Hatsikana sy lalao

mandrak ( 25/05/2007 19:34)
asa ra efa enonareo ty akamatatr' ty idray andro on' i Koto siny fianakaviany voa sakany police ka nantaniny oe "firy nareo no ao anatin' io fira io?" de namaly Koto oé: -zanany rao de dadany ra... tohiny
novalian'i sonwin ny 28/05/2007 17:12
sitlo ( 24/05/2007 15:15)
[center]....... http://img527.imageshack.us/img527/4852/imagesoj6.jpg .................. http://img527.imageshack.us/img527/1919/images2gg4.jpg ........[/center] anjaranao no misafidy, dia asio h... tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:51
mamzelkely ( 24/05/2007 12:09)
zao zany le atao hoe ratsy vintana veuu :roll::-D:-D:-D http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=110542... tohiny
nanas ( 23/05/2007 21:23)
Nisy olona anakiray niandry bus fa handeha hody, tsy ampy anefa ny vola tany ampaosiny. Tonga saina kely izy: - hay moa ilay chauffeur ka bala-maso( mihaona eo ampovoany ny masony) . Hitako ny hev... tohiny
novalian'i kofbay ny 05/11/2007 19:06
infinity ( 23/05/2007 14:35)
Hiatrika fanadinana "code de la route" hahazoana taratasy ahafahana mitondra fiarakodia sokajy "B" ny tovolahy. Tonga ny fotoana hanaovana ny fanadinana....: - Mpanadina: inona avy ireo karazana... tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:34
infinity ( 23/05/2007 11:43)
Tonga tao @ centre fitsaràna miaramila ity ranamana: - Kapiteny: Iza ny anarandrangahy? Rabevomanga mon kapiteny! -Kpt: Firy taona? sns... Dimy amby telo mon kapiteny.... -Kpt... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/05/2007 08:49
johnnyandri ( 22/05/2007 08:23)
Raha mandeha eny an-tsena ianao dia misy karazana resaka sy feo fahenonao matetika eny, toy ny hoe: alefa , alefa... raha mitady parking ianao ohatra.8) Na koa ny hoe ramose ramose sady manolotra ny t... tohiny
novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:55
ikaretsaka ( 20/05/2007 12:13)
Rehefa tsy mamaky tsara sy tsy mandinika sy mpandray an-tendrony sy BornE dia lasa manao fisaina ohatran'ity sipa ity! http://www.dailymotion.com/relevance/search/masturbate/video/x72dg_satisfacti... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:45
Bita ( 20/05/2007 08:47)
Dokam-barotra oh avy ny Radio Madagasikara. Oh: MADIO O.........mitolona @ LOTO O! Oh: Bonbon Pecto .......chocolat au lait..........asa re. Tohizo ary lay izy dia mazotoa:-P:-P:-P:-P:-P:-P... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2007 19:03
bazylou ( 20/05/2007 02:03)
Le tam propagandy tam 2002: le mpanao propagandy miteny de ny olona mamaly sady miady rima an! A:Mahiratra fa tsy tatanana! ny olona:Marc Ravalomanana dia nisy nanohy hoe A:Manao loaka anana... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:29
bazylou ( 18/05/2007 21:29)
ny hoe ""kids game"" ???... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:18
sympa ( 17/05/2007 18:39)
Ahoana ary ny fomba ataonao raha sady mamaky boky enao no manao ordi no mianatra :?: lol :-D Anjaranareo no mandinika azy :!: ;-)... tohiny
novalian'i nathie86 ny 18/05/2007 13:07
rakaroka ( 17/05/2007 18:02)
Amin'izao maha "izilay" ny "gasy" izao:lol:,( izany hoe tokony izy izany no atao modely):lol: dia tsara mba jerena ihany ny maha "teny fototra" ny teny gasy, ka asa raha mba misy ahita ny teny sasany ... tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:09
Bita ( 17/05/2007 14:57)
Nisy ingahy izay, tsy miala anaty paosiny mihintsy ilay flesy. Saingy ny nahavariana olona tsy mitondra haza miverina any an-trano izy rehefa miverina avy anaty ala any. Indray andro nodinihin'ilay ve... tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:45
bunny ( 16/05/2007 11:50)
Nibitsibitsika t@ ity elefanta iray ity hono ity vitsika, afaka segonda vitsivitsy nefa tsy mbola tapitra izay nolazain'ity vitsika dia safotra, nenjera ity elefanta goavana be...inona no antony?... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2007 19:12
xxx ( 15/05/2007 18:31)
premier ministre : Hery Eugène:lol: ministry ny fikarohana scientifika: Herimiafina (* efa ela izy no tsy hita : mbola variana mikaroka):lol: ministry ny fitsarana: Fijo:lol: ministry ny spo... tohiny
DotMG ( 15/05/2007 12:14)
Ho anareo mpi-tchat @ Gmail, matetika misy misoratra eo hoe [color=#888888]eugene is typing[/color] na hoe [color=#888888]eugene has entered text[/color]. Fantaro fa afaka atao rapida be ny tchat, ka ... tohiny
novalian'i agoago ny 16/05/2007 10:28
johnnyandri ( 14/05/2007 17:24)
Dia inona koa ny sasany??? Anareo indray ary ny tohiny ohtra: Soavimasoandro lasa soleil...:lol::lol: Amerika lasa bekintana...... tohiny
novalian'i tynah ny 25/05/2007 19:20
bazylou ( 13/05/2007 11:29)
-Misy miala ao @ siperma? ao le fréan'le miala ao @ siperma azafady ô! -Aty "vato eroporo, roanjato o", "mandroso ry neny an" (lay neny aminio nefa vao sipakely) -Andraso aloha fa misy roanjato ... tohiny
novalian'i bazylou ny 14/05/2007 23:32
Bita ( 12/05/2007 09:18)
Mba efa fantatrareo hoe fa ireny blondine ireny anie ka dondrona. Izaho aloha tsy mahafantatra fa ity misy an'isany. Indray andro nifanena teo @ fiandrasana bus ireto blondine 2 vavy. Dia hoy ilay ir... tohiny
novalian'i Bita ny 17/05/2007 14:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1033