elefanta sy vitsika
1. bunny
(
16/05/2007 11:50)
Nibitsibitsika t@ ity elefanta iray ity hono ity vitsika, afaka segonda vitsivitsy nefa tsy mbola tapitra izay nolazain'ity vitsika dia safotra, nenjera ity elefanta goavana be...inona no antony?
novalian'i xxx ny 25/05/2007 19:12
9. bunny
(
16/05/2007 17:22)
ity ary ny valiny fa maika hatory zah io:
hoy ilay vitsika t@ ra-elefanta:
bevoukanao iza:-D:-D:-D:-D
hoy ilay vitsika t@ ra-elefanta:
bevoukanao iza:-D:-D:-D:-D
13. sympa
(
17/05/2007 14:04)
8-)8-) Oadray, de tsy voahitsaka tao ve le vitsika kle :?: 8O
=))=))=)) milay kosa klo eee :!: :-D:-D:-D:-D:-D
=))=))=)) milay kosa klo eee :!: :-D:-D:-D:-D:-D
17. xxx
(
18/05/2007 16:53)
Mpandefa : bunny [ Valio ] 16-05-2007 19:22:52
Lohateny : Re : elefanta sy vitsika
ity ary ny valiny fa maika hatory zah io:
hoy ilay vitsika t@ ra-elefanta:
bevoukanao iza
:-D:-D:-D:-D:-D
iza ary za o :wink:
19. Samoana
(
18/05/2007 17:19)
bunny:
ity ary ny valiny fa maika hatory zah io:
hoy ilay vitsika t@ ra-elefanta:
bevoukanao izà:-D:-D:-D:-D
mivelatra be izany fitiavan'le fourmi izany a :-D !
20. Samoana
(
18/05/2007 17:21)
bunny:
ity ary ny valiny fa maika hatory zah io:
Tafandria mandry e !De tapeno tsara ny sofina sao tafiditry ny vitsika:wink: