Hatsikana sy lalao

tsoupou ( 11/07/2006 11:08)
Nisy blonde nakany am dokotera : - Ô Radoko a, marary kibo angamba ny lohako - An, aona zany ??? De otran'ny ahoana ny fisehon'lé aretinao zany ??? - Isak'izay mba manakevitra a dé hevi-maloto (... tohiny
dadabe ( 11/07/2006 09:51)
mba mangataka re tompoko oo!!ataovy teny gasy fa tena tsy maharaka teny frantsay intsony anie zah e:snif::snif::snif: , mahay ihany aho fa very indraindray , de menatra be aho fa ny olona eto @ serase... tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 06:28
tsoupou ( 11/07/2006 09:07)
Nilentika ny sambon'ireto mpivady, rangahy magicien ary ramatoa assistante. Sosotra i ramatoa indray andro : - Bitro, voromailala, bitro, voromailala, ... Dé ireo foana, fa nga enao tsy mahay mamo... tohiny
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:11
tsoupou ( 11/07/2006 09:03)
Toy izao ny fahitan'ny mpahay antontan'isa (statistique) ny mpiasam-bahoaka eo anatrehan'ny asany: Lundi 10% Mardi 38% Mercredi 25% Jeudi 22% Vendredi 5% -------------- TOTAL 100% ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 10:33
tsoupou ( 11/07/2006 08:40)
Dika teny malalaka an !!! Tany am bar tany Arabie saoudite i Chirac sy Bush nana-py kely, dé tratran'ny polisy. Tsy fanao ny misotro toaka any na dia misy aza ny fivarotana azy. Voaheloka ahazo ve... tohiny
novalian'i little ny 14/07/2006 05:14
pissoa ( 10/07/2006 16:22)
Nisy rangah gilady be zany niditra tao amin'ny bar, dia nanontany ... - Iza izany Marc izany? - Zah! Fa ahoana? Dia nanantona le glady be dia tonga nomeny ny totohondry le Marc, dia nianjera ta... tohiny
novalian'i pissoa ny 12/07/2006 04:09
dadabe ( 10/07/2006 08:06)
http://msn.qihoo.com/prog/frame.html?id=34192&u=http%3A%2F%2Fbbs.ent.tom.com%2Fforum%2Fview_thread.php%3Fforumid%3D156%26threadid%3D32830%26backurl%3Dhttp%3A%2F%2Fbbs.ent.tom.com%2Fforum%2Flist_thread... tohiny
novalian'i bebe ny 12/07/2006 04:52
dadabe ( 09/07/2006 02:52)
mba fantatrao ve fa 1 ihany no hotely 7 etoiles eto @ ity planeta hiainantsika ity?hotely lux indrindra erantany. http://www.delirant.com/annuaire/goto-7241.html ho anay eto chine dia hisy promoti... tohiny
novalian'i bebe ny 12/07/2006 04:57
tsoupou ( 08/07/2006 13:47)
Indray andro nisy bandy kely sy ramatoa niaraka naka coin coin mba (l). Kay lé ramatoa tsy mety afa-po mitsy dé mody niera tam lé ramatoa izy oe andé hipiss alou vetivety. Nahita Razoky nanolo p... tohiny
novalian'i papala ny 11/07/2006 10:59
tsoupou ( 08/07/2006 13:35)
Indray mandé zay teny am cité (misy rihana io an). 3 mianaka no iray trano nefa ny trano tery dia tery. Izy mivady dé i Koto no mipetraka ao. Tery moa lé trano dé tsy maintsy mihafy na kely na l... tohiny
novalian'i tsoupou ny 12/07/2006 12:08
fasaly ( 08/07/2006 06:15)
Raha nody avy niasa ity rangahy, ni sonner ka ni sonner tao ambaravarana tsisy namoha, farany rombotra beuh dia lasa nihodina tary amin'ny varavarakelin'ny lakozia, novakiany lay fitaratra dia afaka n... tohiny
novalian'i fasaly ny 11/07/2006 15:46
xxx ( 07/07/2006 17:47)
Nisy ramatoa iray nijoro teo amin'ny toerana iray misy soratra hoe TSY AZO ANAOVANA MALOTO ETO(ERY KOA). Dia nisy razoky mamo tonga dia nipisy (pssssss) teo sady tsy taitra mihitsy. Dia avy eo izy nan... tohiny
mamzelkely ( 07/07/2006 05:21)
ho antsika rehetra!!!! anio ny andro farany amin'ny fisandohana [b]"zelkely"[/b] ko dia manararaota farany fa anio n farany ra mbola misy tsatsa am herinandro de hametraka plainte izy :^):^):-D:-D... tohiny
fasaly ( 07/07/2006 04:05)
dadabe mou namako ô! sady tiko beuh.....:cry::wink::P:-*:* tsy foiko sady tsy ho hadinoko .......ho na"i dadabe ihany io soratra io an!:wink:... tohiny
novalian'i booboo ny 21/07/2006 15:49
pissoa ( 04/07/2006 09:17)
Namaky gazety ony zany le rangahy iray dia nanontany ny vadiny ... - Fantatrao ve fa ny vehivavy miteny teny 30.000 eo ho eo isan'andro moa ny lehilahy 15.000? - Mazava ho azy ... Rehefa miresaka ... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/07/2006 16:49
Mifenty ( 01/07/2006 11:39)
iza no mahalala anlé oul tsatsa zay 1- misy nirina ny anarany 2-tsisy ifandraizany ny ps ny 3- manana sary bobaka izy 4- tady izara ny firenena misy azy 5- any ny foiben'i eropa ... tohiny
novalian'i Mifenty ny 14/07/2006 16:47
ramialy ( 01/07/2006 11:13)
[img]http://www.heberg-forum.net/confirm.php?code=i38CDcDRClNDCn&pseudo=ramialy[/img]... tohiny
novalian'i kala ny 14/07/2006 12:21
Mifenty ( 01/07/2006 04:31)
tattsy andrefana ty [quote]fatsora leitsy ialahy 'ty ry bedada, mba kôzy ê! Mifenty, tena tsy rariny leitsy ny an'ny leiry, akaparé ny daholo ve ny jôba, tsy befialonana zah fa tena hoatrany ... tohiny
diamondra27 ( 30/06/2006 06:11)
ny virus... tohiny
novalian'i xxx ny 07/07/2006 13:30
fasaly ( 30/06/2006 03:54)
miala tsiny foana an! Un médecin vient porter plainte: - explique-t-il : un homme se présente à ma consulation, je lui conseille de prendre quelque chose de chaud, et il s'en va avec mon par... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1699