/04/2007 21:32
2. lanto ( 17/04/2007 09:10)
:lol: tsy mahazo mandà tsony zany ny vazah raha tsy te ho raciste :-p
3. pissoa ( 17/04/2007 16:38)
:-D:-D:-D

nefa le afrikanina no tena raciste amizao resaka izao :-D:-D:-D
4. Stretch ( 17/04/2007 17:05)
zao ko ve ho marina fa mba mapmé ka mapmé ?

:roll:
5. fasaly ( 17/04/2007 17:06)
stretch ngah nieritreritra hoe vaovao tselatra anio lay izy:-D:-D:-D defa we hatsikana sy lalao kou!:roll::roll::wink:
6. salmo1 ( 17/04/2007 17:11)
Tsy mapme, fa mahabe ketrona eo @ andrina
7. fasaly ( 17/04/2007 17:17)
ndàna mande any am salon d'estetik aingana:?
8. Stretch ( 17/04/2007 18:11)
ôtrany hitako marina zany salmo ketrona be zany klé,:?
9. lanto ( 17/04/2007 18:46)
Mbola hindrana pôlisy kou le AF refa avy eo !
10. Fiffi ( 17/04/2007 19:18)
na de blague aza le izy toa ohatran'filam-baniny le izy.....
11. fasaly ( 17/04/2007 20:01)
filambaniny ahoana aky ry fiffi...????:roll:
12. nathie86 ( 18/04/2007 08:35)
Stretch:

zao ko ve ho marina fa mba mapmé ka mapmé ?

:roll:


serié be njy zany an:lol::lol::-D:-D
13. fanilo ( 18/04/2007 16:21)
:-D:-D:-D izay zany ilay manao hoe manao lalan-kita kisoa
14. mirana5 ( 19/04/2007 07:41)
:(:(:( Efa mba filana ady kosa ny an'i leiry be taty reraka ka!!!!!!!
Ny fadiovana sy ny fahasalamana zany ry havako dia aoka fotsiny é:-w:-w:-w:-w:-w:-w
15. fasaly ( 19/04/2007 18:50)
ka efa mampidrana lery mbola mahazo ny raciste iany kou!
16. onjah ( 21/04/2007 15:50)
:-D:-D:-D
17. vale ( 24/04/2007 22:29)
tsss, de nanin no natao afrikana lay pindrana brosse à dent klé! angaha hono izy ireny voretra:^):^):^)
18. vale ( 24/04/2007 22:31)
lanto:

Mbola hindrana pôlisy kou le AF refa avy eo !
ary rah avadika njay ny rôla:^):^):^)


19. xxx ( 28/04/2007 09:13)
ka toetran'ny afrikan mitsy ilay sans façon anie e!...
20. xxx ( 28/04/2007 21:32)
de aiza ny olana ratsiksa :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1638