Baka "flesy" fitifiram-borona
1. Bita
(
17/05/2007 14:57)
Nisy ingahy izay, tsy miala anaty paosiny mihintsy ilay flesy. Saingy ny nahavariana olona tsy mitondra haza miverina any an-trano izy rehefa miverina avy anaty ala any. Indray andro nodinihin'ilay vehivavy mifanila taminy ilay flesy. Gaga izy fa tsy misy fingotra ilay izy. Nanontany tena izy hoe ary ataony inona ary iny raha tsisy fingotra ary lery mankany anaty ala foana ary miaraka aminy foana iny baka flesy iny? Farany tsy naharitra ilay ramatoa fa liana ny hanaovan'ilay ingahy ilay baka flesy rehefa mankany anaty ala izy ka narahany maso...... Nojereny tsara ny fihetsik'ilay rangahy ary dia indro fa lasa tanaty ala tany ka dia narahiny hatramin'izay nijanonany. -indro ary ilay rangahy fa nijanona teo @m-bodihazo ny farany ary dia nanala pataloha ary indro fa navoakany ilay baka flesy ary inona hoy ianareo no nantaon'ny lery ilay baka flesy natsatony tsara tanaty tany ary dia nahantonny lery ilay mahalehilahy azy mba tsy hikiraviravy fa ny atody 2 ao ambadika. Ka dia sady nivanaka ilay viavy sady nihomehy :-D:-D:-D:-D izy no lasa niherina. Dia izay indray ary fa nmy baka flesy aza adino rehefa mankany anaty ala ry zalahy.
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:45
2. sympa
(
17/05/2007 23:45)
=))=))=))=))=)) milay lesy an :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Noheveriko fa ilay mahalehilahy no basy de le baka flesy ato tongony sy hivizena ilay zvtr hotifirina :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Noheveriko fa ilay mahalehilahy no basy de le baka flesy ato tongony sy hivizena ilay zvtr hotifirina :!: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Bita
(
20/05/2007 08:38)
Izaho lesy hitantara intsony fa saika mba hampiseho video fa tsy haiko akory aza ny manokatra azy fa snisy nifampitohy t@ ity mihitsy fa angamba rehefa mndroso ny fahalalako azy.:-/:-/:-/
6. johnnyandri
(
20/05/2007 09:04)
baka-flesy sans fil izany le izy de mitady reseau lery:-D:-D:-D:-D
8. sympa
(
22/05/2007 21:57)
tapatapaka fona angamba ny reseau any kle :!: :-D:-D:-D:-D To arian'lery foany manko ny bakany rehfa miverina de mitady afa ndray :-D:-D:-D
9. Bita
(
29/05/2007 17:45)
tohizako indray ny baka flesy: nisy marary saina nampidirana tany anjaramasinina noho izy tia mitifotifotra @ flesy. Tany izy nandritra ny volana sy taona maromaro. Indray andro mba toa voamarikin'ny mpitsabo fa toa hoe efa sitrana izy ka dia hoe: avoaka handeha hody. Saingy tsy maintsy atao test aloha vao alefa. Nanontaniana ary izy: hono hoa aho Ragay: mba inona no ataon'ingahy rehefa miala eto. andeha hitady asa aho hoy izy. Dia hoy ilay dokotera anakam-po tena salama lery. Dia rehefa mahita asa, dia mba maka tokatrano aho, dia ahoana koa, dia haka vady aho. Eny ary ary ataon'ingahy inona vady, :-D:-D:-D:-D lery hoentiko miara mivoaka amiko, de refa tonga ao an-trano de :-* :*safosafoiko ary avieo? hoy ilay dokotera tsy nahandry: alako moramora ny silipony dia sintoniko ny elastika de hitifirako lalitra. Dia miala tsiny aho hoy ilay dokotera fa mbola tsy mahazo mivoaka ianao rangahy...... Maty aho basy......