Blague: machine a lavé

1. Bita ( 10/05/2007 18:39)
Nisy mpivady nifanaraka fa tsy hatao fantan'ireo zanany rehefa hifankatia izy roa ka natao hoe machine lave no resahina rehefa te.........(l). Dia indray atoandro tena te ... be ilay rangahy dia nirahiny ny zanany ho any @n-dreniny ary dia hoy izy lazao ny reninareo fa mila machine a lave hono i Dada fa maloto ny akanjony. Dia lasa ilay zaza, dia tonga tany @ reniny ary hoy izy maloto hono ny akanjon'i Dada ka afaka manasa @ machine a lave ve hono izy? dia hoy ny reniny an! an! tsy mbola fa mbola feno lamba malto ao ka tsy omby intsony (????)
Dia ny andro manaraka nanda koa ilay ramatoa fa???? mbola simba hono hoe ...Indray andro ilay ramatoa indray no naniraka an-janany hoe efa vita hono ny machine fa misy akanjo ho sasana ve i Dada? dia hoy ilay rangahy hoe: lazao ny reninareo fa efa nosasan'i Dada t@ ny tanany hono hoe::lol::lol::lol:
2. xxx ( 10/05/2007 18:54)
toto-tanana ve? Miaraka @ savony ôô!=))=))=))=))=))
3. xxx ( 10/05/2007 19:36)
:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
4. mandrak ( 10/05/2007 20:43)
bita>de ina no ny kosehiny azy, brousy vé? =))=))=))=))=))=))=))=))=)) (brosse métallique)
5. booboo ( 10/05/2007 20:54)
:-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 10/05/2007 21:25)
c'est beau, c'est neuf , lavé avec MIR LAINE :-D:-D
7. pimaso ( 11/05/2007 07:33)
=D=D=D
;-)
;-)
;-)
8. cialaurie ( 11/05/2007 07:59)
milay e, hafa koa:-D
9. nathie86 ( 11/05/2007 08:47)
eh eh en manque daholo ko ny ato zany
10. Bita ( 11/05/2007 14:55)
Ok rehefa tsy manana machine a lave lesy nareo dia sasao @ tanana fa aza maka mpanasa lamba a! fa sao maloto noho ny teo aloha:P:P:P @ manaraka koa
11. pissoa ( 11/05/2007 15:05)
:-D:-D:-D
12. Bita ( 11/05/2007 15:06)
:°):°):°)
13. Bita ( 11/05/2007 15:24)
ok lazao indray ary izay tinareo fa manana hafa aho ohatra hoe: tany Sainte-Marie no niseho ity ary tena izy an! tsy misy hidiran'ny machine ity fa hafa mihintsy indray. Nisy mpampianatra frantsay avy any Antananarivo hono affecté tany Sainte-Marie, dia hoy Qui va au tableaux? tsy nisy namaly ilay mpianatra. Fantatry ny mpampianatra anefa fa haindry zareo.... Tapitra ny lera dia lasa nody daholo. Vao tonga tany an-trano ireo ankizy dia hoy izy ireo t@ ray aman-dreniny: lazain'ilay mpampianatra vaovao izahay fa kiva hono. Tezitra koa ireo ray aman-dreny dia nampiakatra tany @ Directeur hoe: mba olo ino rô ao fa ny zanakay lazainy fa Kivà. Inona ary lay Kivà raha hainareo? Dia sady ankamantatra kely iny izany e!
14. Samoana ( 11/05/2007 16:34)
Bita/ "Qui va au tableau" noheverin'ny ankizy hoe 'Kivà au tableau ?":-D
Kivà= alika raha tsy diso aho
( efa nisy machine à laver ve t@ izany sa le kiva no solon-tsavony ? :-D? )
15. johnnyandri ( 12/05/2007 02:56)
Mba tsy nividy machine e laver hafa ary i dada koh:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2511