elefanta sy vitsika

21. xxx ( 18/05/2007 17:23)
Mpandefa : melody [ Valio ] 18-05-2007 19:07:39
Lohateny : Re : elefanta sy vitsika
fantatro tsara indry, f'aleo tsy lazaina eto an, sa...?

efa kobon-jy zany fa aza lazaina eto:wink:
22. melody ( 18/05/2007 19:06)
ok, taiza fôna indry e?
23. xxx ( 19/05/2007 02:30)
mbola natsaka rano
24. johnnyandri ( 19/05/2007 03:54)
:-D:-D:-D:-D
pimaso:

ary ny petrole ?
;-)
;-)
;-)

:-D:-D:-D:-D:-Dinona ve no idiran'ny vitsika amin'y petrole?=))

25. tynah ( 23/05/2007 21:23)
ity koa misy iray:
Niady ny vitsika sy ny elephanta. nifandinika ny vitsika fa hanafika an dra elefanta. Niditra avy ary ambany ry vitsika mianakavy" ary am lalan'ny kaka ry zareo no niditra d direction any am vava. noho ny tonga teo akaikin'ny tendany am zay ny vitsika mpitarika d hoy ilay sefon'ny vitsika sady niantso mafy hoe: Tonga d kendaho am zay létia eh!!!!=))
26. bunny ( 24/05/2007 12:16)
:-D:-D:-D:-D
27. xxx ( 25/05/2007 19:12)
tanana kelin dra vitsika nanakenda an dra elefanta beuuuuuuuh=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2004