mianatra tany gasy

1. johnnyandri ( 10/05/2007 03:48)
Amerikana sy frantsay ary sinoa mianatra mamaky teny Malagasy.
Vakionareo ity fehezan-teny ity:
Milalao rora i Farakely.
Amerikana: Mihantona ny RRRR fa tsara
Frantsay: Mi-rouler rrrrrr
Sinoa :badaLELA
eny ary fa efa mahay ihany saingy tsy mitovy ny famakinareo ny RRRRRRRR.
fehezan-teny manaraka:
Izah0 irery mandeha irery any anaty ala.
Amerikana: mihantona ihany ny RRRRR
Frantsay: mbola mirouler rrrrr ihany
Sinoa: nandinika elaela aloha:roll::roll::roll::idea:zay vao niteny hoe: IZAHO TOKANA MANDEHA TOKANA ANY ANATY ALA.:-D:-D:-D
novalian'i cialaurie ny 11/05/2007 08:05
2. karinah ( 10/05/2007 09:40)
:roll::roll:, mianatra tAny gasy??? :lol:
3. sympa ( 10/05/2007 13:15)
8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-) tsy azoko marina kle :?::?::?:8O8O8O:-/:-/:-/:-/
4. booboo ( 10/05/2007 13:54)
:-D:-D:-D
5. anare ( 10/05/2007 15:48)
Atao hira io no tena milay dia mbola tohizana hoe, KA TENA IRERY.
6. anare ( 10/05/2007 15:50)
Tsy nety tsara, ny an'ny sinoa novany hoe KA TENA TOKANA
7. johnnyandri ( 10/05/2007 15:52)
diso tsipelina fa mianatra tEny gasy no izy ...
8. sympa ( 10/05/2007 16:07)
nga tsy hoe mianatra tAn-gesy no tena marina :?:
9. sympa ( 10/05/2007 16:32)
raha azoko zany ilay suze :!::idea:
de ilay U.S.A izany miteny hoe: izaho iey mandeha iey anaty ala
de le farantsiay hoe: Izah0 igregry mandeha igregry any anaty ala.
fa ilay sinoa kosa: Izah0 irery mandeha irery any anaty ala. 8-)8-)8-)8-):roll::roll::roll::^):-/:-/heu...... aleo tsy hotenenina fa otrany :?::?::?: :oops::oops::oops::oops:
10. cialaurie ( 11/05/2007 08:05)
ra za le sinoa de noteneniko ihany, hihihiih:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))o^oo^oo^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1005