Hatsikana sy lalao
Bita
(
12/05/2007 09:18)
Mba efa fantatrareo hoe fa ireny blondine ireny anie ka dondrona. Izaho aloha tsy mahafantatra fa ity misy an'isany.
Indray andro nifanena teo @ fiandrasana bus ireto blondine 2 vavy. Dia hoy ilay ir...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/05/2007 14:39
johnnyandri
(
12/05/2007 03:16)
Neny a, andeha hoentiko mandehandeha i toto manodidina ny farihy.
Neny: Angamba tsy tokony hoentinao izy fa mbola en chaleur io izao.
Fa inona no dikan'izany en Chaleur kay???^^
Anontanio ny rainao...
tohiny
novalian'i sympa ny 14/05/2007 00:42
Samoana
(
11/05/2007 16:48)
Sahirana @ kajy lebado. Miezaka manampy mafy azy ny mpampianatra:
- Raha atsofokao ao am-paosipataloha ankavia ny tananao dia misy roanjato ariary ao. Atsofokao ao @ paosy ankavanana de mahita telonj...
tohiny
novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:53
bazylou
(
10/05/2007 23:46)
Nisy mpivady anakiroa hono zany dia efa ho erintaona hono izy tsy nanao mihitsy! Indray hariva ary dia niteny rangaha hoe:
- andao isika sy enao mba hanao ramatoa fa tena efa herintaona ange zay e! ...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 12/05/2007 03:24
Bita
(
10/05/2007 18:39)
Nisy mpivady nifanaraka fa tsy hatao fantan'ireo zanany rehefa hifankatia izy roa ka natao hoe machine lave no resahina rehefa te.........(l). Dia indray atoandro tena te ... be ilay rangahy dia nirah...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 12/05/2007 02:56
johnnyandri
(
10/05/2007 03:48)
Amerikana sy frantsay ary sinoa mianatra mamaky teny Malagasy.
Vakionareo ity fehezan-teny ity:
Milalao rora i Farakely.
Amerikana: Mihantona ny RRRR fa tsara
Frantsay: Mi-rouler rrrrrr
Sinoa :ba...
tohiny
novalian'i cialaurie ny 11/05/2007 08:05
mandrak
(
08/05/2007 22:41)
nareo vé efa mba nandalo tato http://sitlo.blaogy.org/2007/05/06/si-fito-omby/...
tohiny
novalian'i wooda ny 17/05/2007 23:58
sitlo
(
07/05/2007 19:10)
[center]=))=))=))[/center]
...
tohiny
novalian'i sitlo ny 14/05/2007 14:58
Stretch
(
03/05/2007 21:58)
zay mahita ko ary ?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/2286/humour204clipimage00200bs1.jpg[/IMG][/URL]
:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i glamoor ny 20/05/2007 10:53
mikavao
(
03/05/2007 15:31)
Miarahaba antsika rehetra mpitia sy mpandàla io Lalao io.:D:D
Midira ao amin'ny araka ny mahazatra dia tsidiho ny "rohy fampianarana takitika eseky" fa ho hitanao ao ny [b]DIDY FOLON'NY ECHECS!